frottis de controle ve midika inona

1. fiary ( 11/09/2008 20:42)
za ry reto nisy infection fa tsy infection hpv aloha eh! de nasain'ny gyneco manao frotiis de controle rehefa vita ny traitement ; midika ve zany fa misy zavatra mampiahiahy an-dry zareo ao sa juste controlena fotsiny
novalian'i boussa ny 24/10/2008 14:53
2. zoukimi ( 11/09/2008 21:27)
Gay le aza, shaika mba hamaly kay le igy tsha misy javatra fantatro!
8-)
Kanefa soucieuse be ianao de http://pagesperso-orange.fr/college-gyneco.cvl/fiches/frottis.htm sao dia mba manampy anao ihany!
:°)
3. volana1 ( 12/09/2008 08:32)
Mba contôle fotsiny akia zany a ! Jereny ny cellules ao raha misy anormales, na misy aretina hafa fa tsy dia hoe inona akory, az a dia be eritreritra, rehefa hita ny valiny hitan-dry eo !
4. boussa ( 24/10/2008 14:53)
otrany controle rehetra ihany ka, fa avy ainio no afahny manao diagno ny momba anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836