masiaka
1. diamondra27
(
27/09/2008 11:15)
misy izany ny olona tena masiaka e, na koa mi-provok mandrangitra sns
de ozy za we fahafinaretana ve sa aretina le masiaka sa mba afaka ialana ihany io fa ilay oul mihintsy no tsy te-hiala amin'io toetra io, sa koa fomba entina miaro tena izy io sa inona
misy koa anefa olona tena tsotra be fa tsy mahay le we masiaka dia ahoana no torohevitra omenareo.

novalian'i tsiambaratelo ny 06/10/2008 09:39
2. ni81
(
27/09/2008 11:40)
Misy karazan'olona dia tia an'io mandrangitra io mihitsy ary ny fiheverako azy dia fahafinaretana ho azy, na manana olana any aminy any izy dia eto manararaotra toy ny banga mihomehy alina.
Misy indray ilay mamaly tsotra fotsiny dia tafiditra @ pataloha tery rehefa avy eo.
Eo am-piandohana ilay dinika dia toa jerena fa resaka tsotra fa somary misy hanihany... kanefa ao am-povoamboany ao dia mitatra toy ny sima misioka ary dia lasa manonontonona izao karazana rehetra izao @ fiafenana @ xxx.
Ka ny tokony hatao rehefa misy ny tranga toy izany dia mitampify haingana satria mifototra amin'ny tena ilay izy raha vao tsy mahay miaro tena tsara.

3. ainaheri
(
27/09/2008 12:17)
Ny tena marina d aretina ilay izy na koa oe mba te hisehoseho d manao an'zay mba halaza,ny oul otr'reny kou misy blem any antokatranony any d eto no analany ny fony!!!Na tokony hitsabo tena ny tena marina sadikaaaaaaaaaaa!!!!
4. fahamarinana
(
27/09/2008 12:39)
:arrow: ainaheri : :-D ,marina tanteraka...
ni : zay tokoa no manahirana indrindra rehefa tsy mahazo resaka ilay olona fa mandika vilana na mandray izay takatry ny sainy sy tiany hohenoina fontsiny..Dia injy avy no mahazo loza satria tsy ilay teny nentina no handikàna azy avy eo.Ohatr'ilay ao ambadika ao :wink:
diam's : ilay masiaka tsara raha tena misy antony tokony hilazana azy fa raha entina fontsiny hanasoketana olona na hitenitenenana foana dia tsy dia ilaina ihany koa.Ny manao entitra koa anie tsy zakan'ny olona be bli bli bla rahateo e.
Ny torohevitra dia tsy dia mahita loatra aho aloha hatreto fa raha ny ahy manokana dia ny toetrako dia tsy miova na virtuel na réel ka asa na masiaka na ahoana aloha... :) (l)

5. diamondra27
(
27/09/2008 13:10)
ni81: ity resaka ity aloha dia tsy resaka eto fotsiny no nampieritreritra ahy fa amin'ny fiainana andavanandro ihany koa
ainaheri: dia mila masiaka ve sy aleo raha samy halaza ihany dia mba hoe tsara fanahy iny olona iny toa izay we dray masiaka iny
fahamarinana: indry le masiaka misy antony ka :wink:
ainaheri: dia mila masiaka ve sy aleo raha samy halaza ihany dia mba hoe tsara fanahy iny olona iny toa izay we dray masiaka iny
fahamarinana: indry le masiaka misy antony ka :wink:
6. ni81
(
27/09/2008 13:22)
ni81: ity resaka ity aloha dia tsy resaka eto fotsiny no nampieritreritra ahy fa amin'ny fiainana andavanandro ihany koaho an'ny mpino aloha dia tsy tokony ahagaga intsony ny tena antony e! ny olona ho loza be sns... Tsy atoro anao angamba io fa fantatrao.
I fahama indray masiaka be ronono. :-* :-* :lol:
7. Herimiafina
(
27/09/2008 14:12)
diamondra27:
misy izany ny olona tena masiaka e, na koa mi-provok mandrangitra sns
de ozy za we fahafinaretana ve sa aretina le masiaka sa mba afaka ialana ihany io fa ilay oul mihintsy no tsy te-hiala amin'io toetra io, sa koa fomba entina miaro tena izy io sa inona
misy koa anefa olona tena tsotra be fa tsy mahay le we masiaka dia ahoana no torohevitra omenareo.
