Tsimati sy hao sy ny sns..

1. xxx ( 09/09/2008 10:41)
Hiangaviana i tsimati sy hao sy ny sasany mba hiverina amin'izany fa lasa lava loatra ny vacancen-dry zareo.

Raha vao tsy misy zavatra ho tsikerana mantsy eto dia lasa motramotraka ilay fandraisana anjara eto amin'ny serasera. Ilay fanakianana isan-karazany amin'ny tsy misy antony tokoa mantsy no fonds de commerce eto.
novalian'i penguin ny 17/09/2008 14:42
2. Noue ( 09/09/2008 10:54)
xxx:

Raha vao tsy misy zavatra ho tsikerana mantsy eto dia lasa motramotraka ilay fandraisana anjara eto amin'ny serasera. Ilay fanakianana isan-karazany amin'ny tsy misy antony tokoa mantsy no fonds de commerce eto.
tena politika marina ity


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. karavasy ( 09/09/2008 14:19)
Politikan'ny xxx io ka asa na inona no tiany ho avy. Na izany aza mba vonoy ilay baolina f'aza variana mikonetaka. Gadra zay eeee. Vonjeo re olona ooo. Vary be :-D :-D =)) =))
4. ravatorano ( 15/09/2008 08:10)
voan'ny karavasy v ny gadra ka miantso vonjy oooo
=)) =)) =)) =)) =))
5. nikah ( 15/09/2008 11:02)
Nisy nanisy DDT angamba i Hao de maty ko!i tsimaty in-1 lany hery ka mbola miala sasatra kely.
6. penguin ( 17/09/2008 14:42)
Mba omeo ilay hevitra tena ilain'ny vahoaka f'aza variana milalao voromaty sy be resaka fotsiny e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3687