ahoana hoe

1. ni81 ( 27/09/2008 14:58)
Nifankahita t@ tovovavy iray ity tovolahy ary avy hatrany dia nila resaka.
L = Manahoana akia sipakely
V = Akory lay e
L = Tsy Ralay no anarako fa i Max
V= Ino volangnignao?
L = Andray ataon-dry inona ny vilaninay? Vilany cocotte akia
V= Draba laolo ty!
L = Ny dabanay ve, tena milay fa BMW
V = Kabarinao fa maika zà
L = Ka atao anaty cocotte hoa raha toa ka ahandro kabaro ianao :) ireny mantsy no sakafo mba tiako. :lol:
2. vale ( 27/09/2008 17:21)
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy ratsy njay iny! hihihihihi
3. neo83 ( 28/09/2008 15:37)
...
...

loky loatra aho ka ts'naasoratra intsony

...
...

:lol: :lol:
4. ni81 ( 28/09/2008 15:40)
loky loatra aho ka ts'naasoratra intsony
raharaha be zany! :lol:
5. kalazagasy ( 29/09/2008 20:08)
:-D :-D :-D

zany ve lay atao oe manao sofina mpivarobilany??
6. ni81 ( 29/09/2008 20:19)
zany ve lay atao oe manao sofina mpivarobilany
:-D :-D
7. mbaliana ( 30/09/2008 08:15)
zay mihitsy :-D :-D :-D :-D
8. Simpona ( 30/09/2008 10:01)
:-D :-D :-D :-D
9. tsiambaratelo ( 01/10/2008 16:43)
ni81:

Nifankahita t@ tovovavy iray ity tovolahy ary avy hatrany dia nila resaka.
L = Manahoana akia sipakely
V = Akory lay e
L = Tsy Ralay no anarako fa i Max
V= Ino volangnignao?
L = Andray ataon-dry inona ny vilaninay? Vilany cocotte akia
V= Draba laolo ty!
L = Ny dabanay ve, tena milay fa BMW
V = Kabarinao fa maika zà
L = Ka atao anaty cocotte hoa raha toa ka ahandro kabaro ianao :) ireny mantsy no sakafo mba tiako. :lol:



Ampianaro tenim-paritra reh izy a,nareo kou ou :-P
10. ari.malala ( 02/10/2008 12:45)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D in klou ny dikanle we draba e
11. fahamarinana ( 02/10/2008 12:55)
:arrow: raha tsy diso aho dia nendra na adala na mitapy fa aleo aloha ho avy ny hafa hi-confirme azy. (l)
12. ni81 ( 02/10/2008 16:05)
draba = vendrana, nandra (fiteny majunga)
13. ni81 ( 02/10/2008 16:07)
ireo lazain'i fahama ireo koa mitovy ihany koa
14. nathie86 ( 03/10/2008 11:44)
Loza ko zany, tokony asiana tenim-paritra iany any ampianarana any, d mba mifankahazo ny resaka eh
15. nathie86 ( 03/10/2008 11:50)
Loza ko zany, tokony asiana tenim-paritra iany any ampianarana any, d mba mifankahazo ny resaka eh
16. tsiambaratelo ( 07/10/2008 05:43)
Asio tenim-paritra hafa njay e,le mitovitovy @io ambony io.Le maneso :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.345