Tsara ho fantatra,avereno foana ny fanontaniana ...

1. niryna ( 02/10/2008 04:56)
Ny tenin'Atra dia azo am-piasaintsika amin'ny fiainana iray manontolo.Ohatra amin'izany ny fakam-panahy,fangalarina a,fanana toetra ratsy ...Ireo no anaovako ohatra fa samy mahalala ny tokony atao sy tsy tokony atao avy isika rehetra !! Ngaha...indraindray tsy fantatra izay atao ka ? marina tanteraka izany,misy feo mibitsika ao anatintsika ka tsy afaka manampakevitra isika hoe inona no ataoko. :arrow: mivavaha,mangataha ny fanahy masina hitarika antsika sy anampy antsika..
Te hiteny na hiresaka ny mpampiasanao hianao ? matahotra ,miambatrambatra,toa kivy fa mety tsy ho hekeny ny fangatahanao ? mivavaha,mangataha ny fanahy masina hitaridalana sy hanampy anao hiteny.Andramo anie ireo e :D

Izao aza no tiako ho tenenina :D :D

misy fakam-panahy mianjady aminao ? mametraha fanontaniana hoe raha kristy no teo amin'ny toerako inona no nataony ?
...dia ny teniny izay nampianariny ny mpianany dia manambara hoe "aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy" ...voavahanao izay ny olana :D

Noana mafy hianao? mampatehangalatra ilay sakafo kanefa tsy manambola ?
Dia avereno foana ny ? hoe raha kristy no teo amin'ny toerako inona no nataony?
" tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny tenin'Atra ihany koa"

Mankaleony anao be ny mijery ny tavan'ilay olona na mahita ny fanampiana omeny sy zarainy ny hafa ? na nandratra fo anao izy?
avereno ny fanontaniana dia valio ny hafany " aza mamaly ratsy ny ratsy,tsy anao ny famaliana ",...tiava ny namanao ,asio soa ny fahavalona"

Inona aza no azoko omena antsika amin'izany ?
Zavatra kely fotsiny ihany : Jakoba:4

maneke an'Andriamanitra hianareo;
manohera ny devoly,
dia handositra anareo izy.
Manatona an'Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy

Submit unto God
Resist the evil
He will flee away from you
Draw near to God ,and He will draw near to you

Ataovy anie ny fanandramana dia ho hitanao tokoa e
(l)niryna
novalian'i cutie ny 01/11/2008 18:40
2. prime ( 02/10/2008 10:50)
=D =D =D
3. ikaretsaka ( 02/10/2008 15:29)
aza ny teniny fotsiny averimberina fa lasanko vavany fotsiny e
Izy mihitsy katsahina
4. rijadolly ( 02/10/2008 15:35)
Misaotra betsaka Niryna a! :-*
5. ikaretsaka ( 02/10/2008 15:52)
fa ny tsy mety azoko..maninona moa no hoe teniny foana no averimberina fa tsy Izy mihitsy no katsahina e?
zavatra tsotrakely izao heo raha te hahalala sy hifandray sy hifanerasera bedebe kokoa @ prime aho ohatra dia tsy ny tenin'i prime any anaty biographie-ny fotsiny akory no averimberiko ohatran'ny cd double face fa ny momban'i prime rehetra: ny zavatra nataon'i prime, ny fomba fijerin'ny prime jereko @ vision maro samihafa, sns....
fa de ampy ahalalako an'i Prime ve ny famerimberenako teniny? tsia hoy aho
vao i Prime aza izany, mainka fa Andriamanitra
6. rakaroka ( 02/10/2008 20:26)
[quote=niryna]
misy feo mibitsika ao anatintsika ka tsy afaka manampakevitra isika hoe inona no ataoko. :arrow: mivavaha,mangataha ny fanahy masina hitarika antsika sy anampy antsika..

