Hoan'zay nipetraka ao Fianaratsoa, na izay mety mahalala.

1. kalm ( 02/10/2008 14:40)
Salama daholo,
Hifindra any fianarantsoa ny zanako, ka haka permis atao ho ato. Ny fanontaiana: mba misy afaka manome addresy ny auto ecole mba mahay tsara sy atokisana ve?
De maharitra hafiriana hono vao vita ilay fianarana azy? de tokony ho atrinona koa vao mahavita azy @ zao fotoana zao.
novalian'i sytl ny 03/10/2008 07:36
2. Ralay ( 02/10/2008 15:41)
Izaho tsy mipetraka any Fianar aloha fa mahala fa misy auto-ecole atokisana any. AUTO-ECOLE FREDDY eo ambanin'ny Gradin stade de foot Ampasambazaha no misy ny biraony. Ny détails dia tsy haiko fa raha mankao izy dia lazao Monsieur Fred (Moniteur)hoe zanaky RALALA no nanoro ahy anareo, dia mampamangy hono hoe :-P :lol:
3. kalm ( 02/10/2008 18:35)
Ralay:

Izaho tsy mipetraka any Fianar aloha fa mahala fa misy auto-ecole atokisana any. AUTO-ECOLE FREDDY eo ambanin'ny Gradin stade de foot Ampasambazaha no misy ny biraony. Ny détails dia tsy haiko fa raha mankao izy dia lazao Monsieur Fred (Moniteur)hoe zanaky RALALA no nanoro ahy anareo, dia mampamangy hono hoe :-P :lol:



4. kalm ( 02/10/2008 18:38)
Dia isaorana agnao moa, fa dia halefako any kilonga reo. Fa mety tsa @zao aloha fa afaka keli2 eo. ie dia samy tsara aby koa.
5. Ralay ( 03/10/2008 06:46)
Tsa misy fisaorana fa taigna samy taigna ihany io.
Dia samy tsara aby koa. :lol:
6. sytl ( 03/10/2008 07:36)
Tsa misy fisaorana fa taigna samy taigna ihany io
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1519