Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny
41. Mandefitra
(
09/10/2008 09:58)
ika:
aza ,mihonona @ teniny fotsiny hoa fa efa EO sy IOkristy rehefa eokaristia!
Ka mbola ny Tenin'i Kristy ihany no mibaiko anao eo hoe : Raiso ka Hano, Ty no Tenako zay omena anareo.
Ary mbola nampiany aza hoe Sotroinareo rehetra ity ... zay alatsaka ho anareo ho famelan-keloka.
Fa asa raha manaraka zay TeniNy zay avokoa ny fiangonana na tsia
42. tywa68
(
09/10/2008 13:32)
Hoy Mandefitra :
Ndry ! ka raiso sy sotroy ny TENAKO SY RAKO sa teny fotsiny zany ... :lol:
Ika :wink:
Ka mbola ny Tenin'i Kristy ihany no mibaiko anao eo hoe : Raiso ka Hano, Ty no Tenako zay omena anareo.
Ary mbola nampiany aza hoe Sotroinareo rehetra ity ... zay alatsaka ho anareo ho famelan-keloka.
Fa asa raha manaraka zay TeniNy zay avokoa ny fiangonana na tsia
Ndry ! ka raiso sy sotroy ny TENAKO SY RAKO sa teny fotsiny zany ... :lol:
Ika :wink:
44. ikaretsaka
(
09/10/2008 18:39)
mandefitra> raha miteny ny mpanao gazety hoe "maty ny baolina" dia aiza ianao no mifocus.. any @ le baolina maty sa any @ le tenin'ny mpanao gazety?
raha miteny i Kristy hoe "ITY ny vatako sy ny rako" dia ilay vatana sy ra natolotri kristy no ifantohanao sa le Izy niteny fotsiny?
dia raha miteny ny vady na sipan'i mandefitra hoe "tiako ianao fa ity ny oroka " dia lasan-ko teniny fotsiny izany??
rabila ..mahitsia @ izay moa e :wink:

46. fijo
(
09/10/2008 20:06)
za koa aloha tia ny ran'i lery e,tena le tiako aminy io ka.le mena fa tsy le mavokely an.
47. Mandefitra
(
10/10/2008 04:56)
Ika : ka io samy manana ny fijeriny azy :
Ny anay dia tsotra : ny hazo no vanon-ko lakana ny tany nanirianay no tsara.
Matoa teraka ny finoana, mandray sy misotro ny TenaNy sy ny Rany, manatentaraka ny asaNy, dia satria tao ny TeniNy.
Ary na inona na inona atao, dia tarafiny @ iny foana hoe moa ve araka ny Soratra Masina ty ataoko ty, araka ny sitrapoNy ve.
Ka tsy teny fehy teny fotsiny, fa Teny manam-pahefana, Teny mampitombo finoana, Teny feno fanomezan-toky handovana ny fiainana mandrakizay rehefa raisina sy hinoana ary ankatoavina.
Hira iray :
Endrey mahagaga sy mahatalanjona ny asanao re Ry Mpahary
Vaka ny saina ka mitolagaga anivon'ny zava-boahary
Baliaka ny volana, tsiky ny andro, pariaka ny kintan'ireny.
Misia hoy Ianao, dia nisy ary ireny : Ekeko ny herin'ny Teny

48. fahamarinana
(
10/10/2008 05:08)
:arrow: mifandray anie ny teninareo mirahalahy e,satria ika koa angamba tsy niteny hoe tsy ilaina ny Teny fa Teny sy Asa hoy izy.Mino koa aho fa i mandefitra manao asa na tsy milaza izay aza :wink: (l)
49. tywa68
(
10/10/2008 05:16)
Mandefitra : Soratra Masina anie navela ho antsika : d ilay HAFATRA hoe RAISO SY SOTROY no tena ATAO rehef mandray, sa inona no raisina sy sotroina rehefa ao ampiangonana ? raha voanjo sy limonady manko mety tsy nisaraka ny mpiangona :-D :-D
50. fahamarinana
(
10/10/2008 05:20)
:arrow: aoka marina fa vao maraina be d'efa lasa sahady njy... :) (l)
51. Mandefitra
(
10/10/2008 05:22)
Araky ny tenin i fahamarinana eo dia tsy mifanohitra akory ilay izy, fa ny fomba fijery no samihafa.
