Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny
81. prime
(
22/10/2008 10:53)
ikaretsaka> :-D Mahagaga fa ny toetranao rehetra lazainao fa ataon\'ny olona an... =))
Izaho fjkm ary tsy indray mandeha no mpiteny fa manana fahalemena ny fiangonana... ary tsy iray fa maro ary ekena izany... izany indrindra no tsy itomoemoepoana fa andraisana andraikitra avy hatrany...
Fa izaho nefa mbola tsy nahita an\'ika niaiky ny fahalemen\'ny ekar ary maro dia maro koa nefa izy ireo fa na hatramin\'ny famonoan\'olona fantatry ny rehetra nataon\'ny \"inquisition\" aza ohatra dia mbola ahitana fanamarinana hatrany... :roll:

ikaretsaka:... Ka raha nitehaka aho dia faly nahita ny firehana tsara tianao atao saingy tsy dia mahita izany loatra amin\'ny ambaranao matetika fa toa ianao aza no mpitsara sy mpanenjika ny mpanompon\'Andriamanitra... :lol:
izay anbie ra prime no mahatonga ahy miteny foana hoe aza ferana e.. jereo ny realite, ahoana raha tsy fijery kristianina na ristianina aza ny tena, ahoana ny momban\'ny fifohazana 9na tsy fifohazana aza ny tena0 mizara momban\'ny pelerinazy tetsy sy tary (satria misy mety liana @ izany)
ahoana ny fijery siantifika momba izao tranga izao... sns...
fa tsy tonga de hoe satria ho\'zy i imam na i masina maria na i nenilava na i Fijosy de zay zany na inona na inona de zay!
82. ikaretsaka
(
22/10/2008 14:12)
za tsy miaro ny ekar raha tsy mahita argu mandiso ilay argu aroson'ny namana sy milaza heo diso io fa ity ny tena izy.
Raha mandeha ny inquisition a manana argu tsara ilay namana dia resaa hafa izany..de tt facon aza ny inquisition efa fota mandry any no fohazina fa izay mitranga @ izao isia miteny izao!
raha mandeha ny pretra pedo de miteny aho hoe ratsy ny pretra pedo ary mi contre an'io aho fa tsy heo satria izy pretra ato de arovao na pedo aza!
samihafa @ ny anao hoe na pasitera mamoehatra sy ravitra bobongolo aza sy mpiangona miady atsy sy eroa @ pasiterany aza na hita izoa fa misy hadisoana ataon'i pasitera dia arovana satria pasitera ko... tsy misy argu mitombona tsy misy lilil fa zay fotsiny hoe satria ianao fjkm de le pasitera fjkm!

83. prime
(
23/10/2008 10:50)
:-D
Mba ambarao hoe taiza aho no niaro Pasitera nanao ratsy satria fjkm???... manaporofo ny voalazako etsy ambony ianao hoe, mpitsara sy mpanenjika ary ny tena olana dia tsy misy porofo... samy mizaka ny nataony, ka na Pastera izy na inona rehefa nanao ratsy amin'ny fiarahamonina dia mizaka ny fitsaran'ny fiarahamonina, raha nanao ratsy tamin'Andriamanitra dia samy handalo eo avokoa ary ho mafy kokoa ny an'ny olom-boahosotra niala tamin'Andriamanitra... na fjkm izy na evanjelika na ekar dia samy mandray ny andraikiny avy...
Mikasika ny "inquisition" dia ohatra fotsiny fa eo ianao izao dia manaporofo tsara ny voambarako... lazainao fa efa fahiny sy lany andro ny "inquisition", fa sao heverinao fa tsy fantatry ny olona ny anarany ankehitriny??? :wink: fa sao heverinao fa tsy fantatry ny olona hoe iza ny papa ankehitriny???... hitanao fa tsy zakanao ny ambaranao nefa ataonao amin'ny hafa, sy lazainao fa ny hafa no manao ny ataonao sy ny fanaonao... :roll:

