NY FANAM-MBADIANA

21. nathie86 ( 19/09/2008 10:06)
fahamarinana:

:arrow: iny ndray moa dia resaka apparence fontsiny ihany fa mikonty ihany kosa raha dinihana :chacun son gout,inona moa ilay filaza hoe :ny voditsobika aza manan-tandrify sa misy diso io ? (l)


Tsy diso mintsy lay oe voditsobika aza manan-tandrify ka, fa ny tiako ho tenenina d hoe lasa diso ivelany lôtra lay fitiavana ka hany vao misy olana kely d lasa drame b, tsy mifotra tsara ilay fitiavana eh.
22. tsiambaratelo ( 19/09/2008 15:22)
Maro be ndraindray no mahasaky miteny @olon-droa hiroso @fanambadiana wé,ze bandy otraniny ve ry zavavy ty de atao hahataraiky a,te ahandro vary @kapoakan-dronono angaha sa te hiondam-biriky.Tsy aleo manambady andranona laibany be ny fianakaviany.Odoyé,fa angah ny harena no isafidianana vady;tonga de very any an-kady refa tonga ny gidragidra.Andana mandé any,tato angah ny hasasaranao;tana-polo no nentinao niditra teto,ka tana-polo iany kou no entinao mivoaka eto.Oudryyy, refa lany ny mamy de atoraka?Kou raha tsy ity ny vhv siligaoma ka wé,taperina ny mamy avy eo abotsina de apoaka @zay,de avy eo arianaaa,de hitsahina @faladia-kiraro de io lay ratra mikiky ny vhv misara-bady na nitsoakam-bady tsy te hiombom-pitia @hafa intsony,satry hafa ihany lay voalohany!Oops :-P
23. lloyd ( 29/09/2008 20:41)
la ferme
24. tsiambaratelo ( 30/09/2008 10:16)
lloyd:
la ferme
Dryyy,fa naninona ritony e,tsy mahazaka lay voalaza eo ambony ve,ka marina dôly reo.Ny aza mba tratrany ihany! hi hi hi reo aza mbola maivana be noho ny tranga maro be tsy misy sahy mitantara. Ny fanambadiana tsy kilalao ,na tiako enao zah koa tia anao.Toy ny kapitenin-tsambo mintsy mitondra anizy io.Na atopatopan onja mahery,na oram-baratra,na rivotra mifofofofo aza,tsy mety ho rendrika ny sambo, satria.......(anjarany namana ny manohy azy.):-P
25. tsiambaratelo ( 30/09/2008 10:16)
lloyd:
la ferme
Dryyy,fa naninona ritony e,tsy mahazaka lay voalaza eo ambony ve,ka marina dôly reo.Ny aza mba tratrany ihany! hi hi hi reo aza mbola maivana be noho ny tranga maro be tsy misy sahy mitantara. Ny fanambadiana tsy kilalao ,na tiako enao zah koa tia anao.Toy ny kapitenin-tsambo mintsy mitondra anizy io.Na atopatopan onja mahery,na oram-baratra,na rivotra mifofofofo aza,tsy mety ho rendrika ny sambo, satria.......(anjarany namana ny manohy azy.):-P
26. verlove ( 30/09/2008 11:27)
Salut ezahana zakaina ze mitranga eo fa tsy oe tonga lafatra
27. haritianah ( 30/09/2008 17:05)
Amiko indray dia ts miankina loatra @ owé malaky miditra @ fanambadiana na owé vokatry ny donampiainana dé lasa miditra @ fanambadiana nefa aveo dé isaraka.
Amiko ny fisarahampanabadiana dia lafiny maro be dia bé no mahatonga azy; maro an'isa ny efa niaraka amantaonanay vao nanapakevitra ny ivady nefa dia tafiditra @ fisarahampanabadiana foana.Dé reny indray milaza fa efa leo lé iray fa ela loatra niarahana t@ fa aleo hiova.Donc zany miankina @ tsy1 iray mits io.
Na vetvet dé manambady na ela niarahana vao manambady na mbola kely de manambady na efa lehibé vao manambady refa sainao ny hisaraka de tafasarakafa.Firifiry ny vao mifankahita dé raikitra ny mariazy ary maharitra ela bé, firifiry ny tratrana donampiainana dé lasa mitady vady nefa mifankatia tsara @ vadiny ts misaraka zany.
Samy @ cas dolo io fa ts reo lazain'i angie reo mits angamba no facteur.
28. endrika01 ( 01/10/2008 05:24)
haritianah:
Amiko indray dia ts miankina loatra @ owé malaky miditra @ fanambadiana na owé vokatry ny donampiainana dé lasa miditra @ fanambadiana nefa aveo dé isaraka. Amiko ny fisarahampanabadiana dia lafiny maro be dia bé no mahatonga azy; maro an\'isa ny efa niaraka amantaonanay vao nanapakevitra ny ivady nefa dia tafiditra @ fisarahampanabadiana foana.Dé reny indray milaza fa efa leo lé iray fa ela loatra niarahana t@ fa aleo hiova.Donc zany miankina @ tsy1 iray mits io. Na vetvet dé manambady na ela niarahana vao manambady na mbola kely de manambady na efa lehibé vao manambady refa sainao ny hisaraka de tafasarakafa.Firifiry ny vao mifankahita dé raikitra ny mariazy ary maharitra ela bé, firifiry ny tratrana donampiainana dé lasa mitady vady nefa mifankatia tsara @ vadiny ts misaraka zany. Samy @ cas dolo io fa ts reo lazain\'i angie reo mits angamba no facteur.
tonga @lay fitenenana hoe ANTITRA VAO BE NY TANORA :-P ,na tsy misy ady aza ao an-tokan-trano ao,hafa ihany lay miodina miaraka @vhv libre tsy mbola manambady,iny afaka manambitamby,afaka miteny zao zvt tsy itanao tsony ao an-trano ao.Satria ramatoa sahirana @zaza sy ny asa,ny adidy maro samihafa!Ka mazana hadinodino lay taloha,lay fombafomba firesaka,fiteny sns e.Lasa valiteny boraingina be sisa no avaly refa mba mikôzy ramose wé lasa zah cherie fa tara a,de valiana wé ndana kou mandé any fa tssss,hé hé hé mila teny mamy izy ireny hono :-P
29. tsiambaratelo ( 01/10/2008 09:39)
verlove:
Salut ezahana zakaina ze mitranga eo fa tsy oe tonga lafatra
Marina ,tsy misy ny tonga lafatra.Raha tsy fisina na olana ara-pianakaviana zaka tsara mintsy kah.Fa lainga lainga kosa alou fa raha oh kosa resaka fampirafesana?Dia tsy mora ny mizaka izany!Tranga efa itako teo @manodidina mantsy.Tsara fanahy be le vhv,mahakarakara vady,voatohana teo @lafiny rehetra rangahy tao an-tokan-trano,tena niavaka t@mpiara-miasa taminy! Teo anefa ny olana satry lasa taratara sy potika taminy avokou ny viavy tao am-piasany;izy aloha tsy taraiky e,fa nanaja ny vadiny tanteraka.Fa lay vhv taty am-piasana no miantso @phone ao an-trano,de ramatou no mandray,de micharme ny ao @phone de raikitra ny ady de rehefa mihenjana ny tady,dia tsy maintsy mifapitady!De azo zakaina alou eto,satria lay vady nanaja fa tsy zaka zakaina wé aiza ny vérité.Aleo ihany alou tsy manambady kah :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.508