Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kalm ( 19/09/2008 20:17)
Mitady gasy mipetraka aty Denmark
Vahiny ny tenako, tonga hianatra, te hanana namana sy te hifandray @ gasy rehtra aty Denmark.... tohiny
fijo ( 19/09/2008 18:55)
misy hodiniana ihany an
"le philosophe français Bensaïd quand il parle de la montée de l’intégrisme religieux dans plusieurs pays : « Quand la politique est à la baisse, la théologie est à la hausse. Quand le profa... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2008 20:23
Xp ( 19/09/2008 13:14)
ambo
Inona tsara ilay atao hoe ambo fa tsy tena mazava amiko ry zareo ah? Tsara ve ilay izy sa ratsy. Mifanohitra amin'ny fandeferana ve? Voninahitra ve ilay izy? Raha miala tsiny ve dia midika fa tsy mana... tohiny
sakaizakely ( 19/09/2008 13:09)
ze tsy mbola nandrongony ndrai no taraiky
zao ve tsy famporisihana ? Carla Bruni [url]http://films7.com/videos/carla-bruni-sarkozy-tu-es-ma-came-interview-bbc[/url] Tu es ma came Mon toxique, ma volupté suprême Mon rendez-vous chéri ... tohiny
ainaheri ( 19/09/2008 11:21)
Emoticon sy page d'accueil
Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandrais... tohiny
landrix ( 19/09/2008 10:26)
Fanahy maha iraika
Mba ilaina io hira io.... tohiny
MARTINE ( 19/09/2008 09:53)
pazzapa6
Na dia tsy nahafapo loatra ny pazzapa tamty taona ity de mba tiako ihany ny hanaraka azy raha azo atao e?????? Mety possible ve? :?: ... tohiny
Tehanampy ( 19/09/2008 08:24)
FAHAMARINANA
Efa nandinika izay voasoratra ao amin'ny Matio 7 ve ianao fa: "Ety ny vavahady ary tery ny làlana mankany amin'ny Fiainana ka VITSY ny mahita azy" Ao amin'ny VITSY no misy anao sa ao amin'ny MARO?... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 21:02
lembelo ( 18/09/2008 21:44)
Rado : Hiram-bavaka
Tsy ho efan'ny irery ny hitanisa ireo sangan'asan'i Rado tonga ao an-tsaina amin'izao nahalasana azy izao. Koa aleo aho hifantoka amin'ireo "hiram-bavaka", araky ny filazany azy. Misy ireo efa tsy z... tohiny
novalian'i nathie86 ny 19/09/2008 10:27
fijo ( 18/09/2008 21:36)
mety hiaraka ve?
hono hoao ry zareo.lasa ny saiko hoe "ekenareo kristianina ve ny homo ,mino sy manaraka ny finoana kristianina????" manaraka fandaharana homo any amin'ny tany silamo mantsy aho io,ka tena mampalahe... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2008 20:24
zakilinina ( 18/09/2008 20:29)
Mihemotra tokoa ve ny demokrasia eto Madagasikara ?
Raha marina fa mihemotra, oviana re ny fotoana nampandroso azy ?... tohiny
novalian'i penguin ny 15/10/2008 13:15
fijo ( 18/09/2008 19:42)
jesoa mandroaka biby
Jiromanga bibiolona Nalemy ilay vehivavy voaolana jeudi 18 septembre 2008, par Hery A. Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Na tsaho na tsia, n... tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2008 21:34
andya ( 18/09/2008 13:52)
tsy mila vandivandy
mba mitady tononkiran'ny jerry marcos sy larissa "tsy mila vandivandy" zay mahay. Merci... tohiny
myaina ( 18/09/2008 11:25)
Maintimolaly Lycée Andohalo
Hono kay, sao d mba misy mahalala kay ny adiresy ahafahana misoratra anarana ao amin ny fikambanan ny mpianatra maintimolaly Lycee Andohalo, Tanà azafady!... tohiny
novalian'i sipagasy ny 26/10/2008 19:30
Mandefitra ( 18/09/2008 11:19)
aiza ho aiza @ Baiboly.
Namaky ny dian i pape tany frantsa za dia nahita an ty tsimpona salamo 44 ty. Nojereko ny dikanteny gasy ka hafa no tao anatiny, ny teny anglisy koa toy izay. Salamo 44 avy aiza ary ty : PSAUME 44 ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2008 21:39
hery ( 18/09/2008 11:10)
Tononkalon\'i Rado tianao indrindra?
Milazà hoe tononalo 3. Dia inona ny antony? Ny ahy. 1. Hafatra moa? Ilay hoe Ho any ianao kanefa... tiako t@ fotoan\'androny dia mbola ankafiziko hatramin\'izao. 2. Raha mbola misy tsiky. Satria... tohiny
novalian'i Romaric ny 11/03/2012 07:35
Bita ( 18/09/2008 10:43)
Tehirizo tsara ho vaovao mandrakariva Mompera
Rehefa miresaka momba mompera ihany ianareo dia tohizako. Nisy mompera sy tovovavy iray nihaona teo alohan'ny douane ny avion. Alohan'ny handefasana entana dia tsy maintsy alana ao anatin'ny bagage a ... tohiny
ni81 ( 18/09/2008 09:26)
Izy hono no solony e
Tafaresaka ireo olona anankiroa indray hariva (lahy sy vavy). Toy izao no resaka: L: zà oa tena gaga mihitsy fa nisy mompera tonga nisakafo tao aminay dia tena mamo tampina izy roalahy. V: Fa ahoa... tohiny
GAINE ( 18/09/2008 07:51)
NY FANAM-MBADIANA
Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;ny zvtr misy anefa an-kehitriny dia lasa ohtra ny vojimaika izy io satria ohatrn'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanter... tohiny
Mandefitra ( 18/09/2008 06:28)
ahoana hoy fijo @ ty
http://www.madagascar-tribune.com/Nalemy-ilay-vehivavy-voaolana,8914.html herin tsaina io sa tsahotsaho ... sa hoe misy ny herin ny maizina, nefa voatohitry ny herin'ny mazava. :) ... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2008 01:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2429