Iza no tompon'ny tain'alika?

1. xxx ( 15/09/2008 08:09)
Izay mahay
novalian'i rafan78 ny 14/10/2008 16:19
2. Noue ( 15/09/2008 08:27)
ny tompon'ny alika fa ho iza indray ? izay no mahatonga an'ireny fisian'ny sac en plastic ataon'ny commune ireny mba ahafahan'ny tompon'ny alika mandroaka ny tain'alikany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Bita ( 15/09/2008 12:27)
ny commune izany koa fa ireny sac ireny toa mbola ariana anaty fanariam-pako indray...... :lol: :lol: :lol:
4. sff ( 16/09/2008 07:45)
ilay alika koa :lol:
5. tsiambaratelo ( 17/09/2008 10:17)
xxx:

Izay mahay



Izay tompony. :-P
6. nathie86 ( 17/09/2008 12:57)
:roll: :roll:
7. rafan78 ( 14/10/2008 16:19)
:lol: donto tenisany! Zil no tompon'ireny tain'alika eraky ny arabe sy eny anelakela-trano ireny, tsy hainareo angaha le oe: tain'alikan'i Zil :-D tandremo so de toriny @zany ary tenisany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3219