Fitsangatsanganana ataon'ny Namana Serasera Dago piknik-NSD

61. glou ( 25/09/2008 14:20)
nix>karakory raha vilaninao ty rabe??? karah olo faoka :roll: mba nahay vilanin-tatsimo tany ka deh
myaina> eo @ 16h na 16h 30 eo no mody fa na izany ary ilay toerana dia akaiky taxibe kah fa tongava eh
soritra> refa any tsy maintsy misy foana ny presentation fa tongava eh, any mifankalala tsara
glou_

62. ravatorano ( 26/09/2008 05:03)
soritra < any mifankahalala mismisy kokoa e fa tongava fa mafnaritra ange e na dia ny suspens ho hitanao fotsiny aza hoe iza koa ary izany glou_ zany :-P
sa ahoana ra prrrrrrrrrrr :-D :-D
myaina < ka ilay fiara mitatitra antsika anie ka mandroso sy miverina e d eo amin'ny motel anosy ihany no farany tokony ho tonga eo amin'ny dimy sasany hariva farafahatarany isika menakaby izay mandeha !
63. myaina ( 26/09/2008 11:16)
dia manantena e!! d mino aho fa tsy hisy ny sakana tsy hahafahana fa dia efa mety aminay le ora!!!m'saotra eeeeeeeeeeeeee!!!!
64. naritsimba ( 26/09/2008 12:41)
myaina>>> dia faly hifankahita aminao indray izany ko, dia mitondrà namana bobaka be e!!!! sady aleo omanina ny ro-poza orana raha izany, raha ro patsa efa tara loatra.
soritra>>> misy foana ny fifankahalalana rehefa @ fotoana toy ireny eh!
65. kayrah ( 28/09/2008 07:08)
de mba pens ve ra we mitonja vaika ry zokiny de mando an le 3000ar fotriny zay fa zay otrany efa reraka be ts mahatonga an le vintss kle :lol: :lol:
66. thiel ( 29/09/2008 14:04)
Izao ry zareo â! @ le 11 oct izao izahay hoa any an-toerana dia ho fantatrareo @ andinindininy ireo fanontaniana manitikitika.Mino sy manantena fotsiny aho fa ho tonga maro isika @ io fotoana io.
67. RATOVOARY ( 29/09/2008 14:22)
Kiiiiiiiiiiiii!!!!!!!!!!!!!!!!!!!, tsy t@zay nandalo tany t@ septembre teo no nasiana an'io picknik io nama klé 8-) 8-) 8-) 8-)
68. naritsimba ( 30/09/2008 04:56)
RATOVOARY>>> efa nifankahita aloha tsika tany Mahajanga fa dia @ manaraka atao indray izay hihaonana eh, milaza ihany rehefa ho avy aty Tana dia afaka manao prô e!
thiel>> azoko antoka mihitsy zokilahy raha @ fikarakarana e! masaho tsara fa dia ho avy eh!
kayrah>>> azo antoka fa mahazo mitondra vaika tsara @ io, ny fotoana no atao tsara e.
69. RATOVOARY ( 30/09/2008 06:07)
naritsimba> Marina izany ! Mahereza daholo d mirary soa ho an'ny namana rehetra.
70. thiel ( 30/09/2008 06:29)
naritsimba:

RATOVOARY>>> efa nifankahita aloha tsika tany Mahajanga fa dia @ manaraka atao indray izay hihaonana eh, milaza ihany rehefa ho avy aty Tana dia afaka manao prô e!
thiel>> azoko antoka mihitsy zokilahy raha @ fikarakarana e! masaho tsara fa dia ho avy eh!
kayrah>>> azo antoka fa mahazo mitondra vaika tsara @ io, ny fotoana no atao tsara e.

Tsy izaho irery anie no mpikarakara fa isika rehetra ê,mpanentana vandivandy fotsiny ny tenanay.Masaka foana ê!

71. AICHALOVE ( 30/09/2008 12:51)
ie met hilay kosa io a.zazao tong d tsmaits go satria za lou membr vao2 d otran te aita oe aona on zan ol ao @sera2 retr zan.fa za ts D mpanokatra lé pag-ko lotr.en e somar sairan lav zay za n tena marna.lol FA OAV @8 E!!!!!!!!
72. thiel ( 30/09/2008 13:44)
AICHALOVE:

ie met hilay kosa io a.zazao tong d tsmaits go satria za lou membr vao2 d otran te aita oe aona on zan ol ao @sera2 retr zan.fa za ts D mpanokatra lé pag-ko lotr.en e somar sairan lav zay za n tena marna.lol FA OAV @8 E!!!!!!!!

Dia misaotra anao mialoha ê!

73. nirijimka ( 01/10/2008 11:15)
hihihihihihih
za koa zany tsy mainsty andeh kle! sao tsy ahita ireo oloan bdb ireo eo koa
miam e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! :roll: :roll: :roll:
74. belakely ( 01/10/2008 23:20)
ho avy tokoa moa izany, satria sambany vao handeha!
de manantena fety milay be :lol: :lol: :lol:
75. Mimifali ( 02/10/2008 09:51)
Za lou ts maints ho avy e! sad be nouvelle tête milaza handé kou ka ts maints ho any n tenanay hijery an zany. Dé wééééééééééé :!: :!: :!: :!: hahita an sasa njay zan n ol ra tsis n sampona dé faly be foana refa miampy ny tarika miara mikoràna e =D> =D> =D> =D> =D>
Dé mbola manentana foana an reo vaovao milaza ho avy mba tena ho avy tkou fa io no tena oé ambiance assurée, s ireo mbola misalasala fa tsis mifampihafahafa zan refa tonga any fa miara manala az daolo, n présentation kou mis foana e! dé tongava aingana lé 08 novembre aza e :!: :!: :!: :!:
76. xxx ( 02/10/2008 12:39)
77. sonwin ( 02/10/2008 12:40)
xxx
78. myaina ( 02/10/2008 13:39)
naritsimba>>> aleo d atao ro-langouste fa efa mandeha ange le zazah e!!

d efa taritiko i pinouch sy via... ho avy zahay e...
79. rakaroka ( 02/10/2008 15:09)
Tena milay nama lé fihetsehanareo ao Dago ao. Mbola misy fisoratana anarana moa izy ity? Mbô alefako any koa re ny havako any raha mety 'nareo?.... :wink:
80. epsedo ( 02/10/2008 18:53)
za kou andeha zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5354