-Ny antony dia betsaka, mety resaka hormones, rehefa tratran'ny stress. Mety miankina amin'ny zavatra niainana fahazazana, toy ny kapoka lava, ny daroka, ny fandatsana maro, ny punition sy ny sazy be loatra, nitarika nevrose aty aoriana.
-Ny fomba fitrangany indray dia betsaka, fanafenana incompétence, complexe d'infériorité (izay lazain'ny olona ho supériorité foana), fahamahimahinana tsy mitombona, fanitarana (interprétation deplacée), paranoiac (mihevitra foana fa fosain'ny olona na tsy tian'ny olona), filambanony lava aman'olona na provocation intentionnelle, ary farany hypersensibilité (mihevitra fa misy hevitra ambadika daholo ny zavatra rehetra) ary tsy mahatanty blagy.
-Ny fanafodiny, mila manantona psychanalista.
:^)
8. nomenjara
(
27/09/2008 14:59)
diamondra27:
misy izany ny olona tena masiaka e, na koa mi-provok mandrangitra sns
de ozy za we fahafinaretana ve sa aretina le masiaka sa mba afaka ialana ihany io fa ilay oul mihintsy no tsy te-hiala amin'io toetra io, sa koa fomba entina miaro tena izy io sa inona
misy koa anefa olona tena tsotra be fa tsy mahay le we masiaka dia ahoana no torohevitra omenareo.
amiko efa aretina mihintsy indrisy enga anie ho sitrana somanatsara ireny olona ireny, déséquilibré psycothique ny fahitako azy.... hummmm!
misy koa anefa olona tena tsotra be fa tsy mahay le we masiaka dia ahoana no torohevitra omenareo.
:arrow: misy ny olon tsy masiaka sy tena tsotra fa aza tairina fotsiny izy ireny fa mampihetsika ny demoniny:-D
9. ni81
(
27/09/2008 15:04)
misy ny olon tsy masiaka sy tena tsotra fa aza tairina fotsiny izy ireny fa mampihetsika ny demoninyiny dia tena marina fa rehefa mirongatra izy dia mifoha daholo ny fota-mandry rehetra :lol:
10. Herimiafina
(
27/09/2008 15:13)
Mbola aretina koa io iray lazainareo io, mitahiry ao ampo, tsy sahy miteny raha tsy tairina ny demoninny, saro-tahotra izy na sarokenatra. :-D
11. nomenjara
(
27/09/2008 15:14)
iny dia tena marina fa rehefa mirongatra izy dia mifoha daholo ny fota-mandry rehetra
ka izay indrindra! miverina ao antsaina daholo ny fahasiahina nataon'ilay ranamana ratsy loha dia hoazana amin'izay fotoana ahazoana azy izy :-D
marina io an!
13. sakaizakely
(
27/09/2008 16:09)
diams:
misy izany ny olona tena masiaka e, na koa mi-provok mandrangitra sns
de ozy za we fahafinaretana ve sa aretina le masiaka sa mba afaka ialana ihany io fa ilay oul mihintsy no tsy te-hiala amin'io toetra io, sa koa fomba entina miaro tena izy io sa inona
raha fahasiahana gratuit aloha dia tena aretintsain'ireny olona be lonilony ireny e, zany oe araka ny voalaza etsy ambony misy raha tsy mahaafapo azy am fiainany fa frustré sy aigri be izy de zarany aza mahita oul hialana vonkona, indrindra moa raha misy zavatra tsiriritiny mafy amin'iny oul iny de vao maika maha mafy ny hasiahany, arakaraky ny halehiben'ny fahadisoampanantenany no vao maika mahakizitina azy
Amiko aloha tsy dia olana loatra, ny taraiky foana no manenjika sy manao toetra oatr'izany
raha fahasiahana valintoetra indray dia hafa indray iny, haiko tsara ;-) ;-) ;-)
raha mikondrakondrana aty amiko de meko ny sahaza azy, avy eo tsy raharahiako ntsony
refa sendra an le tena mitapy mafy reny de lasa otra ody fitia ilay fahasiahana valintoetra, tsy mahafoy anao intsony le oul fa mandrakizay doria amen de enao fona no hirahirany :-D :-D :-D :-D
17. sakaizakely
(
27/09/2008 16:56)
