Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny

61. fijo ( 15/10/2008 21:00)
ka tsy mbola henoko hoe nisy nilaza an'io tao ry prime an,ny henoko dia hoe "lery namadika ny ranoho lasa divay"
62. ikaretsaka ( 15/10/2008 21:56)
tywa68:

Ika : tandremo fa samy ho kila any @ afobe raha vao tsy mety ilay atao an :-D :-D


mandehana ranito aloha ny nify dia tatooeo ohatran'ny endrika mampatahotra be tahaky izany demony izany ny vatana fa manjary tsy matahotra tsara ny kilonga
:-D :-D :-D
63. tywa68 ( 16/10/2008 05:27)
Ika : ny anao angah efa vita ? koa tsy aseho eo ny sary mba hahatonga saina ny olona ? (ny biby manko tsy hiraika @izany) :-D :wink:
64. prime ( 16/10/2008 13:01)
ikaretsaka:
sao kosa le natao "hampihaino" no tsy nahay nampihaino?
... mety ho zava-misy ihany koa izany... :)
ikaretsaka:
tsy misy resaka ekar sy tsy ekar eo fa ny hoe mivoana ve sa tsy mivoana ry prime an
raisina amin'ny saina lojika sy mandinika le izy fa tsy heo satria ho'zy ny mormons hoe na ho'zy ny ekar hoe na hozy ny felem hoe
... Aza miala olana ianao fa izay nambaranao dinihina tsara dia ho hitanao fa marina ny voalaza hoe heverinao ho tsy mety avokoa raha vao tsy mitovy amin'ny ataon'ny na heverin'ny ekar...
fijo:
ka tsy mbola henoko hoe nisy nilaza an'io tao ry prime an,ny henoko dia hoe "lery namadika ny ranoho lasa divay"
... Marobe ny voambara ao amin'ny baiboly mikasika ny fifohana sy ny fisotroana ary ny filalaovana... raha tianao dia azo jerena tsara mihitsy saingy miera aho aloha fa maro no ndrao tsy hahazaka...
65. xxx ( 16/10/2008 13:47)
Araka² ny tsirairay aloha e! fa matoa mbola mandany andro sy mahafoy fotoana iadin-kevitra @ fivavahana sy ny finoana izany de misy mbola manalasala ka tsy tena sûre tsara ny olona iray, ary tena mila fanampiana izany. Koa raha hanananao ihany ny jiro, nahoana moa no saronana sy koboninana fa nahoana kosa raha mba zaraina hanazava ny hafa rehetra! Araraoty ny fotoana hanaovantsoa ao anatin'ny fiainana fa mandalo ihany izao fiainana izao!
66. cutie ( 16/10/2008 13:58)
. Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-10-2008 15:47:38
Lohateny : Re : Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny
Araka² ny tsirairay aloha e! fa matoa mbola mandany andro sy mahafoy fotoana iadin-kevitra @ fivavahana sy ny finoana izany de misy mbola manalasala ka tsy tena sûre tsara ny olona iray, ary tena mila fanampiana izany. Koa raha hanananao ihany ny jiro, nahoana moa no saronana sy koboninana fa nahoana kosa raha mba zaraina hanazava ny hafa rehetra! Araraoty ny fotoana hanaovantsoa ao anatin'ny fiainana fa mandalo ihany izao fiainana izao
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
67. ikaretsaka ( 16/10/2008 18:02)

Hoy i ikaretsaka:
tsy misy resaka ekar sy tsy ekar eo fa ny hoe mivoana ve sa tsy mivoana ry prime an
raisina amin'ny saina lojika sy mandinika le izy fa tsy heo satria ho'zy ny mormons hoe na ho'zy ny ekar hoe na hozy ny felem hoe
... Aza miala olana ianao fa izay nambaranao dinihina tsara dia ho hitanao fa marina ny voalaza hoe heverinao ho tsy mety avokoa raha vao tsy mitovy amin'ny ataon'ny na heverin'ny ekar...


tsy hoe voalaza na voahevitry ny ekar no hijereko azy fa ao daholo ny biblika, teolojika, historika, ethics , sociologika... sns.....ka!
diniho tsara ny firesako hatr@ izay fa za tsy typen'ilay hoe ho'zy ny Baiboly toko faha zao sy zao hoe...
fa hoe ahoana ny efefts an'iny ara contexte, ara-piaraha monina, ara tantara, ara theologique, ny fijerin'ny nianatra manokana momba izany!

izay aho vao mampitovy ilay fijery rehetra dia mijery hoe iza no mahafeno ilay fijery @ sehatra rehetra
dia eo aho no mijery hoe ny ifijery sy firona tahaka izao no manakaiky kokoa ilay olana raha dinihina araky ny sehatra maro mamihafa ilay izy...

68. tywa68 ( 16/10/2008 18:44)
Koa raha hanananao ihany ny jiro, nahoana moa no saronana sy koboninana fa nahoana kosa raha mba zaraina hanazava ny hafa rehetra!

