congé de paternité

1. xxx ( 24/09/2008 17:17)
miarahaba,

- sao mba misy afaka hanome modèle de lettre fangatahana ny congé de paternité aminareo azafady?

- ilay 14 andro (dont les 3 jours de congé légal de naissance) moa izany tsy fractionnable ô?


dia misaotra mialoha


:)
2. ni81 ( 24/09/2008 17:28)
Monsieur Prénom Nom
Adresse
Code Postal Ville

Monsieur Prénom Nom
Fonction
Adresse
Code Postal Ville

Lieu, Date


Objet : demande de congé paternité


Madame, Monsieur,


Conformément à l’application de l’article L.122-25-4 du code du travail, je vous informe que je souhaiterais bénéficier d’un congé paternité pour la naissance de mon enfant qui est prévue le (ou qui est né le …).

Si vous en êtes d’accord, je m’absenterai donc du ......... au .............

Vous trouverez, ci-joint, l’extrait d’acte de naissance (ou le certificat médical attestant de la date de naissance prévue).

Je vous prie d’agréer, Madame, Monsieur, mes salutations distinguées.


Signature
3. ni81 ( 24/09/2008 17:31)
Monsieur Prénom Nom
Fonction
Adresse
Code Postal Ville

Lieu, Date

tokony ho etsy @ sisiny an-kavanana ireo fa tsy nety teo ambony teo ambony teo.
4. xxx ( 24/09/2008 17:45)
misaotra betsaka ni81

Si vous en êtes d’accord


angaha mety tsy ho d'accord ny mpampiasa? kanefa toa droit izy io? sa diso aho?
5. ni81 ( 24/09/2008 17:48)
tokony hoe angatahina 1 volana alohan'ny ahaterahan'ilay zaza ny fangatahana, fa alefao foana fa ho hitanao eo e
6. xxx ( 24/09/2008 18:48)
ni81:

tokony hoe angatahina 1 volana alohan'ny ahaterahan'ilay zaza ny fangatahana, fa alefao foana fa ho hitanao eo e
azo atao koa ny mangataka an'io raha vao teraka ny zaza...tsy voatery we 1 mois avant....et c'est un droit sauf we entreprise kely ka hilaina mpanolo ny place-n'ilay ray...dia io no ilaivana an'le 1 mois avant.

azo atao koa io fangatahana io rehefa mody ny reny sy ny zaza...


7. endrika01 ( 07/10/2008 13:49)
ni81:

Monsieur Prénom Nom
Adresse
Code Postal Ville

Monsieur Prénom Nom
Fonction
Adresse
Code Postal Ville

Lieu, Date


Objet : demande de congé paternité


Madame, Monsieur,


Conformément à l'application de l'article L.122-25-4 du code du travail, je vous informe que je souhaiterais bénéficier d'un congé paternité pour la naissance de mon enfant qui est prévue le (ou qui est né le ...).

Si vous en êtes d'accord, je m'absenterai donc du ......... au .............

Vous trouverez, ci-joint, l'extrait d'acte de naissance (ou le certificat médical attestant de la date de naissance prévue).

Je vous prie d'agréer, Madame, Monsieur, mes salutations distinguées.


Signature




Tsy maintsy wé @teny frantsay ve?na any Dago aza?Lay mangataka congé?:-P
8. fahamarinana ( 07/10/2008 14:17)
:arrow: dia avadio teny gasy kosa ry endrika fa io no misy sy hita aloha... :-P (l)
9. tsiambaratelo ( 08/10/2008 11:00)
fahamarinana:

:arrow: dia avadio teny gasy kosa ry endrika fa io no misy sy hita aloha... :-P (l)



Boda ndray ny lohany ry fahamarinana ,ny hamadika anio ho teny gasy=)) tô hoatriny tsy mahay frantsay firy izy iny!:-D:-D:-D
10. tsiambaratelo ( 08/10/2008 11:01)
fahamarinana:

:arrow: dia avadio teny gasy kosa ry endrika fa io no misy sy hita aloha... :-P (l)



Boda ndray ny lohany ry fahamarinana ,ny hamadika anio ho teny gasy=)) tô hoatriny tsy mahay frantsay firy izy iny!:-D:-D:-D
11. tsiambaratelo ( 08/10/2008 11:01)
fahamarinana:

:arrow: dia avadio teny gasy kosa ry endrika fa io no misy sy hita aloha... :-P (l)



Boda ndray ny lohany ry fahamarinana ,ny hamadika anio ho teny gasy=)) tô hoatriny tsy mahay frantsay firy izy iny!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2491