asa nareo ra efa naheno tantara toy any koffi Yannick..
1. naughtyboy (
24/09/2008 18:11)
..m'lay ko zany bandy kely afrikana fiavina ary teratany australian 8 taona milalao mozika miaraka @ pro ,vao 10 volana defa nihira ny hirampirenena Ivory coast,2 taona de mihira thriller integrale sy mandihy ary 5 taona de lasa bassiste pro
http://myspacetv.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=10089272