Tsara ho fantatra,avereno foana ny fanontaniana ...
21. niryna
(
17/10/2008 22:59)
ikaretsaka:
rijadolly> @ alalan'ny fanantontosana ny asa araka izay efa voalahatra anao (ohatra hoe mpiasa tany dia miasa tany...ray amandreny dia manao adidy hoe ray aman-dreny) sy ny fanasoavana sy ny fanehoana ny endrika'andriamanitra ao aminao no atao fitoriana ny teny mandaitra indrindra ..
aha, izay indrindra mantsy ,manaja ny ray amandreninao raha teo ho lava andro iainana hianao ! Avy taiza izany ? avy tao anatin'ilay boky volamena izay lavina foana .angaha tsy nahalala izany ny ntaolo hoe . aza mandaka rindrina fa mahafaty renibe ... voadakoko ny rindrina,niandry aho kanefa tsy maty akory ny bebeako ... na izany aza maro no fitaizana nomen'ny rar mbola azo ampiharina fa lozan'izay minia mikimpy ka mitsambiki-mikipy
ikaretsaka:ka ilay wawawa mihitsy no tena tsy zakanao k'le .madilo ny sofinao maheno ny tenin'Atra .. .dia mazava ho azy izany fa manontania tena hoe fanahy inona no miaraka amiko ? ka ny devoly aza moa lazaina fa tsy misy koa ,tsofitsofiny ny sofina dia mangidihidy tsy te hihaino ilay teniNy ...oh boy !
fa tsy ny fi wawawa hoe "ho'zy ny sombiny kely notapahana (hatreto ka hatreto monja) ao @ ny baiboly hoe" nefa ny afitsoka zavatra hafa mihitsy mifanohitra tanteraka t@ izany!
aleloia ,smart ihany anie toi ity indraindray e.
de avy eo nefa miteny hoe ...ka voalaza ao anaty baiboly izany ka....
ka mahita boky vaovao angaha hianao hilaza ny fahamarinana ? ireny olona milaza ny fiainany,milaza ny tenin'Atra ireny dia miainga ao anaty baiboly avokoa fa tsy ny herin'ny sainy irery. Raha resaka fivavahana ka manankina ny fianany amin'i kristy no teneniko an fa kristy ihany no torin'ireo izay mpino Azy eto fa tsy misy hafa a. sa mahita hafa ika ?
ikaretsaka:toa tsy misy smart daholo tokoa izay mizara tenin'Atra fa toa mila fantarina avokoa avy amin'ny alalan'ilay hevitrao mihaino sy mamaky ilay sujet foana o !
izay no ilazako lalandava hoe ilaina fantarina alohany contexte sy ny antony nanoratan'ilay mpanoratra ilay teny: fa tsy hoe sanatria "ianareo koa ve handeha: hoy i jesoa" ohatra
dia iny no averina sy notsimponina de iny fa handeha tokoa (handeha haninona handeha hankaiza?)
ikaretsaka:hi,hi, mampihomehy anie toi ity e :D
hmmm handeha hono fa voasoratra ao anaty baiboly izany ko!
ikaretsaka:ny tsy azoko aminao dia tsy tia mitsimpona kanefa ao ihany no maka references maminavina lalina any amin'ny tsy izy ,tsy izy ahoana indray e.. izao mbola miandry ny mpamonjy izao foana ny jiosa ka inona indray .Hianao koa angaha mbola miandry ny mpamonjy ? hay moa manana mpanelanelana hafa akoatr'i kristy ry ika ,sorry fa adinoko
(ao @ Joany 5 na 6 ao misy an'izay t@ ilay hoe avy niala tsikelikely ny Jiosy nony tsy azony le tenin'i Jesoa hoe tena fihinana ny vatany ary tena fisotro ny ra-ny)
:D
22. ikaretsaka
(
17/10/2008 23:11)
za raha maka references ry niryna par contexte no angalako azy an: ny ahy ny fanaoko dia manao hoe hoe hitanareo ny tantaran'izao sy le zavatra ohatran'izao? na heo izao no nahatonga an'i Paoly nanoratra an zao teny izao sy zao
fa tsy manao ohatranao hoe voalaza ao anaty baiboly hoe "maty i Heroda de izay fotsiny"
nefa tsy hay akory ohatra hoe iza i Heroda!
na hoe tantaran'i moizy sy ny vahoaka jiosy le izy de hoe hoy i Jesosy!
