masiaka

41. ni81 ( 29/09/2008 10:53)
misy koa ilay olona efa lzaina foana hoe tsy mety ilay ataonao dia mbola manao ihany dia mankasiaka olona ny iafarany
ireny angamba ilay atao hoe mazan-doha? :lol: :lol:
42. mbaliana ( 29/09/2008 11:05)
za aloha dia be dia be ny miteny ahy hoe masiaka e... :wink:
- fa ny remarker-ko dia misy ny tsy mahatanty ny "vérité = ny hitanao fa nataon'ilay olona " ..... ka raha ianao no milaza izay hitanao fa nataony ka manindrotsindrona azy ny teninao dia masiaka ianao zany
- dia ahoana koa ny severité? raha miteny ianao tsy tiako ny atao an'izao sy zao dia mi-insister le olona nefa ianao tsy manaiky mihitsy dia masiaka ianao zay...
- ao amin'ny karajia ohatra .. hevitra no ampiadina , ka raha mi-discuter zay hevitra mande ao, za ohatra (juste discussion tsy hiantefa any amin'ny fiainana andavanandronao mihitsy).. . mi-kritiquer ny zavatra lazain'ny olona ao dia masiaka ianao zay .. zany hoe zay lazain'le olona sasany ao dia tsy azo discuter-na na koa kritiquer-na.... fa inn moa no atao hoe mampiady karajia??' amiko mitazona ny heviny ary miaro zany hevitra zany amin'ny fifampìadinkevitra .. masiaka koa ve zany...
asa aloha fa za dia ao anatin'ny olona masiaka raha izany :-P
43. ni81 ( 29/09/2008 11:22)
Sarotra be ilay izy ry mbaliana satria arakaraka ilay olona mihitsy ny zavatra miseho. Misy olona sasany tsy tohinina mihitsy, ary misy dia manao toy ny hodi-tsokatra (mafy be) ka tsy laitran'ny fananarana na dia kely aza. Misy koa ny sasany dia mila vaniny tsotra izao fotsiny e :) Asa na fahasiahana daholo izany na ahoana? :(
44. sakaizakely ( 29/09/2008 12:20)
ny ahy ny tena tsy azoko tony oul mitetateta oe zanaka pasitera e, mpivavaka e, nefa fananganana ady no nahatongavana eto, de mahavita mamorona ps hafa anaovana xxx anarakarahana oul otran' tsipolitra maina

za klou de tsy nahalala an ze ramistiana sy kapotsitra raha tsy izy no nila sotasota tamiko e ! zany efa vaky betroka ny toetsaina mirefarefa mbola mitetateta ihany oe tsy faly fa navoaka ny ps-ny, de mobla iny tsy mahalala menatra fa miverimberina eo ihany

mpivavaka a mpivavaka, ambava fotsiny fa ny saina maloto otran'ny tsikoko mameno ny tenany
ny ahy ndray tony kovindro ramany manenjika ahy tony meko ny dakambody any

de masika ve za am zany :-D :-D :-D :-D
45. Noue ( 29/09/2008 12:27)
ay ay ay ay izany masiaka izany anie ka sakay beeee eeeeeee :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
46. sakaizakely ( 29/09/2008 12:39)
mitady sakay kou nga ra Noue :?: :-D :-D :-D
47. Noue ( 29/09/2008 12:47)
sakaizakely:

mitady sakay kou nga ra Noue :?: :-D :-D :-D
tsia!tsia!tsia! tena mampahatsiaro ahy ilay manary avy eo fa tena mayyyyyyyyyy eeeeeee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D lasa masiaka tsy fidiny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
48. ni81 ( 29/09/2008 13:03)
mitady sakay kou nga ra Noue
:-D :-D :-D efa voalona tsara angaha ny tsilanindimilahy :-D :-D
49. nomenjara ( 29/09/2008 13:24)
mpivavaka a mpivavaka, ambava fotsiny fa ny saina maloto otran'ny tsikoko mameno ny tenany
ny ahy ndray tony kovindro ramany manenjika ahy tony meko ny dakambody any

