mba omeo evtra ze tsara ndindra
21. ssendra
(
08/09/2008 14:03)
noue: ka zà tsy hamaky an'io ho aho fa izaho tsy mpandalina , mazava kosa angamba izay, ny zavatra hitako no lazaiko sy hamariniko :-D :-D :-D
juste milaza aminareo fotsiny aho fa nisy ilay fanamasinana tany ampiangonana nataon'i mopera, ampy angamba izay ô! fa tsy hifandahatra aminareo momba ny fivavahana mihitsy aho akory :-D
juste milaza aminareo fotsiny aho fa nisy ilay fanamasinana tany ampiangonana nataon'i mopera, ampy angamba izay ô! fa tsy hifandahatra aminareo momba ny fivavahana mihitsy aho akory :-D
23. ssendra
(
08/09/2008 14:21)
ka izay no hataoko hoe ny aty ivelany tsy sarotiny ny mopera fa rehefa miresaka aminy dia afaka manamasina ny mariazy any ampiangonana izy amin'ilay cas otran'ito dinika ito.
Mety ho nanao fahadisoana izy fa mbola tratra antitra tsara ao amin'ny fiangonana ao izy mampivavaka isakalahady :-D mandray kominio sns....
donko mamaly ny dinika fotsiny tsotra aho hoe misy ny manao an'io fanamasinana any ampiangonana io raha miresaka amin'ny mompera :lol:
ny aty aminay lmantsy dia fiangonana catholique no betraka, toa katholique avy ireo zareo vazaha aty.

24. kelly13
(
08/09/2008 17:16)
zay nge le zvt tsy azoko e, maninn ny catholika no mandà b ankitsirano fotsiny @ zao oe efa divorcé d tsy afaka hamasinina intsony ny mariaziny ra hanambady fanindroany na fanitelony na fanifiri-ème-ny aza e! d ny vita divorce devant ny fanjakana izany d tsy vita divorce devant an'Andriamanitra? zay v ny tian'i mompera ahatongavana? za ry reto katolika fa d tsy azoko mihintsiny le tian'izy ireo hahatongavana ka! za kou tsy mpandalina mitovy an'i ssendra fa mahita oe b filirony ny katolika, miala tsiny @ ze katolika aho! tsy hanao debat momba izany kou aho fa fantatro fa tsy ho resy lahatra ireo vontompinoana b :)
25. ni81
(
08/09/2008 17:50)
za manana sipa ,azo atao oe vady be ian za fef ela no niarak zay.izy alou ef nteny t@ko ian t@zay vo nanomboka niarak oe ef mananjanaka ray sy efa nanambady vita ny retraretra fefa divorcé ryzreo.efa 10 ans passé no nisaraandry zareo tsis relation tsony mitsy.ny antony oe tsis relation tsony mits a,za eo akaikin mandrakariva maita ny ataony fona.de nef za tena ti be anazy de iertrertra ny atao rara mitsy zay.nefa ve tena marna oe ol efa mariéé na divorcé aza de ts afk manambady fanindroany tsony oe surtout atao mariag an apengonana nefzay ntena mba faniriko @le andro ray leibe @fiainako io? d mb in nmety ataoManana namana aho, zanaka pasitera (mazava ho azy fa tsy katolika fa fiangonana hafa), efa nisara-bady ny olona niaraka taminy ary tsy nanaiky ny hitondrana azy tao @ fiangonana falehan-dry zareo ny mpiara-nivavaka taminy tao.
Nandeha tany @ Restaurant iray tao Antananarivo izy ireo ary dia tany no nohamasinina ny fanambadiany.
26. Noue
(
08/09/2008 18:16)
"kelly13":satria nahoana ? satria , amiko aloha io an ! dia alohan'ny hanambadiana dia tokony heritreretina lalina dia lalina io fanaovam-boady eo anatrehan'Andriamanitra io.
zay nge le zvt tsy azoko e, maninn ny catholika no mandà b ankitsirano fotsiny @ zao oe efa divorcé d tsy afaka hamasinina intsony ny mariaziny ra hanambady fanindroany na fanitelony na fanifiri-ème-ny aza e!
