masiaka

61. mbaliana ( 29/09/2008 17:34)
ika> hummm te hanandrana ny hasikako aty koa anga :-D :-D :-D :-D omàny tsara aloha ny rano mangatsiaka fa sao dia homay irery ao ka hamaky vilany :-D :-D :-D
62. rafitia ( 29/09/2008 18:21)
amiko dia tena aretina io ry diamondra noho izan de azo tsaboina ankoatra izay de ny toerana misy lay olona koa no mahatonga azy ho masiaka
63. ssendra ( 29/09/2008 18:53)
mety azo tsaboina ilay aretina fa mazandoha loatra ilay olona dia tsy mitsabo tena....ary matetika atahorana eo amin'ny fiaraha-monina fa mahavanin-doza mihintsy :°)
64. ni81 ( 29/09/2008 19:10)
mety azo tsaboina ilay aretina fa mazandoha loatra ilay olona dia tsy mitsabo tena....ary matetika atahorana eo amin'ny fiaraha-monina fa mahavanin-doza mihintsy
ka ohatran'ireny olona tsy mety hanao désintoxication ireny ihany io e! raha tsy mazoto ny tenany manokana hiala dia eo foana (mihevitra izy mantsy hoe normal ny momba azy) :lol:
65. ssendra ( 29/09/2008 19:26)
(mihevitra izy mantsy hoe normal ny momba azy)
:-D :-D :-D izay mitsy...ary izay no tena olana goavana....tsy fatany ny hataony fa tsy normal :^)
66. sakaizakely ( 29/09/2008 19:49)
tsy fatany ny hataony fa tsy normal

iee
ilaozany miseho milay fotsiny nefa izy tena tsy milay mihitsy :lol: :lol: :lol: :lol:
67. mbaliana ( 30/09/2008 08:07)
dia tsy misy atao na inn na inn aminy zany fa rehefa voadona any amin'ny marary azy any ananona ananona any izy dia zay vao hotonga saina ka ... na koa omena ultimatum raha sendra tsy maintsy misy idiranao le zavatra ataony... raha tsy zao no ataonao dia eo ianao sy ny lambanao fa aza mitaditady aty amiko aty ... misy teoria ny psychologie zay lasa fomba fiteny aty aminay fa tsy mety miady rima le izy raha adika teny gasy na frantsay fa ohatrohatry zao le izy:
ou tu manges la soupe ou tu te jettes à la fenetre (o tu mangi la minestra o ti butti à la finestra)
68. ssendra ( 30/09/2008 08:50)
ka izy angaha hivaky loha na manavy izy na marary saina kely fa ny olona misera aminy no mi subir ny hadalàny :D
69. endrika01 ( 30/09/2008 12:38)
orona:
Ny vevavy no tena kizitina --- ndrindra fa le mahihy tsetsoka kely reny --- :-D :-D :-D --- mamay mitsy --- mampome mitsy ny miaino azy --- :-D :-D :-D oay de le vieilles filles reny koa ka --- azon\'ny dakavody daholo ze tsy taratara aminy --- zany hoe tsy mena tsiny fa somary kely ny lohany =)) =)) =))
Zah zao vhv mahihy de wé masika ve?Zah mila vérité,de marina ny voalazany namana ery ambony .La vérité tjr la vérité. De masiaka be hoatrany voamadilo manta ny milaza ny marina,hi hi hi(zah aza mahihi fa tsara fanahy sy tsotra be=))=))=))
70. mbaliana ( 30/09/2008 18:25)
ssendra> dia tsy rarahina e
71. ssendra ( 30/09/2008 18:38)
ka hita fa zay mitsy no fanaovana azy! :°)
72. tsiambaratelo ( 01/10/2008 11:34)
ni81:

Asa re eeeee,D mahagaga isika gasy itony ,sambany vao nampiasana izany atao hoe internet sy niditra izany hoe forum no manana toetsaina otr'zao;mihevere tena ry xxxxx na miafina aza ianao fantatra fona ,ary tadidio fa tsy hitondra ho aiza ilay fandrangitana isaky ny mihetsika....Na iza no te ho be geste sy hisehoseho azy iny ,d raha sahy mamoaha sary sy ps refa mamoaka hevitra!!! Aza tia manome litika ny sasany refa tsy tinao izy d hitsio ,omeo hafatra any aminy raha sahy ,lazao fa zao ny tsy tantiko aminao d afaka mifanazava any nareo,fa tsy eto no mifanenjikenjika sy mifanasa vangy miseho dadany eto,ataoko fa olona ampy taona sy malala-tsaina tsara ianao io ka afaka handray izay voalazako zay(Ny tiako vohizina dia ,izay no votoatin'ny dinika nefa misy mbola manao hitsindalana ihany)...........Asio tsiky d reveo manja
Ka tsy tena sahy hifanatrika @ ilay olona e! Aleony mody misitritsitrika ao ambadimbadika ao foana. :lol: Ho hitan'ny havany eny ihany izy rehefa apoitra sy ambara eo hoe IZA? :lol:



