Fitsangatsanganana ataon'ny Namana Serasera Dago piknik-NSD
41. angotiko
(
18/09/2008 16:59)
diamondra27: iny zany ny lohanono njy eh, d mazotoa homana,
glou: aza matahotra enao fa ho avy i lo amin'io za mantsy no mpanao pointage njainjay fa misy biznna ataonay zay
lo: lol tandremo sao tsy tonga eo an
sasa sampona ahoana eh, njy nga tsy te ahita lohanono
watafon: ntsoooooooo efa mody ve amin'zany

42. thiel
(
19/09/2008 07:15)
nathie86:
thiel:
Namana serasera dago no dikan'ilay NSD
Ah misaotra fanindroany hihi
Tsy misy hisaorana ê! Ka handeha @ ilay fitsangatsangana ve aloha ianao? Sady ianao toa tia milomano ihany raha ny filazanao.Mba hita vatana koa @ izay fa tsy virtoaly intsony.Manantena ê!
:wink:
43. thiel
(
19/09/2008 07:21)
watafon:
:cry: :cry: na dia maniry ny hande moa zany amin'io d indrisy fa tsy afaka e! Efa avy anie ny orana amzany e!lol ! Sasa: ary taiza foana e? lol
Fa sira ve ra-wata no matahotra orana ê! Ataovy izay maha-afaka @ io mba ampisehoana ilay fe sexy.
:^)
44. nathie86
(
19/09/2008 09:47)
thiel:
Tsy misy hisaorana ê! Ka handeha @ ilay fitsangatsangana ve aloha ianao? Sady ianao toa tia milomano ihany raha ny filazanao.Mba hita vatana koa @ izay fa tsy virtoaly intsony.Manantena ê!
:wink:
D NY FANONTANIKO NDRAY RA T HANDEHA AHO D INONA NO TOKONY HATAOKO
45. sasa
(
20/09/2008 05:41)
Angotiko eo akia fa hiezaka ny ho afaka za an! za le miasa sabotsy maraina anie ny olako kely e! sady za te-hahita anzany lohanono izany mintsy e!
46. ravatorano
(
21/09/2008 04:30)
nathie86 < ny tokony hataonao v d tongava amin'ny 08 nov io e !
eo amin'ny devant solimotel amin'ny valo d mitondrà sakafo sahaza anao d jus ihany koa , ny frais efa misoratra io ambony io ary mampanatena anao aho fa hahita fahafinaretana tokoa ianao amin' io fitsangatsanganana io !

