mba omeo evtra ze tsara ndindra
1. pp87
(
08/09/2008 07:43)
za manana sipa ,azo atao oe vady be ian za fef ela no niarak zay.izy alou ef nteny t@ko ian t@zay vo nanomboka niarak oe ef mananjanaka ray sy efa nanambady vita ny retraretra fefa divorcé ryzreo.efa 10 ans passé no nisaraandry zareo tsis relation tsony mitsy.ny antony oe tsis relation tsony mits a,za eo akaikin mandrakariva maita ny ataony fona.de nef za tena ti be anazy de iertrertra ny atao rara mitsy zay.nefa ve tena marna oe ol efa mariéé na divorcé aza de ts afk manambady fanindroany tsony oe surtout atao mariag an apengonana nefzay ntena mba faniriko @le andro ray leibe @fiainako io? d mb in nmety atao
répondu par ganakely le 11/09/2008 10:59
2. Noue
(
08/09/2008 08:02)
ié ! rehefa natao mariazy tany am-piangonana kosa aloha dia tsy azo atao intsony io e !
fa azonao atao koa anié no ohatra hoe maka pretra dia izy no manamasina ny mariazinareo any @ toeran-kafa fa tsy any am-piangonana e ! raha tena vonona ny hanambady azy ianao. :)

3. ssendra
(
08/09/2008 11:40)
ounts! afaka miditra ampmengona ho haasinina fotsiny ko! efa nahita maromaro nanao anzay zà tsinona....
4. myaina
(
08/09/2008 12:02)
raha ny fahafantarako azy indray dia izao:
raha catholique d tsy mety intsony ny manambady in 2
fa ny protestante (fjkm io an) dia toa afaka raha ny misaraka vokatry ny fijangajangana ihany!!
ny anglican, no afaka manambady fanindroany, fa ny condition s tsy tena haiko tsara!
Marihiko fa hevitra izao, izany hoe mety ho elatif io arakaraky ny pretra/ pastera / fa ny tsara aminao d ny miresaka mivantana amin ireo RAR am-panahy ireo!!
Ny pastera n ny fiangonanay izao (FJKM) d tsy mety hanamasina mariazy ivela ny fiangonana, nefa misy manao iazny!!
bonne chance!

5. Noue
(
08/09/2008 12:08)
ssendra:raha katolika dia tsia ! raha ny hafa tsy aiko.
ounts! afaka miditra ampmengona ho haasinina fotsiny ko! efa nahita maromaro nanao anzay zà tsinona....
6. ssendra
(
08/09/2008 12:19)
ka môpera anie no manamasina amin'izany e! tsy catholique ve izany???
tsy misy lalànany io no fahitako azy fa rehefa miresaka ami'nny mompera dia mety... tsy sarotiny amin'izany izy angamba....tsy ankasarotina izany e!

7. ikaretsaka
(
08/09/2008 12:24)
ssendra:
ounts! afaka miditra ampmengona ho haasinina fotsiny ko! efa nahita maromaro nanao anzay zà tsinona....
normalement tsy mahazo ka.
fa ny olona mao mahita fika foana, hoe Hamasininy any @ FJKM ohatra dia avy eo any @ METM na Jesosy mamonjy de mety
fa raha heo Jesosy mamonjy anankiray ohatra de misaraka dia miverina hieritreritra heo nahita sipa hovadiana vaovao ka hiverina any @ Jesosy mamonjy ihany hanamasina azy dia tsy mety
8. Noue
(
08/09/2008 12:32)
ssendra:angamba tsy katolika ianao.
tsy misy lalànany io no fahitako azy fa rehefa miresaka ami'nny mompera dia mety... tsy sarotiny amin'izany izy angamba....tsy ankasarotina izany e!
9. myaina
(
08/09/2008 12:32)
ny maty vady aloha mety mbola bbe ny chance noho ny divorcé e!!
fa miresaha aminny mpitarika fiangonanareo ihany ianao ry pp87 sao d mba... Ankino amin'Andriamanitra foana koa ny fikasanao ...

10. Noue
(
08/09/2008 12:40)
ssendra:
ka môpera anie no manamasina amin'izany e! tsy catholique ve izany???
tsy misy lalànany io no fahitako azy fa rehefa miresaka ami'nny mompera dia mety... tsy sarotiny amin'izany izy angamba....tsy ankasarotina izany e!
http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/mariage_divorce.htm#remariage
11. ssendra
(
08/09/2008 12:50)
ny zavatra hitako no hamariniko fa izaho tsy mandalina fivavahana loatra ka matoa misy manao dia ekena izany ny fanaovana ani'lay izy....
izaho manokana nohasaina nanatrika ny mariage n'ilay olona, ilay rangahy efa nanambady divorcé fa i kalakely mbola vao voalohany nanambady
fa niditra ampiangonana natao fanamasinana
nihinana kominio ny olona rehetra tao.
Ny bla bla bla ny fiavahana tsy haiko satria izaho tsy lmpandalina an'io
fa ny zavatra hitako vêcu no lazaiko eto amin'ny forum.

