machine à laver

1. volana7 ( 09/09/2008 10:58)
za ry reto mba te hividy machine à laver de mba saika hanontany izay efa manana indrindra ilay marque ocean TSARA VE
novalian'i volana7 ny 02/10/2008 14:43
2. Rafotsy ( 13/09/2008 10:39)
Manao ahoana ianao !
Ny ahy aloha dia Arthur Martin naharitra ela be mihitsy , avy eo Ariston , tsy dia naharitra loatra , dia izao indray whirlpool , vao 2 taona aho no nisolo , ka dia ho hita eo !
Io marque ocean lazainao io indray dia tsy fantako !
Fa arakaraka ny isany olona ao an-trano aloha dia ny consommation electrique no hijerena azy ! Ka dia mahita ny soa e !
3. masisokely ( 13/09/2008 21:15)
tena mbola tsy fahenoko io marika ocean io raha resaka machine isakarazany izany....
raha mora vidy dia adaboy fa mety tsy bonne qualité
4. volana7 ( 02/10/2008 14:43)
manaona daholo

hono wa aty mada efa misy mivarotra ireny boule de lavage ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2139