NY FANAM-MBADIANA

1. GAINE ( 18/09/2008 07:51)
Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;ny zvtr misy anefa an-kehitriny dia lasa ohtra ny vojimaika izy io satria ohatrn'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanterahana azy milaza ianareo raha tsy marina izany .
Ny tiako ambara eto dia tsy kilalao io porofon'ny izany tsy mateza ny tokatrano na tokatrano feno fampirafesana na lahy na vavy io an! ka hafatra ho antsika namana aoka isika mba ho matotra amin'ny io fanam-badiana io fa rehefa tafiditra anie ka tsy afaka mivoaka intsony eh!
Ny zvtr mapalahelo matetika dia ny taranaka rehareha ny taolo izany nefa an-kehitriny lasa ohatra ny fahazarana tahaka ny amisakafo fotsiny ka diniho ihany ry zareo ah! olona manambady zah manoratra izao ary mahita olona manana olana aram-panambadiana efa miisa 72 tsy misy valaka
2. Noue ( 18/09/2008 08:09)
GAINE:

Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;ny zvtr misy anefa an-kehitriny dia lasa ohtra ny vojimaika izy io satria ohatrn'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanterahana azy milaza ianareo raha tsy marina izany .
misy ary tena misy ireo manao an'izany zavatra lazainao izany noho ny antony samy hafa fa tsy hoe ny rehetra kosa aloha eee

nefa ny zavatra hitako ankehitriny kosa dia vao maika miaraka ela be ny mpiaraka alohan'ny hanambadiana ! raha tsy izany ve betsaka ny lasa mihaina @ pacs ? na concubinage ? satria efa be loatra ny olana @ fanambadiana na ny tokatrano ka mba ihalàna @ fijaliana , indrindra fa raha misy zaza dia izay angamba no nahatonga ny olona hiara-mipetraka , miaina miaraka ela dia ela alohan'ny fandrosoana ny fanambadiana

:) mety ka ! :)
3. simplex ( 18/09/2008 10:36)
Gaine:
efa miisa 72 tsy misy valaka
avocat nga enao sa pasitera? :P
4. fahamarinana ( 18/09/2008 10:56)
noue:
raha tsy izany ve betsaka ny lasa mihaina @ pacs ? na concubinage ? satria efa be loatra ny olana @ fanambadiana na ny tokatrano ka mba ihalàna @ fijaliana

:arrow: ka na mi-pacs na manao mariage civil anie dia hisy foana ny fijaliana raha tsy mahay mifanaraka e,f'angamba ny fahamoran'ny fisarahana no mety hoe haingana kokoa raha pacs noho ny divorce any amin'ny tribonaly sy ny lelavola alohan'ny mpi-divorce....Na izany aza efa misy ezaka nataon'ny fanjakana ihany,hono,aha-faingana ny divorce rehefa tsy maintsy hiafara amin'izay....
noue:
indrindra fa raha misy zaza dia izay angamba no nahatonga ny olona hiara-mipetraka , miaina miaraka ela dia ela alohan'ny fandrosoana ny fanambadiana

:arrow: Ny momba ny zaza amiko dia mitovy foana na manambady na pacs satria rehefa vita reconnaissance-ny rar roa tonta dia mbola z'histoire foana ny fisarahana rehefa samy tia tena daholo sy hifandrirotra lava eo.
gaine:
ohatrn'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanterahana azy milaza ianareo raha tsy marina izany .

:arrow: zà milaza fa tsy marina hatrany io,mety misy voadona fa misy koa ny mariage nirina fontsiny tsotra izao..
gaine:
ka hafatra ho antsika namana aoka isika mba ho matotra amin'ny io fanam-badiana io fa rehefa tafiditra anie ka tsy afaka mivoaka intsony eh!