Fa raha eto @ fivavahana sy finoana aloha dia ny Teniny ihany no azo zaraina (fa tsy mofo na divay na voanjo sy limonady lol ), kanefa na zay fizarana zay monja aza dia efa asa sahady nanirahaNy antsika.

52. tywa68
(
10/10/2008 05:25)
Fahamarinana : lasa aiza akia ? eto ihany isika sady tsy afaka hiandry alina aho fa aleoko miasa @ mazava :lol: :-*
53. niryna
(
10/10/2008 05:30)
badboy:
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil: :evil:
dia efa porofa azo raisina amin'i toi oops
mila mandinitena tokoa fa mahery :twisted: ary izay mitady azy dia ahita tokoa fa tsy mipetraka amin'ny zanak'Atra ny :evil:
55. fijo
(
10/10/2008 21:04)
hee hoanareo mpandray fotsiny nyteniny.izay tsy nolazainy izany dia azo atao?
ok,tsy mbola naheno aho hoe aza misotro sy mifoka ,ka ndao hiara mialalaokely e
ok,tsy mbola naheno aho hoe aza misotro sy mifoka ,ka ndao hiara mialalaokely e
56. ikaretsaka
(
10/10/2008 22:39)
ka izay hoa
rahamihaino baolina @ radio miteny ve ny mpitantara hoe maty ny baolina de le mpanao gazety no atao centre d'interet sa le effets an'ilay baolina maty?
ataovy serieux hoa
rahamihaino baolina @ radio miteny ve ny mpitantara hoe maty ny baolina de le mpanao gazety no atao centre d'interet sa le effets an'ilay baolina maty?
ataovy serieux hoa
57. prime
(
13/10/2008 10:17)
badboy:... :D ka raha adihevitra ny eto maninona ianao no mandray anjara nefa fantatrao araka ny hevitrao fa fandaniana andro? :lol:
Ka tsy adihevitra izany no atao fa fifanankalozankevitra, ary io fifanavahana io no tsy dia voafeninao namana prime ka mapiahiahy satria ny eto tsy fifanankalozankevitra no tena misy fa adihevitra!!
Raha tena nahafehy ny hevitra ianao dia ianao no voalohany tsy nandray anjara teto intsony... :-D
badboy:... Ka ny mpino kristiana dia efa mazava ny finoany... ary ny mpino tsirairay avy dia samy manana izay faharesendahatra azy tsirairay avy izay... raha tsy azonao aloha izay dia tsy ho azonao ihany koa ny fandraisana anjara ato amin'ny serasera... raha mpino silamo no mandray anjara dia tsy maintsy hampiorina ny finoany koa izy, raha mpino ny fivavahan-drazana dia toa izany ihany koa... sns ka inona no olana? ilay miady hevitra ny amin'ny "fihevitry ny tena" no mety hampisy fanontaniana... ka raha misy izany dia samy tompon'andraikitra amin'ny heviny avy, fa raha ny finoana no resahana adihevitra dia izay no mahatonga ahy nilaza ery ambony hoe, tsy dia mahasoa loatra ny miady hevitra ny amin'ny finoana (nefa rehefa tsy maintsy atao dia atao ihany koa)...
