Décoration
1. ni81
(
09/09/2008 07:24)
Misaotra ny namana!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6grrr_orange-et-kiwi-001_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6gqo3_orange-et-kiwi-002_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6grrr_orange-et-kiwi-001_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6gqo3_orange-et-kiwi-002_creation
novalian'i diamondra27 ny 11/12/2008 08:36
4. mirana5
(
09/09/2008 17:59)
Bravo!, fa azonao atao tsara koa @ antsy maranitra ny manao rosy kely @ hoditra voatabia, na panier kely @ citron na orange , na melon na pastèque!
ANDRAMO FA TSOTRA KELY SADY JOLIJOLI OOOO!!!! :lol:
ANDRAMO FA TSOTRA KELY SADY JOLIJOLI OOOO!!!! :lol:
5. fahamarinana
(
12/09/2008 18:55)
:arrow: ary misy mahay manao recherche sur internet mihintsy ato an... :wink: (l)
6. ni81
(
12/09/2008 19:19)
ary misy mahay manao recherche sur internet mihintsy ato an...:lol: :lol: ahitan-draha ange ity anterineto ity e!
7. fahamarinana
(
12/09/2008 19:24)
:arrow: aiza ary no mety ahitanay an'ny ni81 zao amin'izany... :) (l)
8. ni81
(
22/10/2008 06:02)
aiza ary no mety ahitanay an'ny ni81 zao amin'izany...oups ary izao ity vao hitako! :lol: :lol: ao @ tontolon'ny serasera ao jereo fa misy! :lol:
9. diamondra27
(
11/12/2008 08:36)
hahaha , aza mampime wa an
andraso fa hanao deco hafa ndray za de alefako ao ihany , atao sur commande
ny ahy le hira no tena tiako ao aloha e de le we comment enerver un flic ao am le blag hahaha =)) =))
saotra akia ry ni81 a
andraso fa hanao deco hafa ndray za de alefako ao ihany , atao sur commande
ny ahy le hira no tena tiako ao aloha e de le we comment enerver un flic ao am le blag hahaha =)) =))
saotra akia ry ni81 a