masiaka

21. xxx ( 28/09/2008 08:05)
izany hoe ny tiako hazavaina dia izao: marina fa ilay olona ahiahiana manao ny ataony ohatra mila vaniny sy ny sisa, fa ndraindray izy tonga saina hoe tsy mety ny ataony dia mangina
fa ilay ratsy loha mpanararaotra kosa, maharaka tsara ny resaka mandeha ..
dia hidirany amin'ny ps ampiasainy ny role n'ilay olona ahiana, dia izy mihintsy no mamaly ny olona amin'ny ps ampiasainy, fa tsy ilay olona ahiana intsony no miresaka eo , dia izay no maha voafitaka antsika.
Izay ilay ataoko hoe mi fôkaliz amin'ilay olona ahiana foana isika matetika fa ny mpananraraotra ilay situation no tena manakontana ratsy loha.
Tadidinareo angaha ilay gidraka taloha be, marina fa namorona mampiasa ps be dia be ilay olona hanompàna sy hiadiavana ny ankizy....fa nisy iray namorona ps mihintsy tao hidirana handraisana ny toeran'ilay olona iray handrangitana fotsiny, sy hampiadivana fotsiny.
Taty aoriana izy niforona i orona dia izy ihany no niteny hoe izaho ilay ps manaraka, izay tena nandray ny toeran'ilay olona nanana olana talmin'ny ankizy rehetra tato... tssssss izay no ataoko hoe psikôpaty.
Dia izao misy ps vaovao tiss ity tsy misoratra ato amin'ny serasera fa forum fotsiny no hidirany, kou raha tsy vendrana ny olona ko! hoe olona any ivelany miforum fotsiny dia hahalala ny namana ato ami'nny serasera anefa izy aza tsy afaka mijery ny momba ny namana akory....
22. xxx ( 28/09/2008 08:19)
xxx:

isika mi fôkaliz amin'ny olona iray matetika hoe tamy indray ilay phiphie marceau ohatra ,ohatra io an! fa i lery no miditra mi jouer rôl an'ilay olona dia rangitiny eo daholo, izy faly ery mandrangitra sika voafitaka hoe ilay olona hafa no ahiahiana....tssss bandy ratsy loha be.

=D> =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ zay indrindra manko. Mampalahelo kosa aloha ny olona voan'zao eeee! soahiany fa mba misy mahatsapa an'zao ! ny olana manko dia tonga daholo @ xxxx manampy tosika nefa io bandy io ihany no ratsy loha mandrangitra sy mody manao ny fomba firesaky ny sasany pfffffffffffff
23. vale ( 28/09/2008 12:07)
tssss, ny maningana de miavaka eny foana, ary manimba dinika fotsiny :evil: , aza rarahiana reto fa avelao hinananana eo ah! rehefa vizana ve tsy hangina ny farany! :{ mba tsy tiko mintsy ny ahy le oul manimba dinika tahaka an'izao ah! hummmmm, tsy misy atao tsssss... :?
24. Herimiafina ( 28/09/2008 13:05)
Ary lasa masiaka daholo nareo an! Misy masiaka tezitra fa misy masiaka sadika! :-D
25. ni81 ( 28/09/2008 15:18)
tssss, ny maningana de miavaka eny foana, ary manimba dinika fotsiny , aza rarahiana reto fa avelao hinananana eo ah! rehefa vizana ve tsy hangina ny farany! mba tsy tiko mintsy ny ahy le oul manimba dinika tahaka an'izao ah! hummmmm, tsy misy atao tsssss...
:lol: :lol:Tsy hita izy ity e! aleo hihomehezana fotsiny sisa :lol:
26. endrika01 ( 28/09/2008 15:39)
xxx:

izany hoe ny tiako hazavaina dia izao: marina fa ilay olona ahiahiana manao ny ataony ohatra mila vaniny sy ny sisa, fa ndraindray izy tonga saina hoe tsy mety ny ataony dia mangina
fa ilay ratsy loha mpanararaotra kosa, maharaka tsara ny resaka mandeha ..
dia hidirany amin'ny ps ampiasainy ny role n'ilay olona ahiana, dia izy mihintsy no mamaly ny olona amin'ny ps ampiasainy, fa tsy ilay olona ahiana intsony no miresaka eo , dia izay no maha voafitaka antsika.
Izay ilay ataoko hoe mi fôkaliz amin'ilay olona ahiana foana isika matetika fa ny mpananraraotra ilay situation no tena manakontana ratsy loha.
Tadidinareo angaha ilay gidraka taloha be, marina fa namorona mampiasa ps be dia be ilay olona hanompàna sy hiadiavana ny ankizy....fa nisy iray namorona ps mihintsy tao hidirana handraisana ny toeran'ilay olona iray handrangitana fotsiny, sy hampiadivana fotsiny.
Taty aoriana izy niforona i orona dia izy ihany no niteny hoe izaho ilay ps manaraka, izay tena nandray ny toeran'ilay olona nanana olana talmin'ny ankizy rehetra tato... tssssss izay no ataoko hoe psikôpaty.
Dia izao misy ps vaovao tiss ity tsy misoratra ato amin'ny serasera fa forum fotsiny no hidirany, kou raha tsy vendrana ny olona ko! hoe olona any ivelany miforum fotsiny dia hahalala ny namana ato ami'nny serasera anefa izy aza tsy afaka mijery ny momba ny namana akory....

