Fandovàna

1. soanaly ( 11/09/2008 14:54)
Miarahaba ,
Fanontaniana manitikitika maromaro

1-Hafiriana aorian'ny nahafatesan'ilay olona kay ny fikarakarana ny ttasy fandovàna, toa misy delai izy izay raha tsy diso zah

2-Raha samy tsy misy any antoerana ireo mpandova , azo atao v ny manome procuration avy aty ivelany sa tsy maintsy mila presence any

3-Tsy manana nationalité gasy ilay mpandova, tonga d mandeha ho azy v sa mila ttsy mpitsopitsony bdb

4-Raha hangataka nationalité, inona doly kay no mety ilaina ( marihina fa gasy 100% izy fa ny ttasy fotsiny no tsy ananany
:P )

sotsa mialoha
novalian'i soanaly ny 12/10/2008 11:35
2. fahamarinana ( 12/09/2008 03:57)
:arrow: ilay fanontaniana 1 voalohany tsy voavaliko aloha an !!Ny mikasika ny procuration dia azo atao ,ny cas-ko manokana dia nanantona notaire taty aho ni-valider ilay signature aloha (efa aman-taona anefa izany ka mila verifier-na raha mbola azo atao )...Momba ny fandovana nefa tsy manana nationalité gasy dia efa resaka nandeha teto ihany koa,zà aloha naheno koa fa tsy mahazo mandova ny zanaka raha tsy manana nationalité fa mila koa verifier-na juridiquement parlant any dago (dia raha mba mahazo valiny ianao dia mba zarao eto..).Ary farany ato amin'ity rohy ity ny resaka demande de nationalité gasy dia mahereza e.Rubrique consulat/formalités/declaration de nationalité
http://www.ambassade-madagascar.fr/
3. soanaly ( 12/09/2008 19:14)
Sotsa tompoko :D :-* :-*

devant gara Tamatave io sary io e :)
4. fahamarinana ( 12/09/2008 19:19)
:arrow: oui,devant gare tokoa,avy any toamasina angaha i soanaly ? (l)
5. zoara ( 21/09/2008 14:43)
mety hahavaly ny fanontanianan voalohany ity,fa fandovana tany lay izy ka asa:
dadabe-nay maty t@ 1984,vao t@ 2006 teo ny natao ny taratasy fandovan'ny maman-nay:ttsy nilaina t@ zay:acte de deces,acte de notoriete(sur papier libre,signés par des temoins,manambara fa an'ilay maty io fananana io ary mpandova ara-dalana ilay handray lova),de mandalo ao @ notaire,de avy eo mandeha any @ enregistrement misy taratasy fenoina mitanisa ny fananana rehetra,de mankany @ domaine,manka ny certificat d'immatriculation fonciere,miaraka @ duplicata ny titre foncier,,de avy eo manao demande ny famindra azy @ mpandova!
alohany hikarakara an'io de manaova "cure de patience" be dia be,fa raha tsy zay de mi galere ao @ labyrinthe interminable,
6. soanaly ( 22/09/2008 19:46)
Merci Zoara :-* ; ary toa mila mandalo etape bdb kay ilay izy :oops:

Fahamarinana, ary lasa niova any Ambodiatafana indray ilay sary o :)
7. endrika01 ( 07/10/2008 13:39)

mety hahavaly ny fanontanianan voalohany ity,fa fandovana tany lay izy ka asa:
dadabe-nay maty t@ 1984,vao t@ 2006 teo ny natao ny taratasy fandovan'ny maman-nay:ttsy nilaina t@ zay:acte de deces,acte de notoriete(sur papier libre,signés par des temoins,manambara fa an'ilay maty io fananana io ary mpandova ara-dalana ilay handray lova),de mandalo ao @ notaire,de avy eo mandeha any @ enregistrement misy taratasy fenoina mitanisa ny fananana rehetra,de mankany @ domaine,manka ny certificat d'immatriculation fonciere,miaraka @ duplicata ny titre foncier,,de avy eo manao demande ny famindra azy @ mpandova!
alohany hikarakara an'io de manaova "cure de patience" be dia be,fa raha tsy zay de mi galere ao @ labyrinthe interminable,

8. fahamarinana ( 07/10/2008 14:21)
soanaly:
Fahamarinana, ary lasa niova any Ambodiatafana indray ilay sary o

:arrow:tsy ambodiatafana fa toa ilay lalana miditra any toamasina be voanio iny no fijeriko azy nefa mety ho diso koa aho an...,tena mpandeha toamasina kosa raha mahalala an'ny ambodiatafana kouh :) (l)
9. tsiambaratelo ( 08/10/2008 01:41)
Miarahaba , Fanontaniana manitikitika maromaro 1-Hafiriana aorian\'ny nahafatesan\'ilay olona kay ny fikarakarana ny ttasy fandovàna, toa misy delai izy izay raha tsy diso zah 2-Raha samy tsy misy any antoerana ireo mpandova , azo atao v ny manome procuration avy aty ivelany sa tsy maintsy mila presence any 3-Tsy manana nationalité gasy ilay mpandova, tonga d mandeha ho azy v sa mila ttsy mpitsopitsony bdb 4-Raha hangataka nationalité, inona doly kay no mety ilaina ( marihina fa gasy 100% izy fa ny ttasy fotsiny no tsy ananany :P )
10. tsiambaratelo ( 08/10/2008 01:45)

11. soanaly ( 12/10/2008 11:35)
Endrika1 , Tsiambaratelo , :roll: :roll: :roll:

Fahamarinana, tanàna nahabe Toamasina :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1554