Raha hamaly késtion pour un champion ohatra, dia sady "tara no mety tsy misy valiny ao@ soratra natao hotsimponina?
Te hiteny na hiresaka ny mpampiasanao hianao ? matahotra ,miambatrambatra,toa kivy fa mety tsy ho hekeny ny fangatahanao ?

'za matetika mahazo ze angatahiko amin'ny mpampiasa ahy, tsy am-pieritreretana kely akory hoe ho laviny ny fangatahako!

Noana mafy hianao? mampatehangalatra ilay sakafo kanefa tsy manambola ?
Dia avereno foana ny ? hoe raha kristy no teo amin'ny toerako inona no nataony?
" tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny tenin'Atra ihany koa"

Ny fampianarana toa itony kay no mahatonga ny ol any Dago hisakafo "ambavafoitra", dia tsy voky mahaaraka ny namany ny "athlèta" any raha izany. Mba kôzy e
Mankaleony anao be ny mijery ny tavan'ilay olona na mahita ny fanampiana omeny sy zarainy ny hafa ? na nandratra fo anao izy?
:roll:
Tsia velively
7. prime ( 03/10/2008 09:28)
ikaretsaka> Izy mihitsy no nampianatra ny herin'ny teny, ka izay mandre sy mihaino ary mino ny teny dia mandray Azy... (raha ilainao dia maro dia maro ny tenin'i Jehovah sy tenin'i Jesosy manamarina fa ny teny dia fiainana ary Kristy rahateo izany, ilay teny tonga nofo) ; nefa mbola Izy koa no mananatra ka nilaza ny hoe :

"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina*; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. [*Gr. hotsaraina]" Jaona 5:24

"Fa raha tsy mino izay nosoratany ianareo, hataonareo ahoana no fino ny teniko?" Jaona 5:47

"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha misy olona mitandrina ny teniko, dia tsy mba hahita fahafatesana izy mandrakizay." Jaona 8:51

"Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany." Jaona 15:7

Hery sy fahefana ny tenin'Andriamanitra fa tsy tsotsotra toa io anazavanao azy io...

Fomba ahoana no iheveranao handraisana an'i Kristy nefa ny teniny aza tsy raisinao sy inoanao ra-ika? sa rehefa mihinana ny mofo sy misotro ny kapoaka moa izy izay dia feno ny fandraisana an'i Kristy ka na mandika ny didiny sy tsy mino izay ambarany aza dia tsy ilaina intsony ny teniny ary tsy inoana intsony ny soratra masina?
8. ikaretsaka ( 03/10/2008 16:15)
prime:

izay mandre sy mitandrina ny teniny ho'zy fa tsy hoe ze mamberimberina ny teniny toy ny tsianjery membo... eo nge le nuance ry prime e...mba vakio tsara moa e

le Joany 5:25 zao de notsimponina fa tsy nojerena ny tohiny sy tamboniny sy ny teo ambaniny \... nefa raha tohizana dia mahavaly le fomba ahoana " tsy fantatrao akory io--->raiso sy sotroy ny vatany=ao @ eokaristia tompoko: ny teny tonga nofo ary ny nofo tonga mofo...
aza ajanona eo @ teny fotsiny fa tsy mandeha ianao raha mitokona eo fotsiny
9. prime ( 07/10/2008 11:54)
ikaretsaka:
izay mandre sy mitandrina ny teniny ho'zy fa tsy hoe ze mamberimberina ny teniny toy ny tsianjery membo... eo nge le nuance ry prime e...mba vakio tsara moa e
... Ka inona no tianao lazaina? hoe ny olona "mamerina" ny teny sy mitory ny filazantsara angaha tsy miaina ny tenin'Andriamanitra? angaha fantatrao sy hitanao izay ataony no sahy mitsara ianao?