"ni81":izany aza tsy katolika akory ilay olona nefa tsy nanaiky satria @ zareo dia io fanaovam-boady eo hanatrehan'Andriamanitra io koa angamba no nahatonga azy tsy nanaiky.
(mazava ho azy fa tsy katolika fa fiangonana hafa), efa nisara-bady ny olona niaraka taminy ary tsy nanaiky ny hitondrana azy tao @ fiangonana falehan-dry zareo ny mpiara-nivavaka taminy tao.
amiko aloha dia rariny ihany raha mandaha ny fiangonana @ io e ! satria sarobidy anié ry zareo io fanaovam-boady io e !
marina fa possible , ary mety hisy ny fisarahana fa eo koa ny fanajana ny lalanam-piangonana.
27. ssendra
(
08/09/2008 18:21)
tokony heritreretina lalina dia lalina io fanaovam-boady eo anatrehan'Andriamanitra io.
toa betsaka ihany izay nieritreritra alohan'ny hanambady izay hanao voady eny ambony alitara fa rehefa hisaraka dia misaraka ihany e! :°)
28. ssendra
(
08/09/2008 18:25)
amiko aloha dia rariny ihany raha mandaha ny fiangonana @ io e ! satria sarobidy anié ry zareo io fanaovam-boady io e !
marina fa possible , ary mety hisy ny fisarahana fa eo koa ny fanajana ny lalanam-piangonana.
ka ny olona hivady anie tsy mahlala mihitsy hoe hisy sampona eo amin'ny fanambadiana ka hety hisy ny fisarahana e! ka raha sendra ny tsy maintsy hoe hisaraka izany dia hiaritra eo foan, ohatra mal traité lay iray izao dia hiaretana ihanh satria nanao voady teny ampiangonana ve????
29. Noue
(
08/09/2008 18:25)
ssendra:eny hoa ! tsy mandà an'io anié aho e ! fa hoy aho hoe : misy koa ny fanajana sy ny fanarahana ny lalanam-piangonana.
toa betsaka ihany izay nieritreritra alohan'ny hanambady izay hanao voady eny ambony alitara fa rehefa hisaraka dia misaraka ihany e! :°)
30. ssendra
(
08/09/2008 18:30)
ka inona ilay fanajàna sy ny fanarahana ny lalànam-piangonana ary e???
31. Noue
(
08/09/2008 18:33)
ssendra:eny hoa ! tsy mandà an'io aho ! raha fantatra dien'mialoha kosa ve hoe hisy ny sampona dia mbola handroso @ fanambadiana ihany?
ka ny olona hivady anie tsy mahlala mihitsy hoe hisy sampona eo amin'ny fanambadiana ka hety hisy ny fisarahana e! ka raha sendra ny
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
"ssendra":an an an kosa e ! tsy hoe hiaritra eo izy satria ohatra hoe mal traitée , afaka misaraka tsara anié izy e ! fa ny olana fotsiny dia ilay fanambadiana faharoa mbola andeha hivoady eo @ alitara eo hanatrehan'Andriamanitra.
ka raha sendra ny tsy maintsy hoe hisaraka izany dia hiaritra eo foan, ohatra mal traité lay iray izao dia hiaretana ihanh satria nanao voady teny ampiangonana ve????
32. Noue
(
08/09/2008 18:36)
ssendra:ilay fanaovam-boady eo hanatrehan'Andriamanitra.
ka inona ilay fanajàna sy ny fanarahana ny lalànam-piangonana ary e???
raha mivoady indray mandeha ianao eo hanatrehan'Andriamanitra (ny mariazy no tiako lazaina eto an) dia tsy azo atao ny mivoady fanindroany ! tokana ny voady masin'ny mariazy.
