asa nareo ra efa naheno tantara toy any koffi Yannick..

1. naughtyboy ( 24/09/2008 18:11)
..m'lay ko zany bandy kely afrikana fiavina ary teratany australian 8 taona milalao mozika miaraka @ pro ,vao 10 volana defa nihira ny hirampirenena Ivory coast,2 taona de mihira thriller integrale sy mandihy ary 5 taona de lasa bassiste pro
http://myspacetv.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=10089272
novalian'i orona ny 25/09/2008 10:46
2. fahamarinana ( 25/09/2008 02:59)
:arrow: mahavoa marina,manan-talenta be... :) (l)
3. orona ( 25/09/2008 10:46)
Tena mahay marina -- miezaka kely sisa de oatran'ahy :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.082