Dia raha be loatra ny jiro d jambena indray ! :-D :-D d farany mikipy :wink:
69. ikaretsaka ( 16/10/2008 18:46)
indrindra ireny jiro tsary misy ilana azy ireny fa haingony fotsiny
70. fijo ( 16/10/2008 19:49)
prime an, samy (tariky ny EKAR) i ika sy fody fa efa nifandona hevitra ireo.izany hoe samy manana ny heviny koa na dia samy iray dia aza.ka izay no lazaiko hoe ,raha ny andininy sy andalana no hifanomezana eto,tsy misy dikany,fa ny hevitrareo no ilaina.

aza miambahanba mamoak ale resaka fifohana raha misy.
71. tywa68 ( 18/10/2008 08:20)
zany hono Prime a : aza miambahamba e ! d aza variana mifanenjika @ i Ika fa apetrao mazava hoe ity ny hevitro satria ... :wink:
72. ikaretsaka ( 18/10/2008 15:26)
izay!
73. prime ( 20/10/2008 11:14)
Izaho sy ika tsy mifanenjika... :-D fa mifanatsafa... mpirahalahy mianala... =))

fijo> Ny tsy tiako ivalamparana loatra amin'io tari-kevitra tianao resahana io dia noho ilay lohahevitra etoana...

tywa68> Ny hevitro mikasika ity lohahevitra ity dia efa voambara avokoa ao ambony ao... ialako tsiny fa tsy afaka averina etoana fa anasàna kosa mba hamaky izay voalaza rehetra... misaotra... :)
ikaretsaka:
tsy hoe voalaza na voahevitry ny ekar no hijereko azy fa ao daholo ny biblika, teolojika, historika, ethics , sociologika... sns.....ka!
diniho tsara ny firesako hatr@ izay fa za tsy typen'ilay hoe ho'zy ny Baiboly toko faha zao sy zao hoe...
fa hoe ahoana ny efefts an'iny ara contexte, ara-piaraha monina, ara tantara, ara theologique, ny fijerin'ny nianatra manokana momba izany!

izay aho vao mampitovy ilay fijery rehetra dia mijery hoe iza no mahafeno ilay fijery @ sehatra rehetra
dia eo aho no mijery hoe ny ifijery sy firona tahaka izao no manakaiky kokoa ilay olana raha dinihina araky ny sehatra maro mamihafa ilay izy...
=D> =D> =D> misaotra eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee... :-D =D>
74. ikaretsaka ( 20/10/2008 15:48)
izay anbie ra prime no mahatonga ahy miteny foana hoe aza ferana e.. jereo ny realite, ahoana raha tsy fijery kristianina na ristianina aza ny tena, ahoana ny momban'ny fifohazana 9na tsy fifohazana aza ny tena0 mizara momban'ny pelerinazy tetsy sy tary (satria misy mety liana @ izany)
ahoana ny fijery siantifika momba izao tranga izao... sns...
fa tsy tonga de hoe satria ho'zy i imam na i masina maria na i nenilava na i Fijosy de zay zany na inona na inona de zay!
75. tywa68 ( 20/10/2008 16:09)
Ika : zarao d jerena raha mifandraika moa ?? :°)
76. ikaretsaka ( 20/10/2008 16:22)
zarao de jerena sy iadiana hevitra ny arguments anao......
77. tywa68 ( 20/10/2008 16:25)
:lol:
78. fijo ( 21/10/2008 22:03)
prime an,za tsy miteny hoe mifanenjika ianareo sy ika.fa ny tiako lazaina dia hoe na dia iray tarika aza ny ekar dia samy hafaka maneo ny hevinyihany ary misytsy fitoviampijery ihany eny ananona eny.

rehefa samy manana ny heviny mantsy miseo ny maha izy ny tena,fatsy hoe izao no voasoratra dia vita.
79. ikaretsaka ( 21/10/2008 23:28)
ka izay tsy azon'i prime..
aminy dia na hoe fople tahaka ny inona aza ny FJKM ohatra ary marina daholo ireo argu apetraky ny namana mombana probleme 1 ao @ fjkm (ilay resaka ara-pitantanana sy rafitra io izao ohatra) dia tsy le argu intsony no jerena fa le tonga hiaro tena @ maha fjkm no ambahindahiny voalohany!
ny ahy raha misy miteny hoe misy ny resaka pedophilisme na hoe voaroaka ohatra i P Urfer (izay Zezoita) na misy dia tsy hoe @ maha zezoita akory no anohanana an'i P Urfer na tsia fa jerena aloha ny nataony sy ny hevitry ny olona ..jerena ny marina sy ny diso @ izay dia ahitsy araka izay fahitana azy!
80. tywa68 ( 22/10/2008 07:09)
ny marina tsy maintsy miharihary eny foana hoa ! Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Atra ao antampon'ny loha ! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1055