Mitady tany hambolena.

1. Randria2007 ( 23/10/2012 08:13)
Mitady tany 1 ha eo ho eo mba hambolena. Toerana misy rano mazava ho azy, na farafaharatsiny afaka hanaovana lavadrano. Manodidina an' Antananarivo renivohitra, ary tsy misy manao halabotry fa azo antoka ny sécurité. Dia mba lazaina ny hofany (isam-bolana na isan-taona). Hoy i Randria2007
novalian'i fali ny 21/08/2014 07:49
2. fali ( 21/08/2014 07:49)
any avaradrano andranovelona ve mety aminao ?
Randria2007:

Mitady tany 1 ha eo ho eo mba hambolena. Toerana misy rano mazava ho azy, na farafaharatsiny afaka hanaovana lavadrano. Manodidina an' Antananarivo renivohitra, ary tsy misy manao halabotry fa azo antoka ny sécurité. Dia mba lazaina ny hofany (isam-bolana na isan-taona). Hoy i Randria2007
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1365