Tsy resaka "nuances" no niaingan'ny resaka fa avadibadikao, fa resaka "ny tsy finoanao ny tenin'Andriamanitra" ka nilazanao hoe aza variana eo amin'ny teny fotsiny... dia tsy maintsy nambara fa ny tenin'Andriamanitra no fototra...
ikaretsaka:
le Joany 5:25 zao de notsimponina fa tsy nojerena ny tohiny sy tamboniny sy ny teo ambaniny ... nefa raha tohizana dia mahavaly le fomba ahoana " tsy fantatrao akory io--->raiso sy sotroy ny vatany=ao @ eokaristia tompoko: ny teny tonga nofo ary ny nofo tonga mofo...
aza ajanona eo @ teny fotsiny fa tsy mandeha ianao raha mitokona eo fotsiny
... Mba lazao hoe ilay tohiny sy tamboniny sy teo ambaniny!!!

Dia io ilay ambarako manao hoe
Fomba ahoana no iheveranao handraisana an'i Kristy nefa ny teniny aza tsy raisinao sy inoanao ra-ika? sa rehefa mihinana ny mofo sy misotro ny kapoaka moa izy izay dia feno ny fandraisana an'i Kristy ka na mandika ny didiny sy tsy mino izay ambarany aza dia tsy ilaina intsony ny teniny ary tsy inoana intsony ny soratra masina?

Sa rehefa mandray eokaristia dia tsy mila mandray sy mankato ny teniny ary mihaino ny feony intsony? aoka ra-ika marina a... :)

Sa rehefa mandray eokaristia dia tsy ilaina hajaina intsony ny didin'Andriamanitra sy ny soratra masina?

Sa rehefa mandray eokaristia dia foanana ny baiboly fa izay lazain'ny Eglizy sy ny Pretra ary ny Papa ihany sisa no ankatoavina? aok'etsy ra-ika a... :)
10. rijadolly ( 07/10/2008 16:08)
ikaretsaka:
izay mandre sy mitandrina ny teniny ho'zy fa tsy hoe ze mamberimberina ny teniny toy ny tsianjery membo... eo nge le nuance ry prime e...mba vakio tsara moa e
Marina ny tenin'se fa izay mandre sy mitandrina ny teniny,fa kosa aona ny fandre raha tsy misy ny mitory ilay teny:arrow:Ilaina zany ny teniny ary mila azo sy masaka tsara.Io teniny io koa anie ry ika ka tsy ary ho tadidinao zany daholo e! sa tadidin'se daholo? ra tsia==> Ilaina zany famerenana mihaino na mamaky ilay TeniNy dia aza kivy e!
11. niryna ( 10/10/2008 05:45)
niryna:

misy feo mibitsika ao anatintsika ka tsy afaka manampakevitra isika hoe inona no ataoko. :arrow: mivavaha,mangataha ny fanahy masina hitarika antsika sy anampy antsika..
rakaroka:

Raha hamaly késtion pour un champion ohatra, dia sady "tara no mety tsy misy valiny ao@ soratra natao hotsimponina?

tsy mamela ho irery ho an'izay mitady Azy Izy ka
"ataoko ao ambavako mandrakariva ny teninao [/b]ary dia ny fanahy masina no mampahatsiahy antsika izay mino Azy .
Te hiteny na hiresaka ny mpampiasanao hianao ? matahotra ,miambatrambatra,toa kivy fa mety tsy ho hekeny ny fangatahanao ?

'za matetika mahazo ze angatahiko amin'ny mpampiasa ahy, tsy am-pieritreretana kely akory hoe ho laviny ny fangatahako!
izay zavatra ataon'ny kristiana dia fenoin'ny ny fanahin'Atra foana andramo ,,maro no efa nitranga tamin'ny fiainana (fianarana,fahoriana,aretina,ataovy foana hoy aho ny fanandramana) .
Tsy afa-pahoriana ny fiainantsika fa izay miaraka amin'Atra tsy ataony ho very anjara eo Aminy

Noana mafy hianao? mampatehangalatra ilay sakafo kanefa tsy manambola ?
Dia avereno foana ny ? hoe raha kristy no teo amin'ny toerako inona no nataony?
" tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny tenin'Atra ihany koa"

