Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
09/09/2008 15:18)
mitady ilay namana
Nisy namako izay tato amin'ny serasera. Tena correspondent nahafinaritra ahy mihitsy izy. Nampite :-* isaky ny miresaka (chat) aminy.
Nandritra ny volana maromaro izay anefa dia tsy namaly ny hafatr...
tohiny
novalian'i haritianah ny 21/11/2008 08:46
wahents
(
09/09/2008 14:51)
Miavona ny gasy rhfa aty Dago nefa rehefa any andafy...
Eny oa! Sipa nanatrika ny fiainana tany am-pita tsy ela aho de mahatsikaritra fa rehefa any ny gasy de mitady namana gasy aingana raha tsy izany ts tamana.De nefa rehefa tonga aty oh sarotra raisina i...
tohiny
novalian'i tsiory94 ny 13/04/2009 14:58
volana7
(
09/09/2008 10:58)
machine à laver
za ry reto mba te hividy machine à laver de mba saika hanontany izay efa manana indrindra ilay marque ocean TSARA VE...
tohiny
novalian'i volana7 ny 02/10/2008 14:43
xxx
(
09/09/2008 10:41)
Tsimati sy hao sy ny sns..
Hiangaviana i tsimati sy hao sy ny sasany mba hiverina amin'izany fa lasa lava loatra ny vacancen-dry zareo.
Raha vao tsy misy zavatra ho tsikerana mantsy eto dia lasa motramotraka ilay fandraisan...
tohiny
novalian'i penguin ny 17/09/2008 14:42
tambawaks
(
09/09/2008 07:33)
volo miongotra
sali r'reto a
aôna kay ny fomba atao hampijanona volo miongotra be???????...
tohiny
novalian'i ni81 ny 19/09/2008 12:17
mihas
(
09/09/2008 07:26)
Hangataka tononkira
Slt daolo!
Mba mangataka ny tonon'ny lay hira hoe "Apetrako eo Aminao",Miala tsiny fa ts aiko n mpihira azy fa ty misy sombiny kely @ lay hira:
Apetrako eo Aminao ny amiko avokoa
Foiko ho tantanana...
tohiny
ni81
(
09/09/2008 07:24)
Décoration
Misaotra ny namana!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6grrr_orange-et-kiwi-001_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6gqo3_orange-et-ki...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/12/2008 08:36
ZZZZZZZZ
(
09/09/2008 05:15)
Ho antsika izay tsy faly amin'ny ataon'ny Moov/DTS
[url]http://mila-fiovana-ny-moov.eliezedeck.com/[/url]
Ho an'izay client an'ny Moov/DTS, 'zay niharan'ny tena [b]tsy rariny intsony[/b] ny amin'ny [u]connexion ratsy be sy mahamenatra[/u], manasa a...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:13
sergeig
(
08/09/2008 21:34)
tanisa
mba hangataka ilay hiran'i Nly Rakotofiringa ilay hoe Tanisa iny tompoko !...
tohiny
novalian'i ni81 ny 11/09/2008 10:59
naughtyboy
(
08/09/2008 19:03)
sao efa tsy fanajana ny lalany zavaboahary intsony izao..
tsy rediredy ty fa tena zava misy ity nanaitra ny saiko eto ity hozaraina fa tsy resaka honohono,na atao ampitahorana ny hafa ka isika no ts1/1 no iaramahita ny mety hiseho avy eo..
ny fandaharan\'as...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/11/2008 13:58
ni81
(
08/09/2008 18:06)
Oviana marina no niantombohan'ny serasera.og
Misaotra ny mpikarakara eto @ serasera @ fanatsarana isan-karazany.
Misy fanontaniana mba manitikitika ny saiko:
- oviana marina no niforona ity tranon-kala ity?
- raha tsy miditra ato mandritry n...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 10/09/2008 18:03
niryna
(
08/09/2008 17:07)
E.E.E. ,veloma hatreo ny fifidiana charbon !!!!
Samy hiaraha-mahalala ny fidangan'ny vidim-piainana.toa samy mampiakatra izay tiany atao daholo ireo mpivarotra,asa lahy....variana amin'ny fitadiavana koa angamba ireo vaomieran'ny fanarahamaso e :c...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 16/09/2008 20:11
xxx
(
08/09/2008 16:58)
Tokony halalaka hono ny fomba fiteny ka tonony @ anarany
26. Mpandefa : taref [ Valio ] 05-09-2008 07:28:06
Lohateny : Re : mety ho bevohoka v?
ka mila zarina ny saina hiaino anreny teny reny fa tsy atao sarinteny fôna !
Fory na kindy fa tsy fivavia...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/09/2008 12:43
rodro
(
08/09/2008 15:45)
katao anizany
:lol: ...
tohiny
itaramasoandro
(
08/09/2008 15:31)
fiovana
Raha "telomiova" ny sary famantàrana ny "serasera", mankasitraka ny aty; fa mba aiza kosa ary ny daty famantàrana ny andro iseoany? Tsara raha ampiana io daty io eo @ takelaka fandraisana. Misaotra ...
tohiny
novalian'i ssendra ny 08/09/2008 19:15
thytijol
(
08/09/2008 13:26)
fitiavana sarotra
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no a...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/09/2008 12:24
bazylou
(
08/09/2008 13:18)
danza be izany anaran tanana izany a n
zomabealoka,
mnaingazipo
Andranomiketrika
anjazafotsy...
tohiny
novalian'i fitiatantely ny 29/11/2008 08:39
bazylou
(
08/09/2008 12:51)
hay katahotra be ne tenisany
Yvan Randriasandratriniony
« Non à la prise de pouvoir par la rue »
lundi 8 septembre 2008, par Eugène R.
Y. Rasandratriniony n’a pas ménagé l’opposition. Le présiden...
tohiny
novalian'i karavasy ny 09/09/2008 14:29
rodro
(
08/09/2008 11:41)
dj knife mila fö
mitady tonokiry ny dj knife mila fö...
tohiny
novalian'i rodro ny 05/11/2008 16:15
pp87
(
08/09/2008 07:43)
mba omeo evtra ze tsara ndindra
za manana sipa ,azo atao oe vady be ian za fef ela no niarak zay.izy alou ef nteny t@ko ian t@zay vo nanomboka niarak oe ef mananjanaka ray sy efa nanambady vita ny retraretra fefa divorcé ryzreo.ef...
tohiny
novalian'i ganakely ny 11/09/2008 10:59