izay le mahasamihafa antsika.. izay le hoe mitsimpona be fahatany (ohatranao) sy mijery ny contexte (ohatr'ahy)

24. ikaretsaka
(
18/10/2008 15:12)
niryna>dia aoka ho tadidy lalandava fa raha tsy manao ilay fombanao akory ny olona de tsy mamaky baiboly na hoe satana na inona koa moa ny fiantsoanao azy
25. cutie
(
18/10/2008 15:50)
mba nahavita namaky hatramin'ny 1 ihany za fa hitako mitombona kosa ny voalazan'dry ry Nirina sy ry prime hummmm :)
29. ikaretsaka
(
19/10/2008 14:49)
Ny tenin'Atra dia azo am-piasaintsika amin'ny fiainana iray manontolo
message
tsy aleo lavitra tonga de Atra sy izay zavatra rehetra nohariany no ampiasaina?
sady ataoko efa mampiasa iznay foana isika, isan'andro isan'andro!
32. tywa68
(
20/10/2008 16:15)
Ika : tohizo fa tsy azon'ny hafa ô ! misoratra tsy azo koa maika fa tsy apetraka :lol:
34. tywa68
(
20/10/2008 16:28)
:lol: d avy eo tsy mety vita ny sujet :-D :-D mety HS mihitsy aza :°)
35. ikaretsaka
(
20/10/2008 16:48)
ka le olona anie tsy mety mahazo an'ity e:
Nous changeons pour être acceptés, pour répondre aux attentes dont nous sommes l'objet, pour nous ajuster à l'image idéale que avons conçue de nous-mêmes et que nous portons intérieurement.
Manquant de patience à l'égard de nous-mêmes, nous nous faisons violence pour changer et cela ne marche jamais. La violence n'aide jamais à la croissance.
Le seul changement acceptable est celui qui provient de l'acceptation de soi.
37. niryna
(
24/10/2008 04:33)
ikaretsaka:fitsarana ihany io ry ika a.
za raha maka references ry niryna par contexte no angalako azy an: ny ahy ny fanaoko dia manao hoe hoe hitanareo ny tantaran'izao sy le zavatra ohatran'izao? na heo izao no nahatonga an'i Paoly nanoratra an zao teny izao sy zao
fa tsy manao ohatranao hoe voalaza ao anaty baiboly hoe "maty i Heroda de izay fotsiny"
nefa tsy hay akory ohatra hoe iza i Heroda!
na hoe tantaran'i moizy sy ny vahoaka jiosy le izy de hoe hoy i Jesosy!
izay le mahasamihafa antsika.. izay le hoe mitsimpona be fahatany (ohatranao) sy mijery ny contexte (ohatr'ahy)
io ny anao izany dia ny ahy tsy miala ao amin'ny tenin'Atra satria io no nasainy ho zaraiko
:D dingano fotsiny hoy aho dia vita a
38. ikaretsaka
(
24/10/2008 16:36)
tsy hoe rehefa manao ny ahy na manao ny anao dia hoe miala ao anaty tenin'atra na tsia
fa ny important de hoe iainanao sy ampiasanao eo anivon'izao tontolo amin'ny mbola maha eto amin'izao tontolo izao araka ny nametrahan'Andriamanitra anao amin'izao ora sy fotoana izao anao ve ilay hafatra sy hoe mba fanatrao ve ity zavatra zarainao ity sy ny izaranao azy sa zarazaraina fahatany? hoe zarao ty de zaraina fahatany fotsiny?
manoatra noho ilay ankizy kely Bullyevan'ny mpiara mianatra aminy any hoe "namanay nyrina raha manaparitaka eraky ny sekoly hoe Niryna est bete" de tsy hisaina hijery sy mamakafaka ilay teny ianao fa de faly ery fotsiny niryna manaparitaka ny hoe "niryna est bete" satria hoe lasa be akama sy ankasitrahan'ny ankizy ary mitondra vaovao mahafaly azy!! ....
Dia ohary @ izay ny fanaparitahanao ilay teny
ataovy @ izay ny fandinihan-tena fa aza mandingana! :wink:
raha misy hevitra hafa..arosoy hatrany!

39. cutie
(
24/10/2008 16:39)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 18-10-2008 20:47:17
Lohateny : Re : Tsara ho fantatra,avereno foana ny fanontaniana ...
d inn hono ry cutie ny résumé ?
amen lol