ny ist ve azo tsaboina tsy miverina intsony
1. xxx
(
01/10/2008 17:31)
ny ist ve kay azo tsaboina tsy miverina intsony de inona ny fanafody tena mahafaka azy de mety tsy mitarika zavatra hafa ve na efa tsaboina ary
novalian'i arialy ny 09/10/2008 09:09
2. xxx
(
01/10/2008 17:37)
http://www.sexoconseil.com/sexualite/mst.html
http://www.futura-sciences.com/fr/definition/t/medecine-2/d/mst_5217/
http://www.e-sante.fr/MST-IST-C_43-1
http://www.futura-sciences.com/fr/definition/t/medecine-2/d/mst_5217/
http://www.e-sante.fr/MST-IST-C_43-1
3. booboo
(
01/10/2008 18:31)
Boobaka be ny karazana ist dia isa-karazany koa araka zay ny fitsaboana azy. Dia koa misy karazany hoe mila miara-mitsabo tena ianao sy ny partenaire(s) -nao sns.
Ankoatra ireo infos nozarain'i xxx dia rehefa manatona gynéco dia araraoty anontaniana azy izay mampiahiahy aby aby e ! nianatra an'io sy izay ny asany tsinona.
Ankoatra ireo infos nozarain'i xxx dia rehefa manatona gynéco dia araraoty anontaniana azy izay mampiahiahy aby aby e ! nianatra an'io sy izay ny asany tsinona.
5. ni81
(
02/10/2008 07:25)
ist na bacterie le izy metyho sitrana veMety sitrana e! Fa ianao aza dia be ahiahy sy tahotra loatra e! Vao miha ela ny fahasitrananao @ fanahianao be loatra.
9. ni81
(
06/10/2008 08:51)
:) hay ve e!
IST = infections sexuellement transmissibles
MST = maladies sexuellement transmissibles
IST = infections sexuellement transmissibles
MST = maladies sexuellement transmissibles