Ny fampianarana toa itony kay no mahatonga ny ol any Dago hisakafo "ambavafoitra", dia tsy voky mahaaraka ny namany ny "athlèta" any raha izany. Mba kôzy e
ka raha ny nofonao ihany no hivelomanao dia izay,izaho androany tsy nihianana sakafo fa nivavaka,maninona aho izaho ? arakaran'ny fifandraisana sy ny finoana an'Atra io e .tsy mino moa dia izay no ahatakaranao azy
Mankaleony anao be ny mijery ny tavan'ilay olona na mahita ny fanampiana omeny sy zarainy ny hafa ? na nandratra fo anao izy?
:roll:

Tsia velively

izay ahay,miverina tsikelikely ny fampianaran'ny rar anao Bravo
raha tsy mamela ny heloky ny olona isika dia tsy amela ny helontsika koa Atra famelankelo sy fianarana manaraka ny sitrapon'Atra no anisany zavatra lehibe eo amin'ny fiainan'ny kristiana,tsy mora kanefa ny miaraka amin'Atra dia tsy ataony ho very anjara fa omeNy ny fanahy masina ampianatra sy hitarika amin'izany =D
Andramo ka zahao fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindrampoNy

^:^ ^:^
12. ikaretsaka ( 10/10/2008 16:36)
... Ka inona no tianao lazaina? hoe ny olona "mamerina" ny teny sy mitory ny filazantsara angaha tsy miaina ny tenin'Andriamanitra? angaha fantatrao sy hitanao izay ataony no sahy mitsara ianao?

tsy voatery!
eny hitako ny ataony , jereo @ ireo sekta vanjo alika fotsiny .. ohatran'ilay zalahy iry izao
ny tenin'i Paoly hoe tsara ho an'ny olona manao ny asan Atra ny tsy manambady no averiny nefa firy ny vadiny?

Fomba ahoana no iheveranao handraisana an'i Kristy nefa ny teniny aza tsy raisinao sy inoanao ra-ika?

nga voatery manao pli vava ny tsimpona vitsivitsy @ teniny no atao hoe :mandray sy mino ny teniny" ry Prime?
13. ikaretsaka ( 10/10/2008 16:39)
tsy ny filazana lalandava ny hoe "hoy ny Tenin Atra amin'ny anarani Jesosy: raiso ary hano...." ange no hoe mihinana sy mandray e
fa ny act hoe mihinana sy mandray mihitsy!
14. niryna ( 11/10/2008 02:42)
ikaretsaka:
izay mandre sy mitandrina ny teniny ho'zy fa tsy hoe ze mamberimberina ny teniny toy ny tsianjery membo... eo nge le nuance ry prime e...mba vakio tsara moa e
...
prime:
Ka inona no tianao lazaina? hoe ny olona "mamerina" ny teny sy mitory ny filazantsara angaha tsy miaina ny tenin'Andriamanitra? angaha fantatrao sy hitanao izay ataony no sahy mitsara ianao?

=D

prime:

Tsy resaka "nuances" no niaingan'ny resaka fa avadibadikao, fa resaka "ny tsy finoanao ny tenin'Andriamanitra" ka nilazanao hoe aza variana eo amin'ny teny fotsiny... dia tsy maintsy nambara fa ny tenin'Andriamanitra no fototra.
:roll: =D motovy hevitra aminao koa aho,hay hianao mahatakatra an'izany .mampalahelo lery e

..
ikaretsaka:
le Joany 5:25 zao de notsimponina fa tsy nojerena ny tohiny sy tamboniny sy ny teo ambaniny ... nefa raha tohizana dia mahavaly le fomba ahoana " tsy fantatrao akory io--->raiso sy sotroy ny vatany=ao @ eokaristia tompoko: ny teny tonga nofo ary ny nofo tonga mofo...
aza ajanona eo @ teny fotsiny fa tsy mandeha ianao raha mitokona eo fotsiny
... Mba lazao hoe ilay tohiny sy tamboniny sy teo ambaniny!!!