ny tsisy valerany no mieritreritra an'zany oe be zesta i ann :-@ :-@ :-@
18. ainaheri
(
28/09/2008 07:24)
Asa re eeeee,D mahagaga isika gasy itony ,sambany vao nampiasana izany atao hoe internet sy niditra izany hoe forum no manana toetsaina otr'zao;mihevere tena ry xxxxx na miafina aza ianao fantatra fona ,ary tadidio fa tsy hitondra ho aiza ilay fandrangitana isaky ny mihetsika....Na iza no te ho be geste sy hisehoseho azy iny ,d raha sahy mamoaha sary sy ps refa mamoaka hevitra!!! Aza tia manome litika ny sasany refa tsy tinao izy d hitsio ,omeo hafatra any aminy raha sahy ,lazao fa zao ny tsy tantiko aminao d afaka mifanazava any nareo,fa tsy eto no mifanenjikenjika sy mifanasa vangy miseho dadany eto,ataoko fa olona ampy taona sy malala-tsaina tsara ianao io ka afaka handray izay voalazako zay(Ny tiako vohizina dia ,izay no votoatin'ny dinika nefa misy mbola manao hitsindalana ihany)...........Asio tsiky d reveo manja :lol:
19. ni81
(
28/09/2008 07:34)
Asa re eeeee,D mahagaga isika gasy itony ,sambany vao nampiasana izany atao hoe internet sy niditra izany hoe forum no manana toetsaina otr'zao;mihevere tena ry xxxxx na miafina aza ianao fantatra fona ,ary tadidio fa tsy hitondra ho aiza ilay fandrangitana isaky ny mihetsika....Na iza no te ho be geste sy hisehoseho azy iny ,d raha sahy mamoaha sary sy ps refa mamoaka hevitra!!! Aza tia manome litika ny sasany refa tsy tinao izy d hitsio ,omeo hafatra any aminy raha sahy ,lazao fa zao ny tsy tantiko aminao d afaka mifanazava any nareo,fa tsy eto no mifanenjikenjika sy mifanasa vangy miseho dadany eto,ataoko fa olona ampy taona sy malala-tsaina tsara ianao io ka afaka handray izay voalazako zay(Ny tiako vohizina dia ,izay no votoatin'ny dinika nefa misy mbola manao hitsindalana ihany)...........Asio tsiky d reveo manjaKa tsy tena sahy hifanatrika @ ilay olona e! Aleony mody misitritsitrika ao ambadimbadika ao foana. :lol: Ho hitan'ny havany eny ihany izy rehefa apoitra sy ambara eo hoe IZA? :lol:
20. xxx
(
28/09/2008 07:50)
na misitrika aza izy hay foana, i tiss io dia i orona ihany tsy misy afa tsy io bandy io no mpandrangitra sy mi provok ny namana ary ny tena dadany dia maharaka forum tsara iz ah!
na tsy mandray anjara aza, ka raha zavatra azony handrangitana ny mpidinika dia avy izay amin'ny agady sy harona manao danin'ny kibony...
ohatra mi jouer rôl ani'lay olona mpila vaniny hananan'ny ankizy ahiahy izy dia mandrangitra fotsiny, tsy ilay olona hananana ahiahy anefa ilay izy fa dia io bandy psikopaty voan'ny aretina mpiady antsena mpanakrotana io izy...
Na miova tiss aza hay ihany hoe ilay bandy sarimbavy tsy mahay afa tsy miady ato amin'ny forum indrindra fa miadyamin'ny vehivavy :-D
hanofy eo ianao raha sahy hiseo amin'ny maha izy azy izy, eny na hoe hiaona amin'ny namana aza tsy hanao izany izy satria ny mpanao ratsy miafina tanteraka na reel na virtuel...tsy hitanareo amin'ny sary ny ps ampisainy angaha samy hafa anefa hita izao fa olona iray miforum ato ihany ....
isika mi fôkaliz amin'ny olona iray matetika hoe tamy indray ilay phiphie marceau ohatra ,ohatra io an! fa i lery no miditra mi jouer rôl an'ilay olona dia rangitiny eo daholo, izy faly ery mandrangitra sika voafitaka hoe ilay olona hafa no ahiahiana....tssss bandy ratsy loha be.

Ka tsy tena sahy hifanatrika @ ilay olona e! Aleony mody misitritsitrika ao ambadimbadika ao foana. Ho hitan'ny havany eny ihany izy rehefa apoitra sy ambara eo hoe IZA?