mba omeo evtra ze tsara ndindra
41. ssendra
(
09/09/2008 09:37)
ka izay! ignorer-na izay lalàna misy am fengonana fa manotany ny mpitarika fenognana raha possible dia afaka miditra fengonana izany raha tsy mety dia akory atao, afaka atao any antrano ny fanamasinana :°)
fa ny hitako hatrizay nety foana :-P taty aminay io
fa ny hitako hatrizay nety foana :-P taty aminay io
42. ni81
(
09/09/2008 09:43)
Fa ilay nolazaiko tery @ 24 tery io dia tena nanahirana mihitsy, satria nisy zanak'olona hafa talohan'io, efa divorcé ilay bandy dia natao tao @ ilay fiangonana ihany, fa nony hatao mariage ilay zanak'i pasitera dia nivory ny mambra dia tsy nanaiky ny hanaovana azy tao @ ilay fiangonana (satria ilay ho vinantony efa divorcé) dia tany @ restaurant no nataony ny mariazin'ny zanany.
44. tsihataorana
(
09/09/2008 11:44)
Zao reto no tena marina: na finoana inona ianao dia vady iray ihany no nekenao teo hanatrehan'Andriamanitra ka tokony tsy azonao hatao ny manasina fanindroany ny tokatrano raha ts efa maty ny anakiray aminareo. Donc, raha tena te hanao an'izany ra namana de @ ara-panjakana ihany no atao de atao mlay be fotsiny ny fety.
45. pp87
(
10/09/2008 10:30)
izy reto FJKM de za FLM a!za reto tena tianazy a!izy ko ten tiana foziz oe tsik ts maints atao mariage sady zay ko zany no mba tena faniriko sy ezaako mafy@fianarana sy iasako mafy mb o tonga @zay fotoana ray zay.n teniny t@ko alou de le vevav vadiny ono no tena nanao betise n naatonga azy tapakevtra fza tsy mrara anzny ftiko izy.nef ko ny RAR ko otran tsy de mankasitraka ani fiaaraanay fzany oe fomba ndry zareo RAR mou zay fref mifakati ve nekizy in no maasakan anzany.sa? fzany oe Andriamanitra no mahay mandamna n zvtr reetra
47. Eumilianah
(
10/09/2008 10:44)
Vonoy lay vadin'ilay olona efa marié de @zay afaka midtra ampiangonana ny raharahanareo satria efa maty ny anakiray.
48. ni81
(
10/09/2008 10:45)
Vonoy lay vadin'ilay olona efa marié de @zay afaka midtra ampiangonana ny raharahanareo satria efa maty ny anakiray.Fisainana ahoana koa? :roll:
49. Noue
(
10/09/2008 11:38)
Eumilianah:andray kosa e
Vonoy lay vadin'ilay olona efa marié de @zay afaka midtra ampiangonana ny raharahanareo satria efa maty ny anakiray.
:} :} :} :}
50. pp87
(
10/09/2008 11:48)
tsy amono olo zany mitsy za sady ny fisiny aza tsitako akory.zany ve n amonok ol na de tiko taknin az iz , za ary ef tena miertrertra mitsy oe sao de mvaly@na sanatri any ao aorina any zao ataok zao satri manko iz ten ts mandray n mombanle zaza mitsy.ko maik ve apina nazany dets meloka mandrapahafaty tsy ho tafidtra n fanjakan lantra mits.
51. ganakely
(
11/09/2008 10:21)
Tsy omena tsin kosa alo i Eumilianah satri entimpo be loatra @ lay fitiavana, nefa tsy mety zany mamono olon izany. Ankino à Atra fona ry pp87 fa tsis ra ts tanteraka raha mivavaka fa indrindra refa tia. De tohizo fona ny fitiavanao azy ary hajao fona izy.
52. tsihataorana
(
11/09/2008 10:26)
an!an!...... mendrasa andrazaka tsy hivalana eo fona ary de tafiditra any ampiangonana ho azy ny mariazy nareo ry pp87 an!
Ts aleo ajanona ny mariaz fa mitia fotsiny amin'izao?
Ts aleo ajanona ny mariaz fa mitia fotsiny amin'izao?
53. pp87
(
11/09/2008 10:50)
tsy maints maita evtra fona za ranga refa teana tikou izy a, sady ref tiana kou fza ndray tsy maints amasinina any apengonana fa apetrako eo apelatanan Andriamanitra zany refa anjara nenay frefa ts anjarako de zay zany no laatra
54. ganakely
(
11/09/2008 10:59)
Katolika ve enao sa inona eh? Inona no tena finonao? Raha sekt de vita ho azy fa hafaka manao mariaz, fa rah FFKM kosa de ts maints mankany @ lehibem-piangonana na pastera na eveka de jerena ny cas nareo sao mba hananandreo solution ry pp87
