aza manahy

1. ratonga ( 28/09/2008 19:27)
http://www.dailymotion.com/playlist/xio5d_jessone3_melky/video/x4sccj_melky-aza-manahy_music
novalian'i cutie ny 30/09/2008 21:32
2. ratonga ( 28/09/2008 19:49)
3. ni81 ( 29/09/2008 06:12)
Misaotra nizara e! (fa tsara aloha ilay avatar a)
4. fahamarinana ( 29/09/2008 06:16)
:arrow: aleo ilay be kibo teo aloha e !!!! sa tsy ratonga moa nametraka an'io ?,manapa-tsinay rehefa hamaly dinika aorian'ny ratonga,ny olana raha serieux be ilay resaka dia lasa ohatran'ny maneso ny sasany nefa ilay kibo be no mahatsikaiky... :-D (l)
5. ni81 ( 29/09/2008 06:23)
aleo ilay be kibo teo aloha e !!!! sa tsy ratonga moa nametraka an'io ?,manapa-tsinay rehefa hamaly dinika aorian'ny ratonga,ny olana raha serieux be ilay resaka dia lasa ohatran'ny maneso ny sasany nefa ilay kibo be no mahatsikaiky...
sao dia diso i faha fa an'i ravato no be kibo =)) =)) =))
6. fahamarinana ( 29/09/2008 08:19)
:arrow: zany tokoa moa ? oadray dia afangaroko daholo zany...i Melky koa tsara kah ( sa tsy melky ndray io ?)fa tsy atakaloko any firmin.Misy hirany izay tena tiako be...Henoy ange e!!!! http://www.dailymotion.com/relevance/search/jesosy%2Bfirmin/video/x572b7_ilay-jesosy-fitiavana-firmin_music :) (l)
7. ratonga ( 29/09/2008 09:03)
lé hira-pivavahana alo tena tsy mi-pasy aty mintsy klé!!! :-D dézolé :lol:
8. fahamarinana ( 29/09/2008 10:39)
:arrow: ka ilay melodie no henoina aloha,tsy hitanao tsara ve ? avy eo zay vao miheno ny paroles,ohatran'ny hoe ohatra hira misy teny ratsy dia mety ho tsara ny feony ihany koa.Io zao sady tsara ny feony no tsara ny tonony... :wink: ,tsy misy tsiny fa samy manana ny tiany tokoa e: zà ndray tiako daholo rehefa hira tsy miteny ratsy sy miteniteny foana fa marina fa hira fiderana no henoiko betsaka kokoa.Misy rock sy reggae sy soul sy r'n'b aza ange ireny hira fiderana ireny e,misy miadana be tsara koa ohatra hoe ity iray ity http://www.dailymotion.com/relevance/search/melky%2Bfivavahana/video/x2bix1_antso_music :) (l)
9. ni81 ( 29/09/2008 10:49)
ka ilay melodie no henoina aloha,tsy hitanao tsara ve
Ny ahy koa dia io mélodie io no manintona ahy voalohany raha vao mihaino hira.
lé hira-pivavahana alo tena tsy mi-pasy aty mintsy klé!!! dézolé
Io ilay atao hoe fitia soran-jadiana e! :lol: Mila fahazarana koa ny fihainoana ny hiram-pivavahana.
10. ratonga ( 29/09/2008 11:01)
zà ndray tiako daholo rehefa hira tsy miteny ratsy sy miteniteny foana

:-D :-D amiko ao anatin'io katégory faharoa io lé ataonareo wé hira fidérana :°) :-D :-D sady za tsy té izatra hiaino an'izany:-D :-D :-D


11. ni81 ( 29/09/2008 11:02)
amiko ao anatin'io katégory faharoa io lé ataonareo wé hira fidérana sady za tsy té izatra hiaino an'izany
zay zany hono ry fahama o :lol:
12. fahamarinana ( 29/09/2008 11:10)
:arrow: eny e,henoko foana ny ahy ,dia mino aho fa ho henoiny foana ny any ratonga :).Samy manana ny fijeriny tokoa ka hajaina ny any ratonga e !!!Hafa ndray ilay sora-jadiana ry ni .. :-D (l)
13. ni81 ( 29/09/2008 11:16)
Fahama a! Ny antony nanaovako ilay hoe sora-jandiana dia izao no tohiny hoe: samy mifidy izay tiana. Satria raisiko ho toy izany koa ny hira. Misy ny tia ny malefadefaka, misy ny mihetsika sns. Fa ny resatsika teto dia ny hira tsotra (tsotra) sy ny hira fiderana. Ka teo no nataoko hoe sora-jandiana. Zà mantsy tia ny hira fiderana toa anao io koa, ary tia ny hira tsotra toy io lazain'i ratonga io. :)
14. fahamarinana ( 29/09/2008 11:23)
:arrow: mba itovizantsika roa zay zany..arakaraka ny fotoana,ny circonstance ,ny situation sns...sns...fa tia miheno hira tsotra izao fontsiny e saingy indrisy fa tsa mahay mihira. :? (l)
15. ni81 ( 29/09/2008 11:50)
mba itovizantsika roa zay zany..arakaraka ny fotoana,ny circonstance ,ny situation sns...sns...fa tia miheno hira tsotra izao fontsiny e saingy indrisy fa tsa mahay mihira.
izay indrindra e! :-* ny ahy any anaty fiara dia misy hira isankarazany dia sady mihaino e!
16. cutie ( 29/09/2008 13:44)
hay ve ka lasa nivadika melky ratonga e :-D :-D :-D :-D
17. ratonga ( 29/09/2008 13:57)
=)) =)) =))
18. fahamarinana ( 29/09/2008 14:05)
:arrow: f'angaha aloha tsy melky io fa tsy azoko ny mampihomehy anareo fa mba azavao sa vadin'ny ratonga ? zà tsa mahay kouh... :? (l)
19. cutie ( 29/09/2008 15:29)
secret :-D
20. ratonga ( 29/09/2008 16:07)
:wink: :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438