:-D :-D :-D :-D :-D
27. xxx ( 28/09/2008 15:48)
Herimiafina:

Ary lasa masiaka daholo nareo an! Misy masiaka tezitra fa misy masiaka sadika! :-D

ny masiaka sadika dia ilay psikopaty tsy mety sitrana ireny fa dia ny manondrana mikondrakondrana ihany

:-D
28. ni81 ( 28/09/2008 15:54)
ny masiaka sadika dia ilay psikopaty tsy mety sitrana ireny fa dia ny manondrana mikondrakondrana ihany
:lol: :lol:
29. xxx ( 28/09/2008 16:05)
mampime mitriny nge ry ni fa mi... :-D :-D
30. ramistiana ( 29/09/2008 05:20)
Izaho zany dia ol tsotra sady tsara fanahy.
Fa misy ol masiaka velona ohatran'ny tsilanindimilahy dia lasa main'ny sakay aho.Rehefa main'ny sakay dia lasa ohatran'ny hoe masiaka.
Satria mifindra ilay izy.
31. tsiambaratelo ( 29/09/2008 06:34)
ramistiana:

Izaho zany dia ol tsotra sady tsara fanahy.
Fa misy ol masiaka velona ohatran'ny tsilanindimilahy dia lasa main'ny sakay aho.Rehefa main'ny sakay dia lasa ohatran'ny hoe masiaka.
Satria mifindra ilay izy.

Manitra be aza le tsilanindimilahy ireny kou,sady mapazoto homana:-P fa le pilokely no tonga de mahadonto sofina=))tonga de mamely hatrany @zanakatidoha.Mbo hé,manandrama angé eh,sakay io sô de lazaina wé ny namana eo njay klé:-D:-D:-D
32. tsiambaratelo ( 29/09/2008 06:35)

33. ni81 ( 29/09/2008 06:37)
Manitra be aza le tsilanindimilahy ireny kou,sady mapazoto homana fa le pilokely no tonga de mahadonto sofinatonga de mamely hatrany @zanakatidoha.Mbo hé,manandrama angé eh,sakay io sô de lazaina wé ny namana eo njay klé
somary asiana tongolo lay, dia asiana menaka kely tena draaaaaaayyyyyy :lol:
34. tsiambaratelo ( 29/09/2008 08:36)
ni81:

Manitra be aza le tsilanindimilahy ireny kou,sady mapazoto homana fa le pilokely no tonga de mahadonto sofinatonga de mamely hatrany @zanakatidoha.Mbo hé,manandrama angé eh,sakay io sô de lazaina wé ny namana eo njay klé
somary asiana tongolo lay, dia asiana menaka kely tena draaaaaaayyyyyy :lol:

de avy eo migoka rano bobaka be ,sotroina tsy ankiato,=))=))de raha mbola mamay de we tsofy tsofy sady sokafana ny vava :-P:-P
35. ni81 ( 29/09/2008 08:39)
de avy eo migoka rano bobaka be ,sotroina tsy ankiato,de raha mbola mamay de we tsofy tsofy sady sokafana ny vava
:lol: :lol: fa tandremo koa fa rehefa mankao @ lay tranokely dia miseho ny herin'ilay sakay an! Mampazoto homana izy fa misy farany. :-D
36. ratonga ( 29/09/2008 09:05)
tsy maintsy déklaréna daholo refa mandalo douany :°) mahamay mintsy :-D :-D :-D
37. ni81 ( 29/09/2008 09:20)
tsy maintsy déklaréna daholo refa mandalo douany mahamay mintsy
zay zany hoy ny polisy ao @ frontiera :-D :-D
38. diamondra27 ( 29/09/2008 10:00)
zay zany rehefa masiaka tsy amin'ny antony dia aretina mila mitsabo kely

misy koa ilay olona efa lzaina foana hoe tsy mety ilay ataonao dia mbola manao ihany dia mankasiaka olona ny iafarany

misy main'ny sakay tokoa

ny ahy koa zany ny hevitro dia hoe mety manana olana tany amin'ny misy azy tany ilay olona dia izay mifanena aminy ataony mahamay daholo, lasa masiaka amin'izay olna tsy naninona azy akory .Na dia mijerijery aza de lasa miteny ilay olona hoe inona ny jerejerena? vao nahita ngah? na koa we tu veux ma photo hahaha
Ny sasany indray moa dia lasa tsy mety daholo izay ataon'ny olona fa ny azy ihany no mety
39. fahamarinana ( 29/09/2008 10:42)
:arrow: na koa ilay maimbo vava tsy manana olona iresahana any aminy ireny dia avy dia mitratrevatreva be rehefa misy olona mi-discuter aminy...sy tsy tohaina mihintsy :? (l)
40. sakaizakely ( 29/09/2008 10:50)
diams27:
misy main'ny sakay tokoa
=)) =)) =)) =)) =)) =))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.281