mila fanapiana

1. kmikse ( 02/10/2008 14:37)
manaona dahlo mba mangataka solution za rah mba mis: manana pc socket 478 zah ram ddr1 (pc2100-128mo) napiako ram (pc2700-128mo) le iz d vo nalefako tonga d may le ram-ko taloh. Mety mahafaty carte mere v zany srtt le slot satria ts mi-affiche tsony ny ecran + misy bip semi-long rhfa alefa, ram pc2700 no mipetaka zao d tsy mis mande dhlo ze natao tao. Sa v ts maints pc2100 iany no hatsofoka ao. ok d merci d'avance, afka valian mail kaeno06@yahoo.fr ts manin na ato @ serasera mety daholo d vloma :cry:
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:55
2. neo83 ( 06/10/2008 20:55)
araaba araaba,

Ny machine sasany klou maazaka na samiafa aza no ram apetaka eo e, fa le carte mere no mitondra anlé izy raha mety na tsia. nenay zao socket 478 d pc2100 sy 3200 no ao fa zakanlé mere d mande. fa raha zany efa may zany ny ram d ts'zakany zany, ary mety efa maty miitsy aza ngamba zay le mere amlé izy ts'mande. ivavaana mba ts'zay. d am manaraka d jereo le tableau de conversion eo amlé carte mere raha toa ka sendra tsy tafiditra any amlé proprietes any am windows miitsy. na mapesa logiciel fizoina izy, oatra oe cpu-z na ze hafa tsaratsara sy mety ao. courazz bain' fa soa solafaka ahay hamindra a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1881