Ireo manotany hoe "inona no hevitrao" na koa hoe "tena izany ve", rehefa mandeha lavidavitra ilay resaka, dia hita fa hay efa manana ny heviny manokana izay avoakany rehefa tsy hanaiky ny hevitry ny hafa izy avy eo!! Ka eto izany tsy dia fifanankalozankevitra loatra (échange d'idée) fa fiadiankevitra (débat) no ataon'ny rehetra!! Ary eo no hilazako hoe fandaniananadro satria efa samy manana ny heviny sy ny hevitra tiany tohanana!!
badboy:... Zavatra samihafa mihitsy izany resahanao izany fa dia handeha atao hoe izay no fahazoanao azy... :)
Efa misy ekipa matanjaka mifanohana lalandava, izay tsisy maharatsy azy, fa saingy tsy manaiky intsony ny hevitry ny hafa, na mody manaiky fa manesika hatrany ny tiany hatongavana!!! Eo dia ny tenany no tena omeny toerana avo fa tsy dia ilay lazainy loatra, izay tetezana ampiasaina hahatongavany @ tena tanjony!!
Ny finoana tsy resaka fitovian-kevitra sy fifanohantohanana satria metimety amin'ny tsirairay, fa asan'Andriamanitra... ny olona resy lahatr'i Kristy dia manorina ny finoany amin'izany ka tsy ny heviny intsony no velomina sy resahana fa izay nambaran'i Kristy...
Raha finoana hafa dia "mety" hitombina ny ambaranao fa raha ny finoana kristiana dia mazava tsara... ary eo no lazaiko hoe zavatra samihafa satria raha tsy mihinana ilay voankazo ianao tsy ho fantatrao ny tena tsirony... ny kristiana dia efa maty ary tsy ny tenany intsony no velona fa Kristy, ka eo no tsy ho azonao mihitsy raha tsy manandrana aloha ianao... tsy ny heviny intsony no marina sy ambarany sy "iadiany hevitra" fa izay nambaran'i Jesosy...
fijo:... Samy hafa ny hoe tsy nahaino sy tsy mety mihaino, fa rehefa tsy mety mihaino ianao na tsy mino dia aza atao hoe "tsy nahaino"... na eto amin'ny serasera fotsiny aza dia tsy indray mandeha no efa niresahana ireo lazainao hoe tsy nisy nanambara ireo (fisotroana, fifohana, filalaovana...)
hee hoanareo mpandray fotsiny nyteniny.izay tsy nolazainy izany dia azo atao?
ok,tsy mbola naheno aho hoe aza misotro sy mifoka ,ka ndao hiara mialalaokely e
Azo atao ny mamerina ny tenin'Andriamanitra rehetra momba ireo sy ny lohahevitra rehetra ka aza manao ho fahamarinana ny tsy finoanao fa mba henoy ihany izay voambara ary raiso ihany izay voasoratra raha mbola velon'aina satria mbola famindrapon'Andriamanitra avokoa izany...
mandefitra> Mitombina ny lazainao hoe tsy mifanohitra fa mifameno, no sady samy manana ny finoany avy ka tsy misy tokony ifampitsaràna tokoa...
ikaretsaka> Mitombina ihany koa ny lazainao araka izay finoana nandraisanao azy ka aza mihevitra ny an'ny hafa ho fahadisoana rehefa tsy mitovy amin'ny ny an'ny ekar...
58. ikaretsaka
(
13/10/2008 14:54)
... Samy hafa ny hoe tsy nahaino sy tsy mety mihaino,
sao kosa le natao "hampihaino" no tsy nahay nampihaino?
59. tywa68
(
15/10/2008 06:51)
Ika : tandremo fa samy ho kila any @ afobe raha vao tsy mety ilay atao an :-D :-D
60. ikaretsaka
(
15/10/2008 15:25)
tsy misy resaka ekar sy tsy ekar eo fa ny hoe mivoana ve sa tsy mivoana ry prime an
raisina amin'ny saina lojika sy mandinika le izy fa tsy heo satria ho'zy ny mormons hoe na ho'zy ny ekar hoe na hozy ny felem hoe
raisina amin'ny saina lojika sy mandinika le izy fa tsy heo satria ho'zy ny mormons hoe na ho'zy ny ekar hoe na hozy ny felem hoe