Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 15/09/2008 08:09)
Iza no tompon'ny tain'alika?
Izay mahay... tohiny
novalian'i rafan78 ny 14/10/2008 16:19
sakaizakely ( 15/09/2008 07:54)
RVG ihany
misy afaka manazava ve fa tena tsy aiko mits ny fandehany te hihaino rvg za zao maraina zao de le hira nohenoiko omaly daholo indray no milahatra ao zany oe isaky ny miklik ny play http://radiovaz... tohiny
orona ( 15/09/2008 07:05)
sary
Possible ve hoe ny namana nosakanana tsy mahita ny sary iany koa fa tsy hoe tsy afaka mametraka tsikera fotsiny iany??? :) ... tohiny
novalian'i nomenjara ny 20/09/2008 22:05
pisou206 ( 15/09/2008 05:43)
MITADY MPANAMPY AN-TRANO KILASY MANDRY ATY TOAMASINA
Bjr, mba mangataka fanampiana e, mitady ankizy hanampy ao antrano akia za sao de mba mahita nareo an, 20 - 30 ans, 150.000 Fmg ny karama fa aty Toamasina an. Aloako ny frais aller TANA-TAMATAVE ra... tohiny
novalian'i stanyh ny 21/09/2008 09:32
ravatorano ( 15/09/2008 05:40)
Fitsangatsanganana ataon'ny Namana Serasera Dago piknik-NSD
Raikitra indray izany fa dia hatao tsy ho ela ny piknikNSD izay fanao isaky ny volana oktobra na novembre. Araky ny fivoriana natao ankalamanjana izay nandraisan'ny tonga teny fanapaha-kevitra entitr... tohiny
novalian'i notron ny 13/10/2008 13:42
Herimiafina ( 14/09/2008 16:47)
Mirehareha amin'ny fahantrana!
Mitantara ny lasa ka mifaninana izay faran'izay mahantra indrindra. Miady hevitra amin'ny hoe izahay fahiny tsy misy laoka, tsy mihinambary in3 isan'andro, mandeha tongotra mianatra, sns. Dia avy ny... tohiny
Herimiafina ( 14/09/2008 16:10)
Loza-mpiaramanidina!
Mahagaga fa toa mifanesisesy ny olana ara-teknika sy ny loza amin'ny fifamoivoizana an'habakabaka amin'ireo compagnie ao Europe sy ny manodidina. -Vao herin'andro vitsivitsy izay dia ny Spannair no n... tohiny
novalian'i dahuily ny 03/12/2008 18:55
Herimiafina ( 14/09/2008 14:49)
Ambassade Malagasy Algérie.
Inona no tena olana misy ao e? Be loatra ny siosio-ndresaka momba ny ambassadera ka tsy hay intsony. Interdit de territoire e, manao abus, sns. iza no afaka mampita vaovao? :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2008 21:42
xxx ( 14/09/2008 11:20)
dikan'ny nofy
lasa be ny eritreritro fa nanonofy ny ex-ko indray za omaly, sao mba misy mahafantatra ny antony za vevavy an ! de nisy olona 3 lahy nanafika ahy hono samy nanana antsy ngedabe izy 3, fa voasambotr... tohiny
simplex ( 14/09/2008 10:15)
Fa naninona no tsy notohizana intsony ny baiboly?
nitsahatra niteny ve A/tra? sa kobony hoe tsisy hamaky tsony ity ra mbola ampiana? :) ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2008 20:40
ni81 ( 14/09/2008 09:25)
Izany tokoa o!
http://www.jeunesse-ardente.net/Diaporamas/Apprend_moi_Seigneur.pps... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/09/2008 16:37
hery ( 14/09/2008 08:13)
Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
Misy feo mandeha :-p aiza sy oviana? Ilazao vaovao ihany an... Ny toa efa ofisialy aloha dia manodidina ny 1er mai any Alsace any. Dia efa miomana daholo.... tohiny
hery ( 14/09/2008 08:11)
Hancock
Io indray ny film malaza lalaovin'i Will Smith... mbola tsy nahita aho :-) Mba milay ve?... tohiny
novalian'i nathie86 ny 17/09/2008 13:18
xxx ( 13/09/2008 19:52)
ahoana kay no fandefasana auto any dago raha aty NICE
AHOANA KAY NY FANDEFASANA TOMOBILE ANY MADA RAHA AVY ATY NICE . NY FRAIS -ny SY NY SISA ... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/09/2008 20:49
blogy ( 13/09/2008 19:50)
fidirana @ forum sobika.com
ahoana kay no fidirana @ forum ao @ sobika aiza no misoratra anarana... tohiny
novalian'i lazounet ny 16/09/2008 21:51
lunaticque ( 13/09/2008 13:22)
ianao io
mba misy manana tononkiran'i Marion ianao io ve, mer6 d'avance... tohiny
voanala ( 13/09/2008 12:48)
Longoko ô
mba mangataka ny tononkiran ny TCR hoe "Longoko ô" anie azafady e! De misaotra anareo mialoha.... tohiny
bazylou ( 13/09/2008 10:00)
comme quoi les gasy
sont moins chers que les phillipins!!! ""QMM Mille Philippins attendus samedi 13 septembre 2008, par Léa Ratsiazo Geu Nam, une entreprise de construction sud-coréenne qui a obt... tohiny
Rodi ( 13/09/2008 09:48)
tsigny
slt,mba handefaso hiran 'i Shy'n mo mba hiraineeeee ... tohiny
tslem ( 13/09/2008 06:02)
Iza no mba mahay na mahatadidy ireto hira ireto?
Mba misy mahay ny tonon'ity hira ity ve? dia iza moa no mpihira azy fa tsy tadidiko? Miaramila maromaro notendrena izahay hanafika dahalo tao andrefan'i Sakay Ilay sakaiza tiako tena mamiko tokoa... tohiny
novalian'i Fetani ny 08/10/2016 18:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9073