Lalàna

1. anjaro ( 02/10/2008 06:17)
Anisan' ny tsy mampandroso antsika ny tsy fampiharana ny lalàna araka ny tokony ho izy fa dia taitaitra fotsiny.
Raha eo @ fifamoivoizana dia taitra amboalohany ary mihenjana ery fa dia tapabolana eo ihany é! Jereo anie ny gaboraraka @ izao fotoana izao é (toa mitazampotsiny sisa ny polisy): ceinture de securité, ny numéro fiara tsy hay vakiana (caractère hafa na atao ohatra ny andafy:.....T AJ), casque moto, bicyclette tsisy jiro, taxibe moa tsy lazaina tsony.....
Ny tena mahagaga dia ny olona ambony tsy mba iharan'ny lalàna na hita aza fa tsy mety ny ataony: nisy fiaran' ny orinasan'ny Dadatoa voasakana (t@ route nationale) ary tsisy assurrance sady tsy complet ny papiers ka notazonin'ny PR ny papiers.... Minitra vitsy avy eo nahazo fandrahonana sy voatevateva lay PR!
Aleo re tsy ho taitaitra fotsiny fa mba tohizana h@ farany ny fampiharana ny lalàna @ sehatra rehetra é! Hoy moa ny sasany: ny lalàna anie natao ho dikaina é, raha tsy misy mandika dia lasa tsy mihatra.......
novalian'i orona ny 03/10/2008 07:54
2. rova30 ( 02/10/2008 07:39)
:( aza manambe re ry zareo â ! Atao akory, fa zay lay fiainana. Izy aby zany!

Ilay olona nanao ny asany voaroaka no mampalahelo!
3. rova30 ( 02/10/2008 07:58)

:oops:

nahazo fandrahonana, ...no tiako lazaina, fa diso fanoratra/DSL
4. gasyjean ( 02/10/2008 10:49)
Izay no tena mbola mapihemotra be an' madagasikara sy ny ankamaroan'ny y firenena aty Afrika, satria tsy manan-kery ny lalàna, dia raha ny lalàna aza tsy manan-kery,iza izany no tompon'' laka"? izay manam-bola ( mbola kolikoly pure sang)
Vahaolana: tokony hiezaka ho conscient ny tsirairay raha tena tia tanindrazana.
Ny LALÀNA koa dia tokony hanan-kery foana fa tsy mifidy sarangan'olona.
5. orona ( 03/10/2008 07:54)
^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958