ahoana hoy fijo @ ty
1. Mandefitra
(
18/09/2008 06:28)
http://www.madagascar-tribune.com/Nalemy-ilay-vehivavy-voaolana,8914.html
herin tsaina io sa tsahotsaho ...
sa hoe misy ny herin ny maizina, nefa voatohitry ny herin'ny mazava.
:)
herin tsaina io sa tsahotsaho ...
sa hoe misy ny herin ny maizina, nefa voatohitry ny herin'ny mazava.
:)
répondu par niryna le 20/09/2008 01:06
3. Mandefitra
(
18/09/2008 11:17)
mahazo ka, fa zao mantsy ny mafinaritra an i fijo ny mitatitra azy eto dia mba ianarako.
5. valikely
(
18/09/2008 12:04)
misy dia misy mihitsy ny bibiolona tahaka ireny fa ny fanafodiny dia efa io notanterin'ny gazety io koa
6. Mandefitra
(
18/09/2008 12:09)
io zao valikely fa miombon kevitra @ gazety koa : mampiasan ny anaran i Jesoa sy ny baiboly .... asa fijo raha hanaiky an izany.
7. Noue
(
18/09/2008 13:01)
izaho kosa aloha dia tsy mino ny fisian'io bibiolona io eee ! izany hoe mino aho fa misy ny olona tena manao habibiana @ fanolanana sy mamono sns :^) :^) :^) :^)
inona moa ny haratsiana sy paika ratsy tsy vitan'ny ratsy sy ny jiolahy? :^) :^) :^)
inona moa ny haratsiana sy paika ratsy tsy vitan'ny ratsy sy ny jiolahy? :^) :^) :^)
8. Noue
(
18/09/2008 13:02)
saika hadinoko fa ny gazety dia @ maha gazety azy dia tsy maintsy mahita tantara izy eee :-D :-D :-D :-D :-D @ izay be ny mpividy :-D :-D :-D :-D
9. ikaretsaka
(
18/09/2008 13:40)
efa legende efa ela any mananjary sy iny stimo antsinanana iny io resaka bibiolona io..
ary tadidion'i mandefitra fa na i\olona normal tsotra aza no manolana an'i mandefitra dia hisy effets aminao foana iny!
na ara batana io na ara tsaina...
mainka fa voa tsaho hoe bibiolona??
ho an'ny kely herintsaina saka mifandamoro any antokontany manao miaooow miaowww aza manpivarahontsana azy

10. rakaroka
(
18/09/2008 16:16)
Ny tsy azoko dia efa enganom-baviantitra marina ny resaka ity bibiolona, raha misy marina, tokony mbô samborina dia "atao exposition" e!
'za koa mbô te hahita fa tsy honohono ftsn! :-D :-D :-D
'za koa mbô te hahita fa tsy honohono ftsn! :-D :-D :-D
11. valikely
(
18/09/2008 17:06)
ka aiza ihany ary fijo toa tsy mipoitra
za aloha mbola tsy nahita bibiolona e, fa efa naheno tantarain ny olona matetika,
fa de omany ihany ny herintsainaa e, mba tsy ilazana hoe mivatsia baiboly n'aiza n'aiza
za aloha mbola tsy nahita bibiolona e, fa efa naheno tantarain ny olona matetika,
fa de omany ihany ny herintsainaa e, mba tsy ilazana hoe mivatsia baiboly n'aiza n'aiza
13. caprio
(
18/09/2008 19:37)
fa ahona ary no isika gasy hiany no milaza fa misy ny bibiolona,tsika wa raha lainga dia voalohany eran-tany,fa mba manotania anie enao vahiny iray momba ny bibiolona raha tsy hihomehezany enao e :lol: :lol: :lol: :lol:
14. fijo
(
18/09/2008 20:28)
tsy mbola i fijo akory ary no mamaly dia efa manda daholo ny pokona hafatsy ny mpino mikimpy.
izao atao an tsaina e,raha misy io zavtra io,na izy efa tratra,na izy nisy taranaka,dia niha maro,dia vao miha mora samborina.na izy "atao misy mba hanakorontanana olona"
misy olona matanjaka ngamba any manolana dia io no fomba fampitahorana ny tanana.mora adalaina koa moa ny iray tanana ka dia izao.fa ny tena loza dia ny gazety.raha tena mba nianatra kely ilay mpanao gazety tsy nanoratra toa io fomba filazany azy farany io.
ka rehefa hinoiono foana,minonoa ahy fotsiny fa hiravina ny rehetra e.jereo fa nisy ohatra nomen'ika ao ambadika ao.de nandaitra koa le fandroahana.nefa olomasina hafa no nantsoiny fa tsy jesoa.haha ha

15. Mandefitra
(
19/09/2008 04:47)
Ka tsy de ny fisian ny biby loatra no olana eto , sady ny ny gazety efa namaritra dieny mialoha hoe asa na tsaho na tsia.
Fa ilay toetsain ny mponin i mananjary matahotra mitsy, h@ mpitandro ny filaminana.
Kely saina daholo zany le olona ve? dia misy be saina afaka mampihorohoro?
Fa ilay toetsain ny mponin i mananjary matahotra mitsy, h@ mpitandro ny filaminana.
Kely saina daholo zany le olona ve? dia misy be saina afaka mampihorohoro?