84. ikaretsaka
(
23/10/2008 15:13)
prime:
:-D
Mba ambarao hoe taiza aho no niaro Pasitera nanao ratsy satria fjkm???... manaporofo ny voalazako etsy ambony ianao hoe, mpitsara sy
vao tsy ela ianao no nisy an'ilay hoe rafitra tsy nanjary tao @ FJKM sy pasitera tsy mety miala, ny zanaky ny prot nalefa any @ sekoly Kato, ny olan'ny sekoly prot sns...
de ho'zy enao hoe ka pasitera ange mahanra e. ka izao sy izao ange e.
raha tsy elabe taty aoriana ianao vao hoe ..eny e.. ka misy raha tsary manjary ao!
:-D :-D
fa izay le fika iray koa izay... mody alentika any le izy de..... ho ho tsy nanao izany zahay ka... :wink:
85. niryna
(
24/10/2008 04:27)
prime:
ikaretsaka> :-D Mahagaga fa ny toetranao rehetra lazainao fa ataon\'ny olona an... =))
:roll: :D
87. ikaretsaka
(
24/10/2008 16:00)
niryna> aza tsimponina e
aho:
tsy hoe voalaza na voahevitry ny ekar no hijereko azy fa ao daholo ny biblika, teolojika, historika, ethics , sociologika... sns.....ka!
diniho tsara ny firesako hatr@ izay fa za tsy typen'ilay hoe ho'zy ny Baiboly toko faha zao sy zao hoe...
fa hoe ahoana ny efefts an'iny ara contexte, ara-piaraha monina, ara tantara, ara theologique, ny fijerin'ny nianatra manokana momba izany!
izay aho vao mampitovy ilay fijery rehetra dia mijery hoe iza no mahafeno ilay fijery @ sehatra rehetra
dia eo aho no mijery hoe ny ifijery sy firona tahaka izao no manakaiky kokoa ilay olana raha dinihina araky ny sehatra maro mamihafa ilay izy...
88. prime
(
27/10/2008 12:21)
ika:... mba asehoy hoe azafady izany vao tsy ela izany!!! :lol: azo averina tsara mantsy raha vao tsy ela...
vao tsy ela ianao no nisy an'ilay hoe rafitra tsy nanjary tao @ FJKM sy pasitera tsy mety miala, ny zanaky ny prot nalefa any @ sekoly Kato, ny olan'ny sekoly prot sns...
de ho'zy enao hoe ka pasitera ange mahanra e. ka izao sy izao ange e.
raha tsy elabe taty aoriana ianao vao hoe ..eny e.. ka misy raha tsary manjary ao!
Tsotra ny nambarako, ny rafitra fjkm tsy lavorary toa ireo rafitra hafa eo amin'ny fiangonana hafa ihany koa ka samy manarina ny azy no fahendrena araka izay nampianarin'i Kristy... raha tsy mety miala ilay Pasitera dia misy rafitra ny fjkm, mpitsara ny olana vokatra ny ataon'ny Mpitandrina dia samy manana zo hitodika sy handrohy ary hitory any amin'izany rafitra izany avokoa... izay didim-pitsaràna eo no ampiharin'ny fjkm... raha mianatra any amin'ny sekoly katolika ny zanaky ny fjkm dia manaporofo izany fa tsara ny sekoly katolika ary mandresy lahatra ny Ray aman-dReny tsy an-kanavaka, ka tsy hitako ny olana... ny sns ambaranao dia tsy hita mazava... :)
Izay faharatsiana hafa tianao hanenjehana ny fjkm dia tsy misy olana izany fa zonao malalaka... tsy hitako izay olana... raha mitombina ilay izy dia ekena ary tsara tokoa ny mikaroka vahaolana tsara sy mahomby hanarenana azy... raha tsy mitombina ilay izy dia tsy indray mandeha ny tenako sy ireo namana maro mitondra fanampi-mpanazavana toa ilay lohahevitra nilazana hoe "misy tsy mazava ao amin'ny fjkm", ka rehefa nozohina ilay hevitra dia filazana tantara diso manao hoe niady ny fiangonana telo no nahatonga ny fiorenan'ny fjkm... izay ny tena zava-nisy nefa dia ny nifanohitra tamin'izany ka nitondrana fanazavana fa ny fjkm aza dia fitambarana fiangonana fifohazam-panahy telo samihafa... :) (ohatra ihany iny)
89. ikaretsaka
(
27/10/2008 19:20)
aza eo no mody miala bala eo ry prime an.. aza mody hafindra any @ hoe ika manenjika fjkm le izy fa eneno hoe mivadi dela i prime
90. niryna
(
28/10/2008 17:20)
badboy:
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil: :evil:
lasa :evil: daholo indray izany ny mizara ny tenin'Atra eto ? marina aminao tokoa izany fa fandaniana andro toy ny rehetra mandany andro amin'ny zavatra hafa ka,inona no tombotsoa azoko amin'izany? inona no zaraiko ny olona manodidina ahy sy ireo mpiray tanindrazana a miko.Inona no tadiavin'Atra ahy,inona no zavatra takiany tiany ataoko ? Nizara izay fahasoavana nomeny ahy ve aho sa notazomiko irery ho ahy ilay izy ?
91. ikaretsaka
(
28/10/2008 20:03)
defineo hoa le "mizara tenin;Atra" lazainao entoana eto io fa io ange tsy mbola voafaritrao efa ho 2 taona izay e
93. ikaretsaka
(
29/10/2008 18:12)
le tsimpotsimpona ve sa le ho'zy rakoto nijoro vavolombelona ve sa le ho'zy pasiteranareo sa.....