mitandrema
3. kidoropamba
(
24/09/2008 19:47)
Ahoana indray izany zavatra maizimaizaina any vangaindrano any izany?
Tsy tongatonga hoa azy ireto perikizisiOn any antran'ireo mpanohitra ireo fa misy zavatra tsy mazavazava no nitontona avy any andranomasin'i vangaindrano any.
Tandrema marina fa misy dikany ny mampitilina ny filoha any ivelany any ka tsy sahy mipetraka maharitra eto madagasikara.

4. nirasia
(
25/09/2008 07:01)
sur ve toi fa "misy dikany ny mampitilina ny filoha any ivelany any ka tsy sahy mipetraka maharitra eto madagasikara."? raha eny de lazao oe inona sinon de mangina fa mandreraka na mamaky ny phrase-nareo aza!
5. xxx
(
25/09/2008 08:38)
nirasia:
sur ve toi fa "misy dikany ny mampitilina ny filoha any ivelany any ka tsy sahy mipetraka maharitra eto madagasikara."? raha eny de lazao oe inona sinon de mangina fa mandreraka na mamaky ny phrase-nareo aza!
Ary izao hevitr'i toi izao koa angaha mba misy dikany.
6. kidoropamba
(
25/09/2008 10:59)
nirasia:
sur ve toi fa "misy dikany ny mampitilina ny filoha any ivelany any ka tsy sahy mipetraka maharitra eto madagasikara."? raha eny de lazao oe inona sinon de mangina fa mandreraka na mamaky ny phrase-nareo aza!
kalamina! kalamina fotsiny fa mbola handeha any Indonezia koa ny filoha-ntsika.
Raha tsy fantatra mazava aloha inona marina ny entana nisy nanondrana avy any andranomasina ankaikin'i vangaindrano any dia tsy hijanona maharitra eto madagasikara ny filohan-tsika.
Heverinao fa tongatonga ho azy ireto tsy fahandriampahalemana ireto indray mitosaka io? Iza amin'ireto manodidina an'i filoha ireto no hamely azy? Izay ilay "ekiOUaSiOn" tokony vahana amin'izao.
Mandrapihandry an'izany dia alehon'i filoha hajaina ny mandalondalo ihany eto dago fa any ivelany izy mitilina matetika.
Ra...valomanana 8O 8O 8O
7. nanas
(
25/09/2008 22:31)
kidoropamba:

Hono hoa ra-kidoro, tsy aleo avadika oe " mangataka mangataka hatrany" ilay slogan nareo Tim hoe " miasa-miasa hatrany".
Ramiaramanana aza zao efa nalefa ambasadoro any @ faritra arabia iny fa any sisa angamba no tsy nangatahana vola sy tsy nitsangatsangan star Ravalomanana mivady,mba mila mametraka ambasadoro kely any. Sady ampandosirina @ zay ny ekipa fa efa ho ratsy ny tantara, efa tady rakatra ny fika maloto nafenina.
8. karavasy
(
26/09/2008 12:51)
Ataovy hoe hono owa ry kidoropamba havako fa tetika iray ny anareo ary tsisy TIM sahalan'io kidoro io. Ny Mi-nananana no misy ary tsisy apoaka hatramin'izao.
9. nanas
(
26/09/2008 14:17)
karavasy:
Ataovy hoe hono owa ry kidoropamba havako fa tetika iray ny anareo ary tsisy TIM sahalan'io kidoro io. Ny Mi-nananana no misy ary tsisy apoaka hatramin'izao.
Io valin-teny boribory ihany no efa mampilentika anareo hoatran izao, en plus manampy ny fahavendranananareo. Mariky ny fahavendranana ilay valin-teny boribory satria matahotra ny miady-hevitra dia ny taim-bava no alefa aloha. Marivo salosana tssssssss!
Mba misy ihany ao @ government ao ny manampahaizana fa saribakoly le8, tia kely sy matim-boninahitra ( ministra e! etsetra) manko dia aleo miray petsapetsa @ ratsy ao ihany toy izay very sosy sy very anaram-boninahitra. Ry karavasy itony aloha de tena typical mintsy
10. kidoropamba
(
26/09/2008 17:41)
Aoka tsy mifanompa ry karavasy a. Hatramin'izao aloha dia mbola Azoro de kotizasiOn ny tenako ao @ TIM na dia efa somary manahy ihany aho amin'ity afitsok'i ramarisely ity.
Ho an'i nanas: Any arabia saouditA no fitsangantsanganana amin'ny manaraka satria efa misy fivarotana rano any avy ao Antsiranana. Rehefa tsentsina ny ao @ FMI sy BM, no sady koa ritra ny avy @ sinoa dia tsy maintsy mitontona any arabia isika.
Raha naheno ilay kabarin'ny filoha hajaina mantsy aho tao @ ONU dia mazava e: Tsy misy harena azony ho foronina izany eto madagasikara. Tsy misy vokatra ho azo izany eto. Fa "trosa" dôlidôly ny fika rehetra. Ka io hitrosa io ihany no piriOritE dE piriOritE an'i fitondrAna. Raha tsy misy "trosa" na raha tsy misy "manome intsony" dia hiraraka sahala amin'ny omby tsy ampy sakafo eo ny gasy e.
Nisy gazety gasy izay ange efa namitandrina fa efa maro ny gasy mamely henan'alika atao tsaky pop e. Tsy misy alika mirenireny izany mihitsy ao madagasikara ao ankehitriny. Raha vao mivaoka ny varavarany dia any am-bilany ny hiafarany.
Ra...valomanana 8O 8O 8O 8O