:) :) :) :)
33. ssendra
(
08/09/2008 18:54)
ka lafiny tsara sy fanajàna eo amin'ny lafin'ny fengonana ilay tsy fanekena an'ilay fanambadiana efa nisy iray divorcé
fa raha ilay iray kosa tsy divorcé fa mbola hanambady voalohany dia atao aiza ny fanasoavana raha mba nofinofiny ny hiditra fengonana hamasinina eny am alitara????de mino aho fa izay no antony naneken'ny mompera sasany an'ilay fanamasinana fotsiny :°)

34. Noue
(
08/09/2008 19:17)
ssendra:dia tsy miakatra alitara fa maka salle dia mangataka ny fahamasinan'io mariazy io ! azo atao tsara anié io e ! toa io daholo aza no ataon'ny olona izay tsy afaka manambady any am-piangonana ko!
ka lafiny tsara sy fanajàna eo amin'ny lafin'ny fengonana ilay tsy fanekena an'ilay fanambadiana efa nisy iray divorcé
fa raha ilay iray kosa tsy divorcé fa mbola hanambady voalohany dia atao aiza ny fanasoavana raha mba nofinofiny ny hiditra fengonana hamasinina eny am alitara????
:)
35. kelly13
(
09/09/2008 06:12)
d refa hamasinina any antoerankafa v le fanambadiana d tsy manao voady @ Andriamanitra le mpivady? nefa Izy nilaza oe "na aiza na aiza dia eo anatrehanareo foana Aho". dia inn no mahasamyhafa le izy na eny antoeran-kafa na eny ampengonana? mba misy afaka manazava v?
37. ssendra
(
09/09/2008 07:41)
dia tsy miakatra alitara fa maka salle dia mangataka ny fahamasinan'io mariazy io ! azo atao tsara anié io e ! toa io daholo aza no ataon'ny olona izay tsy afaka manambady any am-piangonana ko!
ka raha ny mopera izao aza manaiky ny hidirana ampiangonana koa inona indray no hitadiavana toerana hafa hanamasinana ny mariazy????
donko azon'ny mopera toléréna ilay situation ny fahitako azy :°) matia afaka manao an'izany izy toy ilay tranga itako matatetika taty aminay....
tsy dia ho sarotiny be hiditra lalina amin'ny hoe lalàna sns ny fenognana izy fa io voalazan'i kelly 13 io no kestion mipetraka.
38. ni81
(
09/09/2008 08:43)
ka raha ny mopera izao aza manaiky ny hidirana ampiangonana koa inona indray no hitadiavana toerana hafa hanamasinana ny mariazy????Tsy ny mompera rehetra ry ssendra no manaiky an'io a! Nisy katolika fantatro (eto frantsa), nanambady fanindroany izy dia tsy tao @ fiangonana katolika misy azy no natao ny mariazy (satria tsy nety mompera) fa tany @ fiangonana protestanta nisy an-dramatoa no nentina. Na ny renin'ilay lehilahy aza dia nanao hoe tsy mety izany mariazy fanindroany izany...Nefa efa vita fisarahana ara-dalàna t@ ilay voalohany ilay lehilahy zanany.
donko azon'ny mopera toléréna ilay situation ny fahitako azy matia afaka manao an'izany izy toy ilay tranga itako matatetika taty aminay....
tsy dia ho sarotiny be hiditra lalina amin'ny hoe lalàna sns ny fenognana izy fa io voalazan'i kelly 13 io no kestion mipetraka.
39. ssendra
(
09/09/2008 09:18)
ni81/noue ah! efa hoe ny zavatra hitako sy vêcue no hamariniko sy ambarako eto fa izaho tsy manao hoe ny mômpera rehetra no manao an'io
ny tiko ahatongavana dia hoe azo hatao ihany izany ilay izy arakaraka ny mopera hanao fanamasinana ny mariazy, ao ny mi tolère ao ny tsia izany hoe miankina am chance avy am mopera no hidirana ampiangonana hanamasina ny mariazy na tsia mazava ve???? :P

40. ni81
(
09/09/2008 09:27)
Ny azo hamintinana azy izany dia izao e: araka izay hifanarahana daholo ny zavatra rehetra; ka ny torohevitra ho an'i pp87 dia aleo angamba manontany izay hevitry ny mompera na pasitera ao @ fiangonana misy ilay ho vadiny dia eo vao mitady izay marimaritra iraisana, sa ahoana?