Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
13/09/2008 05:12)
Hira faneva dosezy
Hira toy izao:
Ry Masina Maria tsy azom-pahotana
Mpihira : Antoko Mpihira EKAR Tanjombato...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 22/09/2008 11:01
niryna
(
12/09/2008 20:39)
MIsaotra dadapasy a !!
Nisy zavatra nitranga toa izao.Nahare tantara ity pasitera hoe manana sakaiza hono ity rangahy izay efa manambady aman-janaka ka dia nanontaniany ny momba izany raha nitombona tokoa izany.
Dia n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/10/2008 21:10
ni81
(
12/09/2008 17:50)
Misy mba mahagaga kely
Nanoratra dinika aho, dia avy eo nisy olona namaly hitako teo ambany teo. Efa voasoratra daholo mihitsy ny tiany ho lazaina dia niala tao izy! Dia avy eo aho saika hamaly azy dia tonga dia nanjavona i...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 19:14
ni81
(
12/09/2008 16:18)
Misy olona mba mila anareo
Maro amin'ny olona ato @ fivavahana sy finoana no tsy mba mamaly dinika, manome torohevitra mba hampahery ireo izay [i]manana olana ka mila fanampiana[/i] ao amin'ny lohahevitra hafa. Sa ianareo manke...
tohiny
novalian'i Noue ny 13/09/2008 06:23
lemenakely
(
12/09/2008 13:56)
feno 4 mi indray Antananarivo
araka ny lahatsoratra hita ao @ express dia lasa feno 4 ams indray ny tanana e,Mbola hino fotsiny ihany ve izany .......
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 12:46
Bita
(
12/09/2008 12:18)
Telefon sy Fax
Nandeha namonjy foara ireto olona mpamoron-javatra 3 ireto. Japonais, Amerikana ary 1 gasy...... Samy naneho ny fahaizany ary izy 3. Teo @ Japonais aloha dia nataon'ilay Japonais teo @ sofiny ny ankih...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 17/09/2008 10:07
bozyboleta
(
12/09/2008 11:46)
Fianarana teny Espaniola
Sao dia mba misy namana mahafantatra ivo toerana na sekoly afaka mampianatra teny Espaniola eto Antananarivo?
Misaotra mialoha amin'ny fanampianao....
tohiny
arn
(
12/09/2008 08:50)
polo 3 diesel
sao mba afaka manoro mpivarotra enareo fa mitady plage arrièren-na polo 3 zà fa orera be ny anay e, de ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 12/09/2008 16:25
arn
(
12/09/2008 08:26)
Rado ( Georges andriamanantena) poety
Mba hanontany vaovao aho momba ny étatn' Rado poety fa tena mba mpakafy ny soratananany hatry ny fony kely.
Ny henoko farany mantsy de hoe comateux eny @ girard?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 05:49
rafangotsohana
(
12/09/2008 08:02)
tononkira tranainy
Sao dia mba misy mahay an'ilay hira hoe : "ANDAO ITY TANA-NAHAZATRA, HANJENY FA OLO-MAHANTRA, LAHY E! LAHY E ! Dia mba iza no mihira azy?
Misaotra, Tompoko!...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 15/09/2008 08:59
malalajamuel
(
12/09/2008 07:09)
Raiko o!
Mba misy manana ilay hira fanampiny Raiko o ve? misaotra maika kely :wink: ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 12/09/2008 17:13
idiams
(
12/09/2008 06:59)
tononkira ampelasoa ny ainga
salama
gagagaga ihany aho fa ny tarika ny ainga tsy mba mandeha aty fort dauphin mihitsy...
tohiny
naritsimba
(
12/09/2008 05:20)
JOYEUSE ANNIVERSSAIRE NANIIE
Dia mirary anao ho tratry ny taona maro mitsingerina. Manaova fety mahafinaritra, aza adino ny gateaux @ sabotsy eh!
[i]naritsimba[/i]...
tohiny
novalian'i Naniie ny 12/09/2008 17:11
rastafarai
(
12/09/2008 02:40)
Tsy kopy
:roll: Aminareo,otrinn kay no tokony karama ampy any Dago ra miaina normal? (manofa trano,mandou fré,mampiana-janaka,mihinana ara-dalana,mitafy...)...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 23/09/2008 03:28
rastafarai
(
12/09/2008 02:35)
Vizaka
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?: ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 01/10/2008 15:09
fiary
(
11/09/2008 20:42)
frottis de controle ve midika inona
za ry reto nisy infection fa tsy infection hpv aloha eh! de nasain'ny gyneco manao frotiis de controle rehefa vita ny traitement ; midika ve zany fa misy zavatra mampiahiahy an-...
tohiny
novalian'i boussa ny 24/10/2008 14:53
fiary
(
11/09/2008 20:39)
frottis de controle ve midika inona
za ry reto nisy infection tsy infection hpv aloha eh! de nasain'y gyneco manao frottis de controle ; misy zavatra mampiahiahy azy ve ao sa juste controlena fotsiny ...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 18/09/2008 18:18
xxx
(
11/09/2008 17:15)
Miss mayotte
Misy manja kosa le ny tsebakavavy spikrina an !
[url]http://http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x6pvnh_miss-mayotte2008_music[/url]
...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/09/2008 17:29
ni81
(
11/09/2008 16:26)
Malagasy no lany Miss 2008 tao Bretagne
Voalaza fa io tovovavy io dia malagasy.
http://paysdechateaubriant.fr/Bianca-Taillard-elue-Miss-Bretagne-a-Chateaubriant_a4154.html?print=1...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 19/09/2008 20:28
soanaly
(
11/09/2008 14:54)
Fandovàna
Miarahaba ,
Fanontaniana manitikitika maromaro
1-Hafiriana aorian'ny nahafatesan'ilay olona kay ny fikarakarana ny ttasy fandovàna, toa misy delai izy izay raha tsy diso zah
2-Raha samy ...
tohiny
novalian'i soanaly ny 12/10/2008 11:35