12. ssendra
(
08/09/2008 12:52)
myaina:
ny maty vady aloha mety mbola bbe ny chance noho ny divorcé e!!
fa miresaha aminny mpitarika fiangonanareo ihany ianao ry pp87 sao d mba... Ankino amin'Andriamanitra foana koa ny fikasanao ...
ekeko ilay hoe miresaha amin'ny mpitarika ny fiangonanareo
raha ry zareo mopera aty ivelany aloha tsy sarotiny raha miresaka aminy
fa ny any madagasikara no tsy haiko satria ny any voto-pinoana be
13. ikaretsaka
(
08/09/2008 12:55)
raha kato aloha no misy divorceka hoe hiverina hamasinina any @ kato de non be mihitsy ny an-dry zareo e..
fa ny fataon'ny olona dia any @ le sekta kely ireny izy no mandeha de tsy miteny de basy

14. Noue
(
08/09/2008 13:01)
ssendra:au contraire e ! ny any ivelany no tena sarotiny @ io ! ny malagasy angamba no mbola azo (angamba) resahina sy midinika aminy.
raha ry zareo mopera aty ivelany aloha tsy sarotiny raha miresaka aminy
fa ny any madagasikara no tsy haiko satria ny any voto-pinoana be
"ikaretsaka":tena marina io ! ny kato tsy hanaiky an'zany mahintsiny e !
raha kato aloha no misy divorceka hoe hiverina hamasinina any @ kato de non be mihitsy ny an-dry zareo e..
15. tess
(
08/09/2008 13:06)
ikaretsaka:
raha kato aloha no misy divorceka hoe hiverina hamasinina any @ kato de non be mihitsy ny an-dry zareo e..
fa ny fataon'ny olona dia any @ le sekta kely ireny izy no mandeha de tsy miteny de basy
ka izaho hoy aho tsy mamorona fa ny zavatra hitako sy natrehiko no confriméko aminareo eto, fiangonana katholique mihintsy ilay izy ary fiangonana misy mpivavaka isak'alahady....
ny afaka mi confirmé ny zavatra tsy haiko sy tsy hitako aho fa ny efa nandalovako no hamariniko tsy misy tombotsoa azoko hitantara zavatra tsy marina.
16. ikaretsaka
(
08/09/2008 13:10)
ka confirme ve hoe natao mariazy kato le divorce(e) sy ny vadiny teo aloha?? raha izay dia tsy Possible
na soit koa lery tsy fantatr'ilay Mompre na diosezy na tsy nioteny heo efa vita mariazy
tsy vitan'ny hoe nahita sy nanatrika fotsiny ange ry tess no hoe afaka mi confirme fa mba asiana fanadihadiana sy mba jerena ny any @ coulisses any e! :wink:

17. ssendra
(
08/09/2008 13:14)
ikaretsaka: ka izaho hoe tsy mpandalina io otranareo fa ny zavatra hitako no hamariniko sy hamafisiko, namasinin'i mopera ny marin'izy roa dia dia niditra fengonana katolika :wink: azfd klou fa kobo teo za hoe i sendra namaly i tess:-D
ny tiako ahatongavana amin'ny hevitro dia hoe afaka hamasinina fotsiny any ampengonana ny mariazy na dia efa nisy divorcé aza, koa izaho tsy manadihady fa niditra fengonana de namasinina ny mariazy hihihihihih

18. Noue
(
08/09/2008 13:47)
ssendra:
ikaretsaka: ka izaho hoe tsy mpandalina io otranareo fa ny zavatra hitako no hamariniko sy hamafisiko, namasinin'i mopera ny marin'izy roa dia dia niditra fengonana katolika :wink: azfd klou fa kobo teo za hoe i sendra namaly i tess:-D
ny tiako ahatongavana amin'ny hevitro dia hoe afaka hamasinina fotsiny any ampengonana ny mariazy na dia efa nisy divorcé aza, koa izaho tsy manadihady fa niditra fengonana de namasinina ny mariazy hihihihihih
http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/mariage_divorce.htm#remariage
mba vakio io ry tess , ssendra a ! dia mazava @ nareo ilay izy !
19. Noue
(
08/09/2008 13:52)
1. Pourquoi l’ Église ne permet-elle pas le remariage religieux des divorcés ?
Certains considèrent l’interdiction du remariage religieux comme une « punition » et pense que l’Église, qui par ailleurs prêche le pardon, ne pardonne pas le divorce.
En fait, ce n’est pas en terme de pardon et de punition que se présente ce problème. Si l’Église ne permet pas le remariage religieux des divorcés, c’est qu’elle ne peut pas le faire. Elle ne peut pas rompre le lien sacré du mariage et faire un second mariage.
Certaines personnes qui épousent un divorcé, mais qui ne sont pas divorcés elles-mêmes, ne comprennent pas pourquoi elles ne peuvent pas se marier à l'église. - Ce n'est pas possible par ce qu'elles épousent quelqu'un qui est déjà marié devant Dieu.
Orientations de Mgr Doré archevêque de Strasbourg pour une pastorale des personnes divorcées et divorcées remariées
Un temps de prière peut être envisagé avec le nouveau couple. Pour décider de l’opportunité d’une telle démarche, il convient de tenir compte des circonstances de la séparation et des répercussions possibles sur l’ancien conjoint et l’ensemble de la communauté. Ainsi est-il recommandé au couple de choisir un autre jour que celui du remariage civil, si possible avant celui-ci. Il convient de distinguer l’invitation à la mairie de l’invitation au temps de prière. Il est souhaitable de trouver un autre lieu que l’église paroissiale, en veillant à n’entretenir aucune ambiguïté quant à la nature de ce temps de prière – au cours duquel il n’y aura ni échange de consentement, ni bénédiction d’alliance, ni bénédiction nuptiale, ni signature de registre.

20. hanta77
(
08/09/2008 13:57)
misorata fotsiny zany de ataovy milay be ny fety :) de aza adino za @ invitation