Dia io ilay ambarako manao hoe [/quote] ha,ha .angaha nijery baiboly indray toi =))

prime:
]Fomba ahoana no iheveranao handraisana an'i Kristy nefa ny teniny aza tsy raisinao sy inoanao ra-ika?
izaho koa aza mba gaga =))
prime:
sa rehefa mihinana ny mofo sy misotro ny kapoaka moa izy izay dia feno ny fandraisana an'i Kristy ka na mandika ny didiny sy tsy mino izay ambarany aza dia tsy ilaina intsony ny teniny ary tsy inoana intsony ny soratra masina?
=)) manara-drenirano fotsiny,mamontampo ry zareo jiaby ny mofo ihany no omeny dia ny diavay sotrindry zalahy =))

prime:

Sa rehefa mandray eokaristia dia tsy mila mandray sy mankato ny teniny ary mihaino ny feony intsony? aoka ra-ika marina a... :)
:

=)) =D '^:^'

=prime]Sa rehefa mandray eokaristia dia tsy ilaina hajaina intsony ny didin'Andriamanitra sy ny soratra masina? "^"^ aoka marina e =))
izy no tena mpanao tsianjery membo =))

prime:

Sa rehefa mandray eokaristia dia foanana ny baiboly fa izay lazain'ny Eglizy sy ny Pretra ary ny Papa ihany sisa no ankatoavina? aok'etsy ra-ika a... :)
[ marina tanteraka =D
ireo izay mangetaheta ny tenin'Atra dia mamaky ny tenin'Atra ary tsy mpamaky fotsiny fa manantateraka ny asaNy koa na tsy mbola ho tonga azy izany dia miezaka fa tsy manohitra ireo mpitory foana,mivandravandra hoy aho ny toerana misy azy ankehitrina ary manaiky ho fitahin'i satana.Hitako aza no lazainy foana fa tsy misy satana
,izy irery no mbola mametra ny olona tsy amaky baiboly io ka ..asa izay nifidy azy fa tsy mba Atra mihitsy raha izao no mitohy ny fanoherany ...sa nofidian'Atra fa nivadika taminy dia lasa nanaraka an'i'i satana ? voahodin'i satana tamin'ny kely foana ,satana tokoa moa tsy miditra any amin'izay mpino an'ATra sy ny Zanany e.Hitako aza lery mampianatra mivilana hoe mbola misy mpanelanelana antsika amin'i kristy aoka hoy aho e =))

izay mitady loza dia ahita ka izay tia sy mitady an'i satana dia ahita tokoa ary any no hipetrahany sy hidirany ary tsofitsofina eo fa tsy ataony na inona2 ,am-piasainy handrava ny tempolin'Atra sy ireo zanak'Atra fotsiny dia rehefa tonga ny fialany aina vao mitomany irery ao andavakin'ny fahaverezana,tsy misy an'ikaky na i neny hanavotra anao intsony eo ,izay ny toerana tiany hipetrahana sy hionenany mandrakizay dia izay izy izany .. =))
maty aho ikaky sy i neny
[b] soa ihany fa tonga tety an-tany i kristy hitady sy amonjy ny very ka izay rehetra mitady Azy dia ahita Azy tokoa ..aleloia .
miverena ry toi fa omeko holy kiss amin'izay

:-* :-*
15. niryna ( 11/10/2008 02:50)
ikaretsaka:

fa ny tsy mety azoko..maninona moa no hoe teniny foana no averimberina fa tsy Izy mihitsy no katsahina e?
ka ny fon'i toi aza manalavitra Azy ka amin'ny fomba ahoana no hikatsahina Azy ,lasa pli -vava fotsiny izy izany marina moa e

