Miriorio foana ny angidina(Rija Ramanantoanina sy Lalatiana)
1. ylanaly
(
25/09/2008 09:19)
Miarahaba anareo rehetra ô,
Mba mitady an'io hira io aho raha mba misy manana any ho any, mba ampidiro e!!! tena miangavy mihintsy aho fa tena ilaiko mantsy izy io. Izay fa manantena fiaraha-miasa avy aty aminareo rehetra.
Mr Ylanaly

novalian'i tsiambaratelo ny 26/09/2008 05:24
2. arn
(
25/09/2008 09:54)
Rija Ramanantoanina sy Lalatiana no mihira io :
Miriorio foana ny angidiny tsy mankaiza tsy akory f'izay no fombany
misavoamboana dia midina ka mianjera any ankady rehetra any
Vola no mahabe rehareha ka mazana jamba ny maso voatakony
nefa miriorioka fandeha nohitsiny lavaka tsy mba marivo
kendreo izay ataonao, saino lanjalanjao
mandalo ihany izao eto izao
fidio ny mba ho soa nefa tandremo koa sao diso aoriana ka voa
harena sy voninahitra rendrarendra tsy hita hifanafarana
fa mbola hafa maharitra ny fitiavana tsara iafarana
kendreo..........
Dia mazotoa mihira ooo

3. hery
(
25/09/2008 10:09)
Efa mba nitady tao amin'ny tononkira.serasera.org ve?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=682
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=682
4. tsiambaratelo
(
26/09/2008 05:24)
ylanaly:Tena ny zava-misy @zao fotoana tokou no fonosinio hira io an :D
Miarahaba anareo rehetra ô, Mba mitady an\'io hira io aho raha mba misy manana any ho any, mba ampidiro e!!! tena miangavy mihintsy aho fa tena ilaiko mantsy izy io. Izay fa manantena fiaraha-miasa avy aty aminareo rehetra. Mr Ylanaly