Fitsangatsanganana ataon'ny Namana Serasera Dago piknik-NSD

81. thiel ( 03/10/2008 06:48)
Mimifali:

Za lou ts maints ho avy e! sad be nouvelle tête milaza handé kou ka ts maints ho any n tenanay hijery an zany. Dé wééééééééééé :!: :!: :!: :!: hahita an sasa njay zan n ol ra tsis n sampona dé faly be foana refa miampy ny tarika miara mikoràna e =D> =D> =D> =D> =D>
Dé mbola manentana foana an reo vaovao milaza ho avy mba tena ho avy tkou fa io no tena oé ambiance assurée, s ireo mbola misalasala fa tsis mifampihafahafa zan refa tonga any fa miara manala az daolo, n présentation kou mis foana e! dé tongava aingana lé 08 novembre aza e :!: :!: :!: :!:

Ho maro marina ny ho avy â ! Dia ny aina izany no matezà @ io fotoana io.

:^) :^) :^)
82. epsedo ( 03/10/2008 19:00)
za ko andeha fa mba te anao privé mivantana
83. niryna ( 03/10/2008 20:37)
angotiko:

thiel: hihihi marina zany eh,
thiel: ampiseho tokoa moa zanyy, ary fanga i ravato iany no milendalenda fa misy tsy miteniteny ao hihihihihi
thiel: mba antsoy ny tenanay e maika be fa misy pro hihihihi

ravato: tanjemo sao d mitsoka eo mahita ny fendry bombone isany an!!! satria misy karazany maro dia maro


=))
mazotoa e ,dia miandry ny sary izany e!
84. avana08 ( 04/10/2008 07:26)
manao ahoana daholo ianareo oh, sur zany fa any ny fotoana, fa zahay somary matiharika izay ihany fa aiza moa le solimotel anosy akaikiniza raha tsy mahadiso fa zahay hoatra tena tsy copy @ le toerana, de misaotra anreo eh, afaka misy mamaly ahy ve alo @niny eh, mazotoa daholo de bonne journe daholo isika
85. soritra ( 04/10/2008 07:50)
ravatorano:

soritra < any mifankahalala mismisy kokoa e fa tongava fa mafnaritra ange e na dia ny suspens ho hitanao fotsiny aza hoe iza koa ary izany glou_ zany :-P
sa ahoana ra prrrrrrrrrrr :-D :-D
myaina < ka ilay fiara mitatitra antsika anie ka mandroso sy miverina e d eo amin'ny motel anosy ihany no farany tokony ho tonga eo amin'ny dimy sasany hariva farafahatarany isika menakaby izay mandeha !


ka natsy mitondra sakafo aza ange zany toa misy ho hanina ihany any e,sady zahay maro ankizy ka manjary be entana be,ny rano angaha no atao misy2

86. ni81 ( 04/10/2008 07:55)
manao ahoana daholo ianareo oh, sur zany fa any ny fotoana, fa zahay somary matiharika izay ihany fa aiza moa le solimotel anosy akaikiniza raha tsy mahadiso fa zahay hoatra tena tsy copy @ le toerana, de misaotra anreo eh, afaka misy mamaly ahy ve alo @niny eh, mazotoa daholo de bonne journe daholo isika
akaikin'ny hopitaly RAVOAHANGY A e!
87. naritsimba ( 06/10/2008 06:27)
misy iomanana tsara io fa mbola misy 3semaine mahery e!
88. angotiko ( 06/10/2008 09:42)
naritsimba: slt a! misy hiomanana ahoana ary fa tsy azoko, hatramin'zao anie tsy mbola nolazanareo we ohatrinona marina no tena fandehany, tokony efa ho fantatra ny tena vola aloha, sao efa lany ny vola vao tsy lasa we zay koo
89. angotiko ( 06/10/2008 09:45)
otrany hafinaritra zany ny fitsangatsanganana io fa toa betsaka ny olona vaovao ho avy, raha tsy we mampiesona mdrrrrrrrrr
90. Mimifali ( 06/10/2008 10:00)
angotiko>refa mampiesona r zareo dé n mm tête ian ndray no mifampijerijery any e! sa ts mety zany ve :?: :?: :?: :?: :?: :?:
91. thiel ( 07/10/2008 06:00)
angotiko:

naritsimba: slt a! misy hiomanana ahoana ary fa tsy azoko, hatramin'zao anie tsy mbola nolazanareo we ohatrinona marina no tena fandehany, tokony efa ho fantatra ny tena vola aloha, sao efa lany ny vola vao tsy lasa we zay koo


Araka ny notenenin'i glou dia mitondra 5000Ar fa ny mihoatra tsy ferana,@ asabotsy izao isika mahita azy @ reconnaissance eny an-toerana.Afaka ve aloha ê?

92. thiel ( 07/10/2008 06:05)
Mimifali:

angotiko>refa mampiesona r zareo dé n mm tête ian ndray no mifampijerijery any e! sa ts mety zany ve :?: :?: :?: :?: :?: :?:

Aza manao hoe même têtes izany fa matoky aho fa maro ny namana hafa ho avy indrindra ireo sambany vao handeha.Dia mbola manentana @ izay misalasala.

93. ravatorano ( 07/10/2008 10:59)
za zao vao eo no nahazo hafatra avy amin 'i etienne fa izy koa ho avy ary hitondra ny klioba solida vaovao
d miandry ny namana hafa ihany koe e
ny fioara ange malalaka e satria eo ampitan'ny solimotel anosy fahiny ihany isika no maka an'izany dia izay
tongava maro e
94. thiel ( 07/10/2008 11:37)
ravatorano:

za zao vao eo no nahazo hafatra avy amin 'i etienne fa izy koa ho avy ary hitondra ny klioba solida vaovao
d miandry ny namana hafa ihany koe e
ny fioara ange malalaka e satria eo ampitan'ny solimotel anosy fahiny ihany isika no maka an'izany dia izay
tongava maro e


Iza moa ity Etienne ry Ravato? Ny an'i Labloum sy Naniie izay mantsy dia afangarony ity atao hoe Thiel sy Etienne ka asa na mi-existe ity Etienne.

:?: :?: :?: :-D :-D :-D
95. naritsimba ( 08/10/2008 04:56)
hitako eto fa manao prô any ambadika any ry etienne sy ravato hihihihihihi
thiel>> mi existe le etienne ho an'izay mahalala azy ka!!!
96. nirijimka ( 08/10/2008 07:38)
o lety ry zalahy a! z atsy misy sosy e!
mbô ampidramo vola any lesy za ry glou sy ravato a! 5000 ar fotsiny anie e! eo moa e!
manantena ny fitseranareo namana e!
97. angotiko ( 08/10/2008 16:41)
nirijmika: aza d miteniteny foana waaaaaaa, enao zao no antenanay hanampy ireo zay tsy manana sao d tsa manana eo tokoa, ary manantena anao mba hitondra misimisy mba hamenoana ny banga
98. notron ( 10/10/2008 14:34)
Raikitréééééééééééééééééééééé! =D>
99. ravatorano ( 13/10/2008 10:41)
nix < hahahah eny wa bandy akama an hihihihi

notron < mijeryjere ato ihany fa nisy fiovana goavana ilay daty handehanana an

FIOVANA : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f189eda4dc8

any mahalaza azy bebekokoa

100. notron ( 13/10/2008 13:42)
Iangaviana fotsiny isika rehetra mba samy ho tonga ara-potoana mba tsy hahafohy kely ny tena fotoana ilalaovana e!
Na farafaharatsiny mba miantso raha sanatria ka tsy maintsy andrasana.

Mitondrà kilalao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.101