Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mitiamiantsa
(
25/09/2008 13:52)
Ambondrona
Mba mangataka an'ilay hiran'i Ambondrona hoe Ampy ahy, zay manana é, merciiiiiii...
tohiny
rova30
(
25/09/2008 13:36)
Sao mba fantatrao?
Ho an'izay aty France:
Otran'ny naheno aho ( efa ho roa taona izay) hoe:Misy vol direct Marseille~~Tana ?? Ka asa raha efa nisy nandeha na mba izay afaka manome sopapa ,tena miangavy! Ary hisaorako...
tohiny
novalian'i Ralay ny 28/09/2008 07:08
xxx
(
25/09/2008 11:54)
Inona ary izany ? DVT ?
Valiny : Diaspora vao tonga...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:49
orona
(
25/09/2008 11:24)
kibo izany an
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48db5cecbf228 =)) =)) =)) :p ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 02/10/2008 09:55
nathie86
(
25/09/2008 11:15)
Ankamantatra??
Inona ary no nahatonga ny dihy tektonik ô??
Zay mahay mahazo ..........in re eh :?: ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 03/10/2008 11:44
kidoropamba
(
25/09/2008 11:05)
Efa vonona ve isika?
Tsara hapetraka ihany mantsy io fanontaniana io indrindra hoant-tsika izay mbola TIM amin'izao.
Vonona ve isika raha toa ka midaboka tampoka eo ity fitondran-tsika ity? Efa vita ve ny taratasy vazA...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 02/10/2008 07:58
ni81
(
25/09/2008 11:01)
radio vazo gasy
Misy namana any dago mihevitra fa ny aty andafy ihany no afaka mihaino io RVG io. Nilazako izy fa toa afaka mihaino daholo rehefa manana ordi. Ka mba azavazavao kely ry tompon'andraikitra azafady fa s...
tohiny
novalian'i vale ny 25/09/2008 15:14
bavy
(
25/09/2008 10:05)
GRAVEUR DVD
sao de mba misy mahalala ny vidin' ny graveur DVD ry reto a! de aiza no mety misy mora...
tohiny
novalian'i asasoa ny 26/09/2008 14:41
kofbay
(
25/09/2008 09:42)
TAXIBE 133 MAMO TAMPONA
MITANDREMA : TAXIBE 133 ITAOSY MAMO TAMPONA
Ny alarobia harivan’ny 24 Septembre 2008, tamin’ny 18h20 raha avy nandeha ‘Spécial’ (hoy ny mpamily sy ny receveur) ny Taxibe Ambinintsoa 133...
tohiny
novalian'i moi ny 02/12/2008 04:57
ylanaly
(
25/09/2008 09:19)
Miriorio foana ny angidina(Rija Ramanantoanina sy Lalatiana)
Miarahaba anareo rehetra ô,
Mba mitady an'io hira io aho raha mba misy manana any ho any, mba ampidiro e!!! tena miangavy mihintsy aho fa tena ilaiko mantsy izy io. Izay fa manantena fiaraha-mias...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 26/09/2008 05:24
fijo
(
24/09/2008 21:29)
ahoana no ahalalana azy???
raisiko ilay resakay sy prime atsy ambany atsy ry zareo an,hoanareo mpino,ahoana no ahalalanareo raha tonga tokoa jesoa hoe iny le tena izy,fa tsy ilay sandoka voalazan'ny baiboly.
ny baiboly mantsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2008 19:52
zandikely
(
24/09/2008 21:29)
Fanovana ny Fampianarana: Misavoritaka
Efa nandeha teto foana ity resaka ity fa tsy maintsy hiverenana kely iany.
Tena tsy azoko mihitsy ny fomba entina nampiarana azy raha tsy maintsy atao iany ilay . Zaho nihevitra fa ny ankizy vao na...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/10/2008 01:01
ikaretsaka
(
24/09/2008 18:49)
Blasphemy tokoa ve?
Tsary haiko aloha raha resaka fiaraha monina ity na resaka fivavahana sy finoana fa alefako eto ihany:
HO an'ireo izay tsy mahalala ny tarika Vetson'i Fianara dia tarika katolika mpanao hiram-p...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:26
naughtyboy
(
24/09/2008 18:11)
asa nareo ra efa naheno tantara toy any koffi Yannick..
..m'lay ko zany bandy kely afrikana fiavina ary teratany australian 8 taona milalao mozika miaraka @ pro ,vao 10 volana defa nihira ny hirampirenena Ivory coast,2 taona de mihira thriller integrale sy...
tohiny
novalian'i orona ny 25/09/2008 10:46
niryna
(
24/09/2008 17:33)
Hoy ny dokotera: 56 mino manasitrana ny vavaka ,24 tsy mino
Rehefa nataon'ny dokotera ny fandalinana mikasika ny fanasitranana ataony dia 56 no marary mino fa manasitrana ny vavaka amin'Atra Ray Mpanao ny zavatra rehetra ka mino ihany koa fa Kristy no antsoiny...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 05:16
xxx
(
24/09/2008 17:17)
congé de paternité
miarahaba,
- sao mba misy afaka hanome modèle de lettre fangatahana ny congé de paternité aminareo azafady?
- ilay 14 andro (dont les 3 jours de congé légal de naissance) moa izany tsy fra...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 08/10/2008 11:01
afo
(
24/09/2008 16:34)
mitandrema
ho avy aho ary izay adaladala dia
ho lazaiko ny marina,
tsisy feo farina...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 26/09/2008 17:41
naughtyboy
(
24/09/2008 16:25)
zao v no atao oe maso b tsy mahita sa ahona...
http://uk.youtube.com/watch?v=qnYKa2n47-4
ahona ny hevitrareo @ zao asa na illusionist na fahaizana mifehy ny gravitation ..tsy hay2 tsony fa mahavarina e :-D ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/11/2008 14:19
naughtyboy
(
24/09/2008 16:11)
tena efa misy mpandimby i zizou ra izao no mitohy...
http://www.youtube.com/watch?v=UDlSF69p9Jg ny zanak'i Z.Zidane ,enzo milalao @ ekipa benjamin real :lol: :-D ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/09/2008 16:15
niryna
(
24/09/2008 15:34)
Araka ny score-nao no ahalalana ny stress ao aminao
Andraso fa omeko eto ireo karazana zavatra miantra amin'ny fiainantsika ka araka ny maha avo ny scores no maha betsaka ny stress ao amintsika.Ny zavatra tokony atao dia ezahana vahana tsikelikely ny o...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/10/2008 17:15
