za ry reto nisy infection fa tsy infection hpv aloha eh! de nasain'ny gyneco manao frotiis de controle rehefa vita ny traitement ; midika ve zany fa misy zavatra mampiahiahy an-dry zareo ao sa juste controlena fotsiny
Gay le aza, shaika mba hamaly kay le igy tsha misy javatra fantatro!
8-)
Kanefa soucieuse be ianao de http://pagesperso-orange.fr/college-gyneco.cvl/fiches/frottis.htm sao dia mba manampy anao ihany!
:°)
Mba contôle fotsiny akia zany a ! Jereny ny cellules ao raha misy anormales, na misy aretina hafa fa tsy dia hoe inona akory, az a dia be eritreritra, rehefa hita ny valiny hitan-dry eo !