Voly avotra

1. Randria2007 ( 17/08/2012 13:43)
Mitady mpividy vokatry ny tany voly avotra na eto antoerana na any ivelany. Iza no atonina? ary ahoana ny ahalalana ny tadiavin'ny mpanjifa? Mba omeo sopapa.
2. hery ( 19/08/2012 19:59)
Raha izaho, mandritra izao tetezamita izao, dia aleo amidy amin'ny tsenam-bokatra malalaka fa tsy miankina amin'izay rafitra omen'ny fanjakana. Ho lafo ny vokatra rehefa amin'ny fotoam-pahavaratra ka betsaka ny mpitady vokatra hovidina. Koa mahandrasa.
3. Randria2007 ( 20/08/2012 13:11)
Efa tao antsaiko tokoa izay tolokevitrao izay saingy te hiala @ tsimaintsy iainana noho izao tetezamita izao aho ka izay no nahatonga ahy nikofokofoka te hanao dingan-davitra. Na izany na tsy izany aza dia misaotra anao aho. Mila mahafantatra ireo mpitady vokatra ihany koa anefa aho. Fa ankoatra ny voly avotra dia mitady mpividy MANGAHAZO koa aho. Koa raha misy dia mba ilazao ihany e!
4. pakopako ( 23/08/2012 21:30)
Aiza ilay toerana dia inna ny voly avotra amidinao sao mety amiko ?
5. Randria2007 ( 23/10/2012 08:15)

pakopako:

Aiza ilay toerana dia inna ny voly avotra amidinao sao mety amiko ?

Tsaramaso ary eto Tanà ihany ô!
6. CAZOU ( 13/02/2013 09:01)
Za mahita mpanangona an'io, de aona ny prix ?

Randria2007:


pakopako:

Aiza ilay toerana dia inna ny voly avotra amidinao sao mety amiko ?

Tsaramaso ary eto Tanà ihany ô!
7. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:41)
Za koa mahita ! Ahoana tokoa ny prix ! hips hips
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1639