Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fiary
(
29/09/2008 19:20)
inona kay no mahafaka ny mycose
inona kay no maha-afaka ny mycose fa tena miverina fona le izy. efa nanao traitement ovule 2fois nefa mbola tsy afaka...
tohiny
novalian'i ZAAINA ny 20/04/2021 12:21
ainaheri
(
29/09/2008 17:55)
SMS
Revingadra milay raha mety,asa mba nieritreritra ity ny mpikaroka,fa tiako @ hakamoako raha ny SMS tsy soratana manindrinindry bokotra tsony fa tokony atao vocal d misoratra eo ny zvtr tonononao,milay...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:46
tsikiowa
(
29/09/2008 15:57)
Mba zavatra hafahafa.
Indraindray aho misy zavatra miseho amiko anio anefa dia efa hoatran'ny zavatra niseho tamiko tsy misy valaka ilay izy.
Ianareo koa ve efa sendra izany????
Dia raha sendra miseho ilay zavatra efa n...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/10/2008 14:06
tsidina
(
29/09/2008 15:36)
Pâte beignet
mba mila fanampiana @ fanaovana pates beignet fotsiny satri matetika zah manao de henjana foana le pates sady mahery. Mba omeo re7 n'io azafady indrindra....
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:25
nambina
(
29/09/2008 11:51)
Fiarahana romantika
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay ...
tohiny
novalian'i Belami ny 15/10/2008 21:13
ni81
(
29/09/2008 11:45)
Mandefa voandalana
Misy @ ireo fianakaviana, na namana maro any dago no faly tokoa mampitondra voandalana ho antsika havana aty ivelany (vary gasy 5kg ohatra). Mahafinaritra sy mahafaly tokoa izany, fa saingy izao no o...
tohiny
novalian'i kalazagasy ny 06/10/2008 12:38
RANIKO
(
29/09/2008 09:22)
sella - Dadikotra
Mba alefasonare ny tonkira sella io fa tiako. adadikotra ny mpihira azy io. adresiko dia :"nikodemosy@yahoo.fr" Misaotra @ fandefasana io tonon-kira io. RANIKO....
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 02/10/2008 05:56
roli
(
29/09/2008 08:39)
fitiavan'Andriamanitra
[b]Bold text[/b] :lol: :-$ :-w (l)
Tsy manome tsiny anareo aho fa ny tena marina dia izao ny olon-drehetra dia samy tian'ANDRIAMANITRA avokoa satria zanany isika ary izy dia rain-tsika ,na mpivav...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 29/09/2008 08:44
sff
(
29/09/2008 04:42)
dinika tsy hita
Tena mino aho fa tena tato amin'ny serasera no nametrahako izay dinika momba ny "remontant" izay. Hoe inona no sakafo remontant tsara rehefa reraka avy nanao. Tsy tadidiko hoe taiza moa no napetrako n...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/10/2008 11:34
sff
(
29/09/2008 04:14)
agence matrimoniale malagasy
Mba manontany aho ry zareo raha misy agence matrimoiniale malagasy. Aiza raha misy, dia mba azo ahatokisana ihany ve?
Tsy izany mantsy fa efa betsaka ihany izay vazaha niaraka tamiko izay fa tena t...
tohiny
novalian'i sff ny 05/10/2008 04:39
colar
(
28/09/2008 21:38)
revy amzay
manasa anzay afaka rehetra hisotro sy hivazo,hirevy,,rome italie,am zao e,librr4 amzay zao,lassa ZAOLLLLL,tsisy kilalalaka aaa, vaz0 milay ozy ler akama eto zay,,,,,,...
tohiny
novalian'i Mimifali ny 02/10/2008 09:32
ratonga
(
28/09/2008 19:27)
aza manahy
http://www.dailymotion.com/playlist/xio5d_jessone3_melky/video/x4sccj_melky-aza-manahy_music...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2008 21:32
mosabe
(
28/09/2008 10:14)
ZACH WALTERS ilay MALAGASY EX-CHAMPIONDU MOND DE BOXE
Eny tsy diso ianao namaky !!
http://en.wikipedia.org/wiki/Zach_Walters
TENA CHAMPION DU MONDE NEDALA
MIBARIBARY NY SAINA SY NY HIRAMPIRENENENA MALAGASy
http://www.youtube.com/watch?v=xDkeC...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 28/09/2008 13:22
kalm
(
28/09/2008 09:56)
Ity misy olona mitaraina mafy any dago.
Antso vonjy ho an'ny mpiray tanindrazana
Lucy (25.08.2008 09:34):
Izaho dia vehivavy 30 taona, manambady ary manan-janaka roalahy kely izay 8 sy 3 taona izahay. Eto Antananarivo izahay no mipetrak...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 12:13
badboy
(
28/09/2008 08:19)
Ho nisy ve ny kristianisma raha tsy nisy ny fanjanahantany?
Aza adino fa mbola tsy nisy ny fampitana ny baiboly dia efa nino ny Zanahary (créateur) ny malagasy. Ny hany mahasamy hafa azy fotsiny @ kristianisma dia ny mpanjaka no mpampitohy ny velona sy ny zan...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/10/2008 20:38
xxx
(
28/09/2008 08:04)
Hatraiza ny tena fandeferana!
Nisy mpivady, nanana zanaka anankiroa. Ny voalohany 10 taona ary ny faharoa 5 taona. Samy miasa izy mivady ireo fa ny karaman-dramatoa ihany no hanina ao an-trano fa ny an-drangahy dia tsy hita fa ome...
tohiny
novalian'i haritianah ny 26/11/2008 08:28
xxx
(
27/09/2008 20:51)
Odiaina
Mila odiaina ny foko. Ontsa ny fanahiko. Tsy misy vonikazo fa tsy maintsy misy fiareta-tory. Noendahin'ilay olon-tiako tokoa mantsy ilay fitiavanay ka tsy maintsy ho alevina. Tsy mety afaka ato an-tsa...
tohiny
novalian'i ragabany ny 07/10/2008 08:26
ni81
(
27/09/2008 14:58)
ahoana hoe
Nifankahita t@ tovovavy iray ity tovolahy ary avy hatrany dia nila resaka.
L = Manahoana akia sipakely
V = Akory lay e
L = Tsy Ralay no anarako fa i Max
V= Ino volangnignao?
L = Andray ataon-dry ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 07/10/2008 05:43
diamondra27
(
27/09/2008 11:15)
masiaka
misy izany ny olona tena masiaka e, na koa mi-provok mandrangitra sns
de ozy za we fahafinaretana ve sa aretina le masiaka sa mba afaka ialana ihany io fa ilay oul mihintsy no tsy te-hiala amin'i...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 06/10/2008 09:39
asasoa
(
27/09/2008 08:06)
google phone
Manenina indray izay nividy an'ireo "i-phone" satria efa hivoaka indray izany zao ny "google phone".
Hidiran'i dadabe google daholo izay azony idirana.
Ny sakafo marika google sisa no andrasana, met...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 28/09/2008 15:37