zavatra tsotrakely izao heo raha te hahalala sy hifandray sy hifanerasera bedebe kokoa @ prime aho ohatra dia tsy ny tenin'i prime any anaty biographie-ny fotsiny akory no averimberiko ohatran'ny cd double face fa ny momban'i prime rehetra: ny zavatra nataon'i prime, ny fomba fijerin'ny prime jereko @ vision maro samihafa, sns....
fa de ampy ahalalako an'i Prime ve ny famerimberenako teniny? tsia hoy aho
vao i Prime aza izany, mainka fa Andriamanitra
dia mi-lfip flap eo foana izany toi kou ha,ha
izay anie no teneniko foana e,izay mangetaheta ny teniny dia ahay hanazava izany amin'ny mpiara-belona aminy satria ny fanahin'Atra no miaraka aminy fa miantehitra amin'ny fahaizana sy eritreritra be loha be eo fotsiny dia ataon'ny olona fihomehezana satria tsy hoe tsy mahay fa mihevitra fa ny fahaizany no ahafahany mandahateny amin'ny tenin'Atra ..opps diso fihevitra toi raha izany .
Izao omena ny teny ihany no afaka manazava ny teny ary izay mandray ka mino ny teny ihany koa no ahazo ny teny fa raha miseho milay dia mbola afaka na hisotro ronono aza satria tsy ho fantany sady tsy ho tiany ary tsy omen'Atra azy fa ataony jamba eo foana,ao anatin'ny miaizina eo foana .Inona no antony :tia ny maizina izy ary tsy mety mandray ny fahazavana na misy aza ny jiiron'ny jirama dia maizina foana ny sainy e ha,ha,ha aleo hihomehezana amin'izay fa manao adalana loatra . Efa fantatr'Atra ny olona mangetaheta ny teniny,efa nomena foana izany fa hianao mihitsy no manohitra ka dia izay izany ilay izy ...

16. niryna ( 11/10/2008 03:04)
prime:

ikaretsaka> Izy mihitsy no nampianatra ny herin'ny teny, ka izay mandre sy mihaino ary mino ny teny dia mandray Azy... (raha ilainao dia maro dia maro ny tenin'i Jehovah sy tenin'i Jesosy manamarina fa ny teny dia fiainana ary Kristy rahateo izany, ilay teny tonga nofo) ; nefa mbola Izy koa no mananatra ka nilaza ny hoe :
misaotra prime a raha tsy mandray an'izay dia efa tsy te andray intsony..soa ihany fa Atra tsara fanahy ka tsy amela antsika ho very.

"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina*; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. [*Gr. hotsaraina]" Jaona 5:24
aleloia !

"Fa raha tsy mino izay nosoratany ianareo, hataonareo ahoana no fino ny teniko?" Jaona 5:47
izaho mba gaga ! sady tsipahiny ny tenin'Atra no mivadika ho devoly indray izy ,izany ve dia mba tiako ?

"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha misy olona mitandrina ny teniko, dia tsy mba hahita fahafatesana izy mandrakizay." Jaona 8:51
=D izay no antony hizarana ny tenin'Atra ho antsika eto i
Ho tanteraka tokoa anie izany teny izany !

"Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany." Jaona 15:7
ho tanteraka tokoa anie ny tenin'ny Tompo !
prime:

Hery sy fahefana ny tenin'Andriamanitra fa tsy tsotsotra toa io anazavanao azy io...
ho an'izay manana sofina hihaino,maso hijery,saina hamerimberina ary ametraka azy ao am-po
prime:

Fomba ahoana no iheveranao handraisana an'i Kristy nefa ny teniny aza tsy raisinao sy inoanao ra-ika?

