Liste des messages

Liste des messages, inserés par Randria2007, par ordre de date
Randria2007 ( 23/10/2012 08:13)
Mitady tany hambolena.
Mitady tany 1 ha eo ho eo mba hambolena. Toerana misy rano mazava ho azy, na farafaharatsiny afaka hanaovana lavadrano. Manodidina an' Antananarivo renivohitra, ary tsy misy manao halabotry fa azo ant... suite
répondu par fali le 21/08/2014 07:49
Randria2007 ( 17/08/2012 14:00)
Mampiditra clip @ youtube
Ahoana kay ny fampidirana clip @ youtube?... suite
répondu par Randria2007 le 20/08/2012 13:04
Randria2007 ( 17/08/2012 13:43)
Voly avotra
Mitady mpividy vokatry ny tany voly avotra na eto antoerana na any ivelany. Iza no atonina? ary ahoana ny ahalalana ny tadiavin'ny mpanjifa? Mba omeo sopapa.... suite
répondu par mpisotrtoaka le 14/01/2015 05:41
Randria2007 ( 08/12/2009 07:34)
Ahoana ny mba hevitrareo
Ireo namana mpanao fitaterana avy any Ilakaka no mitantara (zà klo tsy nahita), fa dia misy fiaramanidina mi escale, hono, ao Ilakaka ao, dia miainga indray avy eo! Inona no ataony ao? Ary iza no mit... suite
répondu par mandrindra le 06/01/2010 14:29
Randria2007 ( 02/10/2008 14:18)
Mila fanampiana
Mbô ampio kely za zareo fa raha lany @ desambra ny licence antivirus-ko de miàbànà eo zà. Kanefa ry zalà sasany tô mitady an'izay @ le oe fitadiavana crack? Azo tadiavina ve izany? De aôna ... suite
répondu par Randria2007 le 07/10/2008 07:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0187