Fitsangatsanganana ataon'ny Namana Serasera Dago piknik-NSD

1. ravatorano ( 15/09/2008 05:40)
Raikitra indray izany fa dia hatao tsy ho ela ny piknikNSD izay fanao isaky ny volana oktobra na novembre.
Araky ny fivoriana natao ankalamanjana izay nandraisan'ny tonga teny fanapaha-kevitra entitra dia hatao amin'ny 08 novembre 2008 izao ny fitsangatsaganana ary izany dia eny votovorona ka hisy ny fiara mitatitra na ny mandroso na ny miverina.
Ny saran-dalana dia roa arivo ariary mandroso sy miverina.
Samy mitondra ny sakafony sy ny ranony araky ny efa mahazatra
Hisy hatrany ny brochette party izay hita mihitsy ny mahatsara azy
Eo ihany koa ny fandraisana anjaran'ny mpikambana rehetra eo amin'ny fanafanana ny fihaonana.
Izay efa nandeha tamin'itony piknik impiry nisesy itony dia efa mahalala tsara ny tsirony ary hitaomana indray ny mbola misalasala fa sady ho afaka ny "stress" sy ny sorisorinao andavanandro no hahita namana mafinaritra indray ianao.
Misy izao efa tsy mahandry ny hahatongavan'ity piknik ity indray indrindra fa izaho manao tatitra izao ary dia mirary antsika namana vaovao rehetra ny mba ho tonga e na dia ny hifankahita fotsiny aza farafaharatsiny !
Mbola hisy hatrany fanamafisana sy tatitra majinijinika atao eto amin'ity dinika ity ary dia misaotra anareo izay handray anjara sahady amin'izany hetsika izany.
Amin'io no hanapahatsika ny tetik'asa izay hatao ami'n'ny taona manaraka toy ny fambolekazo izay hatao ny volana febroary ohatra sy ny maro hafa koa e

Tsiky dia ampy
:D
novalian'i notron ny 13/10/2008 13:42
2. thiel ( 15/09/2008 06:41)
Dia any indray izany Ravato â! Mbola hi-confirmer tsara ny tena fandehany aho dia mi-rendre compte @ Glou ihany , sûr aho fa heno ny valiny @ ity herinandro ity.Holazaiko eto ihany angamba ny fanazavana manaraka.Dia manantena hahita endrika vao2 indray izany :roll: :roll: :roll:
3. ravatorano ( 15/09/2008 07:11)
zay zany e
tsisy fisoratana anarana amin io
fa ny fotoana no adino ny nilazza azy teo
eo anoloana ny solimotel anosy taloha ny fotoana amin'ny valo ora maraina tsy oran'ny serasera io ah ary tsisy akiandry tsony fa izay tara dia any indray no manenjika :-D :-D :-P :-P
4. Veloo ( 15/09/2008 13:33)
Izay ilay tsy ahafoizako ny any Dago! eeee sambatra nareo
5. myaina ( 15/09/2008 13:59)
rehefa ohatran izao ve d natokana ho an'ny mpikambana ihany?? sa mahazo mitondra namana hafa, sy papoose
6. lo ( 15/09/2008 14:36)
iezaka ny ho tonga... :D hanao pointage ;)
7. glou ( 15/09/2008 14:49)
averina ndray zany:
toerana: VONTOVORONA ( tsy ankalamanjana io fa espace misy chalet , misy piscine, misy terrain basket, volley etc )
fotoana : 08 novembre 2008
ora : 8h eo @ solimotel ( tsy ankiandry io fa refa lera de lasa ny olona)
frais : 10.000 fmg aller retour
misy brochette party
de miandry anareo indrindra ireo vaovao zany fa efa hatao daholo izay mba hitaritana anareo @ hetsika maro samihafa koa dia manantena eh, tsy voatery ny mpikambana ihany no afaka mandeha fa afaka mitondra namana hafa, sipa vady , zanaka, tsy mailonjafy eh!
samy mitondra ny zava-pisotrony sy ny sakafony toy ny mahazatra
mankalaza
glou_
8. naritsimba ( 16/09/2008 04:53)
myaina>> mahazo mitondra papoose, sy namana hafa e, tsy mialonjafy ny namana serasera dago, ary tsy ranon'Ikopa ihany koa, raisina an-tanandroa izay olona miaraka aminao.
thiel>>lasa indray izao eh, karakarao tsara ny fandraisana eh!
Dia mbola manentana antsika ho tonga maro.
9. ravatorano ( 16/09/2008 05:21)
lo_ < aiza dia pointage fotsiny kosa less bandy akama an
efa natao mialoha mùihitsy ity famùpandrenesana ity mba hijeren'ny namana tsirairay avy ny fotoana sy handaminany an'izany mba ho maro ny ho afaka sy ho tonga.Afaka mitondra namana araky ny tenin'i naritsimba io e

