Fitsangatsanganana ataon'ny Namana Serasera Dago piknik-NSD
22. ari.malala
(
17/09/2008 11:21)
anarim, in ny dikanle
anarim:otran mahagaga kely mantsy :P
ari.malala : mhhhhhhhhhhhhhhhh hummmmmmmm
23. naritsimba
(
17/09/2008 13:11)
thiel>> aleo fa hitady vao² zà ho entina any.
ari.malala>> tandremo indray tsy mande an!
angotiko>> ento daholo zay azo entina e, aza adino le loha-nono

24. thiel
(
17/09/2008 13:17)
angotiko:
thiel: hihihi marina zany eh,
thiel: ampiseho tokoa moa zanyy, ary fanga i ravato iany no milendalenda fa misy tsy miteniteny ao hihihihihi
thiel: mba antsoy ny tenanay e maika be fa misy pro hihihihi
Iza indray re izany olona milendalenda tsy miteny izany ê,sao dia izaho????? Ahoana indray izany pro izany,antsoiko ianao fa sao afaka tampoka,boule fotsiny aloha.
ravato: tanjemo sao d mitsoka eo mahita ny fendry bombone isany an!!! satria misy karazany maro dia maro
:-D :-D :-D
27. thiel
(
17/09/2008 13:39)
angotiko:
thiel: hihihi marina zany eh,
thiel: ampiseho tokoa moa zanyy, ary fanga i ravato iany no milendalenda fa misy tsy miteniteny ao hihihihihi
thiel: mba antsoy ny tenanay e maika be fa misy pro hihihihi
ravato: tanjemo sao d mitsoka eo mahita ny fendry bombone isany an!!! satria misy karazany maro dia maro
Miantso anao aho fa toa milay izany pro-nao izany.
Iza indray ilay olon-kafa milendalenda? Sao dia mba izaho?????
28. thiel
(
17/09/2008 13:42)
naritsimba:
thiel>> aleo fa hitady vao² zà ho entina any.
ari.malala>> tandremo indray tsy mande an!
angotiko>> ento daholo zay azo entina e, aza adino le loha-nono
Dia ataovy @ ilay tena milay ary ry naritsimba,ny paparazzi tsy maintsy hisy foana.
29. angotiko
(
17/09/2008 16:47)
naritsimba: zaho vao saika hanao pub le LOHANONO kay ny anao no tonga aloha hihihihihi mdrrrrrrrrr
aza matahotra enao fa ny lohanonoko tsy maintsy entiko any eh, tanjemo fotsiny sao d bedin'ny.....hihihihi iza ary ô mdrrr

30. diamondra27
(
17/09/2008 17:48)
:-D :-D :-D
alefaso le lohanono fa mbola mankafy ny aty e
mazotoa mazotoa ry zareo a, ho an'izay mbola tsy afaka dia tongava fa manjab le fihaonana NSD nisy mahay mivazo ao , de misy mahay zava-maneno
misy mahay manao animation sns

33. ravatorano
(
18/09/2008 05:19)
ny sampona aloha tsy hisy ry sasa ary ny fahatongavanao dia efa zava dehibe mihitsiny esady enao koa ela tsy tazana mihitsy ah :-*
34. thiel
(
18/09/2008 06:08)
ari.malala:
anarim, in ny dikanleanarim:otran mahagaga kely mantsy :P
ari.malala : mhhhhhhhhhhhhhhhh hummmmmmmm
Izaho koa aza mba gaga koh!
35. thiel
(
18/09/2008 06:13)
sasa:
ho avy za amin'io raha tsy misy ny sampona
Tongava fa tsy hisy ny sampona,izany anie no hilazana mialoha anareo ê.
:wink:
36. thiel
(
18/09/2008 06:17)
ravatorano:
ny sampona aloha tsy hisy ry sasa ary ny fahatongavanao dia efa zava dehibe mihitsiny esady enao koa ela tsy tazana mihitsy ah :-*
Ary Ravato ve handeha ê? Sao dia hoe :lasa mission indray,hanenenana eo â!
8-) 8-) 8-)
39. watafon
(
18/09/2008 12:11)
:cry: :cry: na dia maniry ny hande moa zany amin'io d indrisy fa tsy afaka e! Efa avy anie ny orana amzany e!lol ! Sasa: ary taiza foana e? lol
40. glou
(
18/09/2008 14:21)
hoy angotiko :
glou: ohatrany itako ny pôzinao manoratra an'io oe averina ndray, misafosafo le sangakelinao misy gel iny hihihihi
mety misy changement kely ny frais re olona fa misy fidirana le toerana fa anjaso klou confirmer na kely de lazaina eto ihany fa mbola mi negoce ny tompon' andraikitra dia mba lanceo any @ boite sy tchat any ty forum RAVATO fa soa mba misy te handeha nefa tsy mamaky forum
lo> rahoviana lah tonga kle
watafon> miakara mr l' admin ah
mankalaza eh