:arrow: mbola afaka miova kah,raha resaka juridique no jerena....raha resaka finoana dia tantara hafa iny araka ny tsi11 sy ny finoanay ihany...Fa ekeko tanteraka indray ny voalazanao hoe aoka mba ho matotra tokoa sy voahevitra tsara hoe io ilay tena nofinidy sy nirina hatrizay ary heverina fa mifanaraka amin'ny tena.Dia tsy mora reraka sy kivy ihany koa raha tojo olana fa miara-mamaha azy .Raha tsy tafa moa dia akory atao baba... :( (l)

5. nathie86 ( 18/09/2008 11:08)
Ka lay fitiavana mintsy no tena hila tsy ho hay tsony ny tena dikany na ny oe définitioany. Na lay izy oe tiako iny satria : manambola, bogosy............
Ny fitiavana zany d lasa toetoetra ivelany iany ny tena marina eh, lasa ny akanjo na kiraro na ny solomaso, fa tsy oe tiako izy, izy manontolo, na sola na rasta lol.
6. fahamarinana ( 18/09/2008 11:41)
:arrow: nathie :ka tsy misy lesona na formuke vita ho azy anie io e fa ny tsi11 no mahita sy mahafantatra ny olona tiany...Samy manana ny définition-ny olona tadiavina dia zany hoe samy manana ny tiany zany e...fa tsy hary hitovy ny ahy,ny anao ,ny azy ,ny andry zareo...
nathie:
Ny fitiavana zany d lasa toetoetra ivelany iany ny tena marina eh, lasa ny akanjo na kiraro na ny solomaso, fa tsy oe tiako izy, izy manontolo, na sola na rasta lol.

:arrow: iny ndray moa dia resaka apparence fontsiny ihany fa mikonty ihany kosa raha dinihana :chacun son gout,inona moa ilay filaza hoe :ny voditsobika aza manan-tandrify sa misy diso io ? (l)
7. lohataona ( 18/09/2008 13:38)
GAINE:

Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;ny zvtr misy anefa an-kehitriny dia lasa ohtra ny vojimaika izy io satria ohatrn'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanterahana azy milaza ianareo raha tsy marina izany .
Ny tiako ambara eto dia tsy kilalao io porofon'ny izany tsy mateza ny tokatrano na tokatrano feno fampirafesana na lahy na vavy io an! ka hafatra ho antsika namana aoka isika mba ho matotra amin'ny io fanam-badiana io fa rehefa tafiditra anie ka tsy afaka mivoaka intsony eh!
Ny zvtr mapalahelo matetika dia ny taranaka rehareha ny taolo izany nefa an-kehitriny lasa ohatra ny fahazarana tahaka ny amisakafo fotsiny ka diniho ihany ry zareo ah! olona manambady zah manoratra izao ary mahita olona manana olana aram-panambadiana efa miisa 72 tsy misy valaka

izaho tsy mieritreritra ny ntaoloraha nanambady! Tsy vonjimaika koa ny fanambadiako!
Raha tsy matotra ilay olona dia azy ny azy!
Afaka mivoaka @ fanambadiana fa tsy gadra akory ny mariazy!
Misaotra tompoko!
8O
8. MaheryInfo ( 18/09/2008 15:05)
Ny anay aloha hatramin'izao dia mbola mamy e, mbola mifampitanana eny an-dalana,.... 12 taona nivadina amin'ity, marina fa tsy maintsy misy ny olana sy ny tsy fitoviankevitra fa tsy maintsy hita foana koa ny vahaolana e, fa ny secret-nay dia izahay mahita zavatra vaovao foronina foana na eo amin'ny fomba fanaovana firaisana izany na na eo amin'ny fiainana andavan'andro mintsy e, tsy maintsy misy projet vaovao foana foronina e, na tsy tratra aza indraindray tsy maninona fa refa misy enjehana aloha dia izay, izay angamba no tena antony mbola mampamamy azy. :-*
9. tsiambaratelo ( 18/09/2008 15:44)
GAINE:
Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;ny zvtr misy anefa an-kehitriny dia lasa ohtra ny vojimaika izy io satria ohatrn\'ny resaka dona ara mpiainana no maha tapan-kevitra ny fanantanterahana azy milaza ianareo raha tsy marina izany . Ny tiako ambara eto dia tsy kilalao io porofon\'ny izany tsy mateza ny tokatrano na tokatrano feno fampirafesana na lahy na vavy io an! ka hafatra ho antsika namana aoka isika mba ho matotra amin\'ny io fanam-badiana io fa rehefa tafiditra anie ka tsy afaka mivoaka intsony eh! Ny zvtr mapalahelo matetika dia ny taranaka rehareha ny taolo izany nefa an-kehitriny lasa ohatra ny fahazarana tahaka ny amisakafo fotsiny ka diniho ihany ry zareo ah! olona manambady zah manoratra izao ary mahita olona manana olana aram-panambadiana efa miisa 72 tsy misy valaka
Tsy hadalany Ntaolo fahiny ny nandefasany ny vhv hanambady,mandrafozana aloha vao atao ny raharaha.Amininy mantsy mahita tsara ra-zazavavy wé ho zakako ve?Sy ilay rafozam-bavy wé,olona hahay mitantana ao an-tokan-trano ve ity vhv ity sa miliba. :D mahalala mitsinjo ny vody andro merika:-P
10. tsiambaratelo ( 18/09/2008 15:45)