de masika ve za am zany


ekena mihitsy ityvoasoratra ity, betsaka ny oteran'io an!
mody io fivavahana io no hiarovana handrakofana ny toetra ratsy sy ny fahotàna lehibe :-D
ny ahy kou de meko ny dakambody daholo zay mikitika
azon'ny sakaizakely amin'izay ilay manome ny dakam-body na firy taona na firy taona.... :-D
50. ni81 ( 29/09/2008 13:29)
Ary toa haratra daholo ireto namana ato ireto zany ange e! Rehefa misy mahazo anay dia efa miantso vonjy aminareo fotsiny e! izany an! :lol:
51. orona ( 29/09/2008 14:07)
Ny vevavy no tena kizitina --- ndrindra fa le mahihy tsetsoka kely reny --- :-D :-D :-D --- mamay mitsy --- mampome mitsy ny miaino azy --- :-D :-D :-D

oay de le vieilles filles reny koa ka --- azon'ny dakavody daholo ze tsy taratara aminy --- zany hoe tsy mena tsiny fa somary kely ny lohany =)) =)) =))
52. ni81 ( 29/09/2008 14:11)
Ny vevavy no tena kizitina --- ndrindra fa le mahihy tsetsoka kely reny --- --- mamay mitsy --- mampome mitsy ny miaino azy ---

oay de le vieilles filles reny koa ka --- azon'ny dakavody daholo ze tsy taratara aminy --- zany hoe tsy mena tsiny fa somary kely ny lohany
Mitandrema aza manatokatona ato ary fa sao dia ataonay vehivavy main'ny sakay ato ka hitsonika eo foana ty orona. :roll:
53. sakaizakely ( 29/09/2008 14:16)
azon'ny dakavody daholo ze tsy taratara aminy


mino ve rabeloha fa zay tokoa no tena nahatonga ny dakavody ? sodé mila omena koa hilaminan'ny neurone tokana kely ?
54. sakaizakely ( 29/09/2008 14:21)
lohabe omby ny vatakorony tsara fa pokaty manako fotsiny refa voahozongozona :-D :-D :-D :-D
55. orona ( 29/09/2008 14:22)
tsy efa niteny a :?: --- refa maazoazo taona zay izy --- ay ay ay ay --- tsy mafatifaty --- ozy henri Ratsimbazafy zay --- :-@ :-@ =)) =))
56. sakaizakely ( 29/09/2008 14:27)
pokaty marina =D> =D> =D> =D>
57. orona ( 29/09/2008 14:31)
mamangy @ fahorina moa zany fa tsita tsony :-D :-D :-D
58. sakaizakely ( 29/09/2008 14:53)
kivindro ramany raika koa ity marina :-D :-D :-D :-D

59. orona ( 29/09/2008 15:00)
mi provoky zany -- elao fa maimbo =)) =)) =))
60. ikaretsaka ( 29/09/2008 15:58)
mbaliana:

za aloha dia be dia be ny miteny ahy hoe masiaka e... :wink:
- fa ny remarker-ko dia misy ny tsy mahatanty ny "vérité = ny hitanao fa nataon'ilay olona " ..... ka raha ianao no milaza izay hitanao fa nataony ka manindrotsindrona azy ny teninao dia masiaka ianao zany
- dia ahoana koa ny severité? raha miteny ianao tsy tiako ny atao an'izao sy zao dia mi-insister le olona nefa ianao tsy manaiky mihitsy dia masiaka ianao zay...
- ao amin'ny karajia ohatra .. hevitra no ampiadina , ka raha mi-discuter zay hevitra mande ao, za ohatra (juste discussion tsy hiantefa any amin'ny fiainana andavanandronao mihitsy).. . mi-kritiquer ny zavatra lazain'ny olona ao dia masiaka ianao zay .. zany hoe zay lazain'le olona sasany ao dia tsy azo discuter-na na koa kritiquer-na.... fa inn moa no atao hoe mampiady karajia??' amiko mitazona ny heviny ary miaro zany hevitra zany amin'ny fifampìadinkevitra .. masiaka koa ve zany...
asa aloha fa za dia ao anatin'ny olona masiaka raha izany :-P



zay izany koa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642