izaho mba gaga tanteraka ,mpitaribato vilambava fotsiny
omeny holy kiss daholo na jodasy na fariseo na ireo mpanora-dalana
ha,ha ....sorry iika fa tena mampalahelo hianao ,na ny tsy mpino aza tsy anao toetra mirefarefa amin'ny tany toa anao ity sa izany no atao hoe avara-pianarana .....neinh na ny dokotera aza mino ny fanasitranana nataon'Atra raha izany indray no eritreretinao
17. ikaretsaka ( 11/10/2008 03:08)
[quote=niryna]

fa ny tsy mety azoko..maninona moa no hoe teniny foana no averimberina fa tsy Izy mihitsy no katsahina e?
ka ny fon'i toi aza manalavitra Azy ka amin'ny fomba ahoana no hikatsahina Azy ,lasa pli -vava fotsiny izy izany marina moa e
[quote]
diniho tsara aloha ho'a ny nosoratako de teneno @ izay hoe iza no manao pli vava
raha mikatsaka Azy aho ka tsy voatery mamerimberina ny teniny tsimpotsimponina tetsy sy teroa fa ny foko no mikatsaka azy...na @ alalan'ny meditation ohatra na @ alalan'ny eokaristia, na zavatra hafa hoe @ alalan'ny intervention ana olomasina ohatra dia iza no tena manao pli vava am zany?
Jereo ny lojikany!
marina ihany ny tenin'ilay iraika lahy iry hoe mba alefaso mihoatra ny oronao ny sainao sy ny masonao ry niryna fa mahonena!

18. niryna ( 11/10/2008 03:09)
ikaretsaka:

.
[quote=ikaretsaka]
izay mandre sy mitandrina ny teniny ho'zy fa tsy hoe ze mamberimberina ny teniny toy ny tsianjery membo... eo nge le nuance ry prime e...mba vakio tsara moa e
amin'ny fomba ahoana tokoa e ? 8-)
nefa na ilay teny aza tsy tandremanao . dia ahoana no hitandremanaoa azy kanefa ny fiainan'izao tontolo izao aza tsy tianao ho henoina ny dikan'izany ? aza misakaiza amin'izao tontolo izao ? o boy ! :roll: :idea:
19. niryna ( 11/10/2008 03:10)
rijadolly:

ikaretsaka:
izay mandre sy mitandrina ny teniny ho'zy fa tsy hoe ze mamberimberina ny teniny toy ny tsianjery membo... eo nge le nuance ry prime e...mba vakio tsara moa e
Marina ny tenin'se fa izay mandre sy mitandrina ny teniny,fa kosa aona ny fandre raha tsy misy ny mitory ilay teny:arrow:Ilaina zany ny teniny ary mila azo sy masaka tsara.Io teniny io koa anie ry ika ka tsy ary ho tadidinao zany daholo e! sa tadidin'se daholo? ra tsia==> Ilaina zany famerenana mihaino na mamaky ilay TeniNy dia aza kivy e!
ahoana io ry ika ? mba valio hoe ? o boy !

20. ikaretsaka ( 14/10/2008 04:02)
rijadolly> @ alalan'ny fanantontosana ny asa araka izay efa voalahatra anao (ohatra hoe mpiasa tany dia miasa tany...ray amandreny dia manao adidy hoe ray aman-dreny) sy ny fanasoavana sy ny fanehoana ny endrika\'andriamanitra ao aminao no atao fitoriana ny teny mandaitra indrindra .. fa tsy ny fi wawawa hoe "ho'zy ny sombiny kely notapahana (hatreto ka hatreto monja) ao @ ny baiboly hoe" nefa ny afitsoka zavatra hafa mihitsy mifanohitra tanteraka t@ izany!
de avy eo nefa miteny hoe ...ka voalaza ao anaty baiboly izany ka....

izay no ilazako lalandava hoe ilaina fantarina alohany contexte sy ny antony nanoratan'ilay mpanoratra ilay teny: fa tsy hoe sanatria "ianareo koa ve handeha: hoy i jesoa" ohatra
dia iny no averina sy notsimponina de iny fa handeha tokoa (handeha haninona handeha hankaiza?)
hmmm handeha hono fa voasoratra ao anaty baiboly izany ko!

(ao @ Joany 5 na 6 ao misy an'izay t@ ilay hoe avy niala tsikelikely ny Jiosy nony tsy azony le tenin'i Jesoa hoe tena fihinana ny vatany ary tena fisotro ny ra-ny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652