11. tsiambaratelo ( 18/09/2008 15:56)
Raha araka ny fitantaranireo zokiolona vhv nandrafozana taloha ;dia tena namela fandripandrika maro be ireo rafozanina.Ohatra t@ zany ,hono,asiana mamofy ovy lay zazavavy,tsy azo ariana ny hoditra ny ovy novoasana fa avela anaty sobika na taty,arakaraka ny habetsahany de avela eo miandry ireto rafozana.Le vhv tsy manapo ninn.De jereny eo lay hoditr ovy,matevina be ve?Atonony?Sa manify loatra?De iny no itsarany lay tovovavy :-P
12. tsidina ( 18/09/2008 16:59)
GAINE:

Matetika isika olom-belona dia maika ny hanam-bady ;

Inona marina moa le hoe "maika hanambady " ? satria samy manana ny situation ny tsi1/1. Irony mbola tsy ampy 18 ans ve, kanefa ny lelalhy hakavady azy efa miasa? sa Ireny efa 30 nefa mbola tsy mahita anton'asa hamelomana ny vady amanjanaka?
13. Papoose ( 18/09/2008 18:53)
za v zany ry gaine no faha-73 ny?

ZA kounkou dia tena miombonkevitra @ tsidina @ situation misy ny tsi1-1. Tsotra io nefa mazava! =D> =D>
14. ssendra ( 18/09/2008 19:28)
simplex:

Gaine:
efa miisa 72 tsy misy valaka
avocat nga enao sa pasitera? :P

:-D :-D :-D :-D
15. ssendra ( 18/09/2008 19:31)
rehefa tonga ny fitiavana tsy azo lavina e!
fianana mandalo arorotina rehefa tsy mety de rava izany kou!
16. fijo ( 18/09/2008 22:28)
mety mba misy diso kely koa ,fa izy aby io e.
17. tsiambaratelo ( 19/09/2008 05:30)
Tsy ny taona handehanana manambady no mampisy ny olana fa ny fahaizamitondra sy mitantana.Misy 15ans izy nanambady kofa 28ans.Milamina ny tokatranony tsisy korotana efa 6zao ny zanakilay sipa,izy ndray no toa lasa zandry anabavy nireo zanany @fomba fijery ny manodidina.Miankina @le respect mangina io.:-P
18. tsiambaratelo ( 19/09/2008 05:31)
Tsy ny taona handehanana manambady no mampisy ny olana fa ny fahaizamitondra sy mitantana.Misy 15ans izy nanambady kofa 28ans.Milamina ny tokatranony tsisy korotana efa 6zao ny zanakilay sipa,izy ndray no toa lasa zandry anabavy nireo zanany @fomba fijery ny manodidina.Miankina @le respect mangina io.:-P
19. tsiambaratelo ( 19/09/2008 05:31)
Tsy ny taona handehanana manambady no mampisy ny olana fa ny fahaizamitondra sy mitantana.Misy 15ans izy nanambady kofa 28ans.Milamina ny tokatranony tsisy korotana efa 6zao ny zanakilay sipa,izy ndray no toa lasa zandry anabavy nireo zanany @fomba fijery ny manodidina.Miankina @le respect mangina io.:-P
20. tsiambaratelo ( 19/09/2008 05:42)
Mialatsiny @lay fi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0902