google phone

1. asasoa ( 27/09/2008 08:06)
Manenina indray izay nividy an'ireo "i-phone" satria efa hivoaka indray izany zao ny "google phone".
Hidiran'i dadabe google daholo izay azony idirana.
Ny sakafo marika google sisa no andrasana, mety hatsiro be.
2. ni81 ( 28/09/2008 11:28)
Toy ny tranoben'Antananarivo io ka izay mahavita aloha no manenina e! :lol:
3. fahamarinana ( 28/09/2008 11:44)
:arrow: iray minitra dia misy fiovany hatrany...ny ahy moa dia tanako izay eo raha mbola mandeha tsara...rehefa simba dia soloina rahatoa ka tena ilaina ilay izy.. (l)
4. ni81 ( 28/09/2008 15:05)
iray minitra dia misy fiovany hatrany...ny ahy moa dia tanako izay eo raha mbola mandeha tsara...rehefa simba dia soloina rahatoa ka tena ilaina ilay izy..
marina mihitsy fa ny tsara tsy ho lany e! ny teknolojia mitombo isan-tsegondra :lol: Rehefa kelikely dia hisy fitaovana hamahana sakafo ny tsirairay angamba e :-D :-D
5. fahamarinana ( 28/09/2008 15:37)
ni:
hisy fitaovana hamahana sakafo ny tsirairay angamba e

:arrow: mety ho tsara ndray izay rehefa tanty ka lasa antitra... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1584