ny ist ve azo tsaboina tsy miverina intsony

1. xxx ( 01/10/2008 17:31)
ny ist ve kay azo tsaboina tsy miverina intsony de inona ny fanafody tena mahafaka azy de mety tsy mitarika zavatra hafa ve na efa tsaboina ary
répondu par arialy le 09/10/2008 09:09
2. xxx ( 01/10/2008 17:37)
http://www.sexoconseil.com/sexualite/mst.html

http://www.futura-sciences.com/fr/definition/t/medecine-2/d/mst_5217/

http://www.e-sante.fr/MST-IST-C_43-1
3. booboo ( 01/10/2008 18:31)
Boobaka be ny karazana ist dia isa-karazany koa araka zay ny fitsaboana azy. Dia koa misy karazany hoe mila miara-mitsabo tena ianao sy ny partenaire(s) -nao sns.
Ankoatra ireo infos nozarain'i xxx dia rehefa manatona gynéco dia araraoty anontaniana azy izay mampiahiahy aby aby e ! nianatra an'io sy izay ny asany tsinona.
4. xxx ( 02/10/2008 07:02)
ist na bacterie le izy metyho sitrana ve
5. ni81 ( 02/10/2008 07:25)
ist na bacterie le izy metyho sitrana ve
Mety sitrana e! Fa ianao aza dia be ahiahy sy tahotra loatra e! Vao miha ela ny fahasitrananao @ fanahianao be loatra.
6. arialy ( 03/10/2008 08:15)
ist ve sa mst e?
7. ni81 ( 03/10/2008 08:17)
IST no nanontaniany tery ambony
8. arialy ( 06/10/2008 08:41)
9. ni81 ( 06/10/2008 08:51)
:) hay ve e!
IST = infections sexuellement transmissibles
MST = maladies sexuellement transmissibles
10. arialy ( 09/10/2008 09:09)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5983