Manasa re ry lahy manasa re reroy fa ho ketrika isika raha ho tafaraka indray amin'io andro sy fotoana io

tongava maro fa ny avy any lavitra any aza ho avy sa ahona ra lo_ =D>
^:^
:D
10. thiel ( 16/09/2008 06:16)
Dia miomana izany ny vhvy @ bikini fa misy ny piscine sy ny beach volley. :^)
11. ari.malala ( 16/09/2008 08:23)
hiezaka hoavy zay telo mianaka d iezaka itondra namana ian kou :P
12. ANARIM ( 16/09/2008 12:17)
ari.malala : mhhhhhhhhhhhhhhhh hummmmmmmm
13. naritsimba ( 16/09/2008 12:24)
thiel> de mbola hitondra maillot de bain indray ve kle!
14. angotiko ( 16/09/2008 16:55)
lo: hihihi hanao pointage angaha sao d ianao no ho point...nay, hihihi sady handeha daholo zay an eny na dia i ta aza hahaha
15. angotiko ( 16/09/2008 17:16)
thiel: fa mbola tsy leo ihany ve se tamin'ireny vehivavy b d b nanao maillot reny eh, ry tarika bonbone isany zanyyy

ravato: mety azoto tokoa mou zany fa satri enao any

naritsimba: akitondra zany fa ho avy zahay efamianaka, dia etoko ny zanaky ravato mdrrrrrrrrrr

glou: ohatrany itako ny pôzinao manoratra an'io oe averina ndray, misafosafo le sangakelinao misy gel iny hihihihi

16. nomenjara ( 16/09/2008 17:17)
Veloo:

Izay ilay tsy ahafoizako ny any Dago! eeee sambatra nareo

marina aky izany ko!

17. thiel ( 17/09/2008 08:43)
ANARIM:

ari.malala : mhhhhhhhhhhhhhhhh hummmmmmmm

Mifono mistery izany:mhhhhhhh hummmmm izany â!

:roll: :roll: :roll:
18. thiel ( 17/09/2008 08:47)
naritsimba:

thiel> de mbola hitondra maillot de bain indray ve kle!

Ilay kalisaonina tany ireny aseho any ry nary fa tsy quoi izany,sûr aho fa mbola hita ilay bronzage tany Mahajanga.

:-D ^^
19. thiel ( 17/09/2008 08:54)
angotiko:

thiel: fa mbola tsy leo ihany ve se tamin'ireny vehivavy b d b nanao maillot reny eh, ry tarika bonbone isany zanyyy

ravato: mety azoto tokoa mou zany fa satri enao any

naritsimba: akitondra zany fa ho avy zahay efamianaka, dia etoko ny zanaky ravato mdrrrrrrrrrr

glou: ohatrany itako ny pôzinao manoratra an'io oe averina ndray, misafosafo le sangakelinao misy gel iny hihihihi



Ireny fe be-nareo tany jangil ireny mihintsy anie no aseho @ sasany izay tsy nandeha ê.Efa hitako ery i ravato milendalenda.

:-P :-P
20. angotiko ( 17/09/2008 10:20)
thiel: hihihi marina zany eh,
thiel: ampiseho tokoa moa zanyy, ary fanga i ravato iany no milendalenda fa misy tsy miteniteny ao hihihihihi
thiel: mba antsoy ny tenanay e maika be fa misy pro hihihihi

ravato: tanjemo sao d mitsoka eo mahita ny fendry bombone isany an!!! satria misy karazany maro dia maro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3761