:roll:
73. Kapistra ( 01/10/2008 14:17)
Na dia masiakabe ohatran'ny tsilandimilahy aza , ny sipa tiako indrindra ato 'zany dia i bokakakely e!.Advéako mantsy izy io.
Zao mantsy no voasoratra ao amin'ny bbl "tiavo ny fahavalonao".
bokakakely : (l) (l) (l) :-* :-* :-*
74. Kapistra ( 01/10/2008 14:35)
ny ahy ny tena tsy azoko tony oul mitetateta oe zanaka pasitera e, mpivavaka e, nefa fananganana ady no nahatongavana eto, de mahavita mamorona ps hafa anaovana xxx anarakarahana oul otran' tsipolitra maina
za klou de tsy nahalala an ze ramistiana sy kapotsitra raha tsy izy no nila sotasota tamiko e ! zany efa vaky betroka ny toetsaina mirefarefa mbola mitetateta ihany oe tsy faly fa navoaka ny ps-ny, de mobla iny tsy mahalala menatra fa miverimberina eo ihany
mpivavaka a mpivavaka, ambava fotsiny fa ny saina maloto otran'ny tsikoko mameno ny tenany
ny ahy ndray tony kovindro ramany manenjika ahy tony meko ny dakambody any
de masika ve za am zany

fa nieritreritra angamba i sakaizakely fa hoe izaho foana ilay xxx,vakiako ny dinika sasany ato fa isaky ny misy xxx miresaka azy dia mieritreritra foana izy hoe izaho.Tena tsy manana fotoana intsony aho izao sakaizakely a!Be asa be.
fa raha oh hoe tsipolitra aho,dia ianao tena ireny tsipolitra efa antitrabe sady efa mainabe ireny.Na any amin'ny sary aza dia feno ny firesahana ahy.
Izaho 'zao te-hamaly dinika hafa nefa ny fotoana kely dia lany mamaly anao eto indray.Aleo aloha faranana fa amin'ny manaraka indray tohizana fa maika handeha hiasa aho.
75. niryna ( 02/10/2008 03:45)
ramistiana:

Izaho zany dia ol tsotra sady tsara fanahy.
Fa misy ol masiaka velona ohatran'ny tsilanindimilahy dia lasa main'ny sakay aho.Rehefa main'ny sakay dia lasa ohatran'ny hoe masiaka.
Satria mifindra ilay izy.
:roll: =))



tsiambaratelo:



Manitra be aza le tsilanindimilahy ireny kou,sady mapazoto homana:-P fa le pilokely no tonga de mahadonto sofina=))tonga de mamely hatrany @zanakatidoha.Mbo hé,manandrama angé eh,sakay io sô de lazaina wé ny namana eo njay klé:-D:-D:-D
=))


76. orona ( 03/10/2008 07:42)
maita termes koa xxx zany :-D mi fôkaliz =)) =)) azoko ndray iny

mi fôkaliz =)) =))
77. tsiambaratelo ( 06/10/2008 09:39)
endrika01:

orona:
Ny vevavy no tena kizitina --- ndrindra fa le mahihy tsetsoka kely reny --- :-D :-D :-D --- mamay mitsy --- mampome mitsy ny miaino azy --- :-D :-D :-D oay de le vieilles filles reny koa ka --- azon\'ny dakavody daholo ze tsy taratara aminy --- zany hoe tsy mena tsiny fa somary kely ny lohany =)) =)) =))
Zah zao vhv mahihy de wé masika ve?Zah mila vérité,de marina ny voalazany namana ery ambony .La vérité tjr la vérité. De masiaka be hoatrany voamadilo manta ny milaza ny marina,hi hi hi(zah aza mahihi fa tsara fanahy sy tsotra be=))=))=))



=)):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0391