47. thiel
(
22/09/2008 06:58)
nathie86:
thiel:
Tsy misy hisaorana ê! Ka handeha @ ilay fitsangatsangana ve aloha ianao? Sady ianao toa tia milomano ihany raha ny filazanao.Mba hita vatana koa @ izay fa tsy virtoaly intsony.Manantena ê!
:wink:
D NY FANONTANIKO NDRAY RA T HANDEHA AHO D INONA NO TOKONY HATAOKO
Efa voalazan'i ravatorano teo ny valiny saingy raha mila fanazavana fanampiny ianao dia antsoy ny président Glou @ ity n° ity:0320416886 na izaho mivantana:0320755239,ok? Aza mihafahafa mihintsy ê!
48. zavaboary
(
22/09/2008 09:50)
slt dolo, zao ndray vo tonga ato dia ts maharaka vaovao mihitsy!fa rovina zany mis fihaonana sy fety zany ry reto.
misaotra an'ze mamaly ana e!
misaotra an'ze mamaly ana e!
49. ari.malala
(
23/09/2008 06:47)
miandry confirmation amle resaka frais sy fidirana zan fa hiezaka hoavy e!
50. thiel
(
23/09/2008 06:59)
zavaboary:
slt dolo, zao ndray vo tonga ato dia ts maharaka vaovao mihitsy!fa rovina zany mis fihaonana sy fety zany ry reto.
misaotra an'ze mamaly ana e!
Ataoko fa efa voalaza ny namana teo ambony teo daholo na ny toerana,ny daty,ny fotoana,ny frais...
Fanampiny kely, misy sarany kely ny ao @ ilay toerana ka 3000Ar(15.000fmg) isan'olona saingy ataoko fa mirary dia mirary izany sarany izany satria ahitana zavatra maro2 ao toy ny piscine,billard,ping-pong,volley... Malalaka ny toerana ahitana bungalows.Raha orana no atahorana dia efa misy trano mitafo tsara sady ao no hisakafoanana sy hanaovana fivoriana.Ny grillade dia efa misy toerana hanaovana izany.Ny rivotra, tsara sady madio.
Izahay sy ny tompon'andraikitra moa mbola ho eny an-toerana ihany hijerana ny pitsopitsony ka holazaina aminareo eto ihany ny vao2.
Milazà mialoha izay tena handeha mba hahafahana mamaritra tsara ny isan'ny olona handeha.Arakaraka ny maha-be isa antsika mantsy no mety ahazoana réduction.Koa dia mbola manentana antsika ho tonga maro satria hafana tsara ny ambiance @ izay.Dia misaotra mialoha.
51. glou
(
23/09/2008 14:24)
raha atambatra izany dia mety ho 25.000fmg eo ny participation fa mety hisy ny reduction ao @ ilay toerana raha betsabetsaka isika ka tongava daholo eh, araky ny voalaza etsy ambony dia betsaka ny activité azo atao ao @ ilay toerana , misaotra mialoha
ravatorano> lefaso any @ boite ny tsi 1_1 mba ho fantabahoaka ty forum ty eh
ravatorano> lefaso any @ boite ny tsi 1_1 mba ho fantabahoaka ty forum ty eh
53. naritsimba
(
24/09/2008 05:16)
zà aloha dia ho avy soa aman-tsara mihitsy eh!
thiel>> atao vy mahazo reduction be dia be @ izay afaka ampitomboina tsara ny isan'ny zazakely lol
thiel>> atao vy mahazo reduction be dia be @ izay afaka ampitomboina tsara ny isan'ny zazakely lol
55. myaina
(
24/09/2008 12:29)
fa raha mitondra zazakely ry naritsimba d manomboka eo amin ny firty taona no andoavana an le sarany 5000ar?
56. naritsimba
(
24/09/2008 13:33)
manahoana myaina!
ela mihitsy ianao izany tsy nanoratra an!
Ny frais aloha 2000 ar aller-retour, raha azonao ampofoina moa dia tsy olana fa tsy mandoa frais izany. Ilay 3000ar kosa izany dia saram-pidirana ao @ ilay toerana fa aleo hiandry fanampim-panazavana any @ thiel fa izy no mikarakara azy.
Raha zaza mbola tsy mandoa frais aloha raha amiko dia tsy tokony handoa an'ilay 3000 ar koa e!

58. melki
(
25/09/2008 05:51)
:lol: Mafnartra izany eh! Dia ho avy tokoa moa izany ka! Misy la biere ve any, sa afaka mitondra eh! zay tongava soa ilay andro malaza ary eh!
59. soritra
(
25/09/2008 06:07)
slt daholo vao2 lehibe ndrai ity fa zao kosa mba asio fifankahalala @zay kosa ho anay vao2 e,zai zao mbola be ny lo tsy fantatrai nefa hiaraka any
60. myaina
(
25/09/2008 09:29)
naritsimba> miezaka mafy mantsy ny ho tonga amin io e!!
mpikarakara> fa ny olana kely, le papoose mbola keli2 ihany, ny reniny anefa mba te handeha... dia hoe, mety azo fantarina ve ny ora fiverenana?? sa tsy lavitra ny arrêt bus ve ohatra, etc...
mpikarakara> fa ny olana kely, le papoose mbola keli2 ihany, ny reniny anefa mba te handeha... dia hoe, mety azo fantarina ve ny ora fiverenana?? sa tsy lavitra ny arrêt bus ve ohatra, etc...