Ankamantatra??

1. nathie86 ( 25/09/2008 11:15)
Inona ary no nahatonga ny dihy tektonik ô??
Zay mahay mahazo ..........in re eh :?:
novalian'i ni81 ny 03/10/2008 11:44
2. orona ( 25/09/2008 11:23)
satria mavoan'ny ramanenjana le mozika electronika

in amizay aza ny azoko
3. Bita ( 26/09/2008 12:38)
Te hamany
4. tsiambaratelo ( 01/10/2008 15:48)
nathie86:

Inona ary no nahatonga ny dihy tektonik ô??
Zay mahay mahazo ..........in re eh :?:


5. nathie86 ( 02/10/2008 07:24)
Tô tsisy mahay lay izy eeeeeee
6. ni81 ( 02/10/2008 07:26)
Inona ary no nahatonga ny dihy tektonik ô??
voan'ny ramanenjana :lol: :lol:
7. tsiambaratelo ( 02/10/2008 08:45)
ni81:
Inona ary no nahatonga ny dihy tektonik ô??
voan\'ny ramanenjana :lol: :lol:
Inona kay zany ramanenjana ry ni =))
8. nathie86 ( 03/10/2008 11:37)
Chuck Norris a voulu enseigner le Jeet Kun Do à de jeunes handicapés mentaux. C'est ainsi qu'est née la Tecktonic
@ teny frantsay lay valiny lol
9. ni81 ( 03/10/2008 11:44)
Inona kay zany ramanenjana ry ni
aretina mahazo ny oul dia mihinjitsinjitra be izy @ zay fotoana izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.254